Gen Z Université de Madagascar

Gen Z Université de Madagascar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gen Z Université de Madagascar, College & University, Antananarivo.

10/12/2025

🎓 Tsy nisy nahazo fanasana ireo filohan'ny Mpianatrin'ny Université manerana any Madagasikara?

🎤 Ahilika sahady ny Mpianatra?

09/11/2025

Atao conférence ny Fampielezan-kevitra amin'ny Fifidianana.

Fandaharan’asa no entin’ny kandidà Tsy misy fampandihizana. Taratasy misy ny fandaharan’asa no zaraina fa tsy fanomezana.

✔: ENY ✗: TSIA

Tohano hoe ny hevitrao 🫵🫵🫵

Gen Z Mahajanga

07/11/2025

🎓 Syndicat des Étudiants CNTEMAD
💡 “La clé de l’innovation, en route vers le succès.”

👉 Tsy fitakiana fotsiny ny anay, fa antso ho amin’ny fanovana.
Ny tanjona dia tsy ny hifanditra, fa ny hanova ho tsara kokoa.
Raha misy zavatra tsy mandeha, tsy midika fanoherana ny miteny fa fitiavana ny fandrosoana sy ny fampianarana tsara kokoa ho an’ny rehetra.

✊ Ny feon’ny mpianatra dia hery manova, raha mitambatra amin’ny fahendrena sy ny finiavana.


SDE Cntemad - Syndicat Des Étudiants

Lien Page: https://www.facebook.com/61583276485571/posts/122095162431109216/?app=fbl

Mentionneo ireo namana o Mpianatriny Cntemad oohhhhh

02/11/2025

𝗢𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲𝗻'𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 :

🔴🔥𝗡𝗶𝘀𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 (𝗙𝗼𝗿𝗼𝗰𝗵𝗲) 𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗳𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗼𝗻𝗲𝗻𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮.

🔷Androany tokony ho tamin'ny 3ora maraina teo ho eo, nisy fifandonana nahery vaika teo amin'ny mpianatry ny Oniversiten'Antsiranana sy tamin'ireo tanora avy any an-tampon-tanàna, antsoina hoe "Foroche".

🔷Antony, maro ireo mpampianatra mbola mipetraka ao amin'ny campus-n' ny mpianatra ka nasain'ny mpianatra niala, mba ho mpianatra ihany no mipetraka ao. Nahazo fe-potoana hialana ireo mpampianatra nefa nijanona foana izy ireo.

🔷Omaly, araka loharam-baovao azo, nanakarama tanora "Foroche" ireo mpampianatra mba hiady amin'ireo mpianatra tao amin'ny campus. 04 tamin'izy ireo no tratra fa ny iray maty namoy ny ainy.

🔷 Isan'ireo olona voakarama tratran'ireo mpianatra ity eto amin'ny sary ity.
__________________

02/11/2025

𝗙𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗿𝗼𝗯𝗼𝘁𝗶𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗣𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮 :

🔥🥇𝗡𝗼𝗿𝗼𝗺𝗯𝗮𝗵𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗲𝗸𝗶𝗽𝗮 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗺𝗲𝗱𝗮𝗹𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗮𝗺𝗲𝗻𝗮.

🔷Norombahin'ny ekipa malagasy ny medaly volamena tamin'ny "Courageous Achievement", nandritry ny fifaninanana Robotika Firsy Global Challenge 2025 izay natao tany . Fandresena izay mampisongadina hatrany ny fahaiza-manaon'ireo tanora Malagasy amin'ny lafiny fikirakirana ny teknolojia eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena.

📸FGC Team Madagascar
_____________________

Araho hatrany ny pejintsika, aza adinoina ny manisy sy mizara ny vaovao.

Photos from Gen Z Université de Madagascar's post 01/11/2025

Mankasitraka any Fitondrana, tonga dia esorina avokoa Izay tsy manaradalana sy tsy manana taratasy mazava, ary ireo mitakisina amin'ny tamboho Université dia tsy asina indrafo mihitsy ka miomana fa tsy maintsy andraisana fepetra avokoa, ary fepetra mitovy, arodana avokoa.

Ny any amin'ny faritra koa dia atao otrizay avokoa.

28/10/2025

🎤Hafatra Kely avy aminao ho any Mr Le Ministre ?

28/10/2025

🎓Mila Diovina avokoa ny Cité Universitaire manerana an'ny Madagasikara.

🎤 Sahy anohana ilay Ministre amizany vé ianao ?

26/10/2025

🎓Inona ny fangatahina atao vao eo Ilay Ministre Mesupres vaovao ?

🎤 Samia milaza ny azy hoe?

26/10/2025

🎓Inona ny rafitra mila ovaina raha Université no resahina ?

🎤 Samia miresaka ny Université misy azy avy?

25/10/2025

Cité Universitaire Antananarivo tokony Diovina avokoa !!
Lazao ao amin'ny Commentaires ny stratégie anao anaovana izany?

24/10/2025

Fanazavana tsotra momba ny fanalana ny zom-pirenena malagasy an’i Andry Nirina Rajoelina rehefa nanitikitika ka nanontany an'ny ChatGPT.

1. Inona no dikan’ny fanalana zom-pirenena?

Raha esorina amin’ny olona iray ny zom-pirenena malagasy, dia midika fa tsy Malagasy intsony ara-dalàna izy.

Ny Lalàna mifehy ny zom-pirenena eto Madagasikara dia ny Loi n°61-052 du 13 décembre 1961 (modifiée). L’article 42 amin’io lalàna io no mamela ny fanalana zom-pirenena raha olona:

✅ nanao asa manohitra ny tombontsoan’i Madagasikara

✅ nahazo zom-pirenena vahiny noho ny safidiny

✅ nanao hosoka tamin’ny fandraisana zom-pirenena

2. Fiantraikany amin’ny fiainana politika

Raha tsy Malagasy intsony i Andry Rajoelina:

✅ Tsy afaka mirotsaka ho kandidà intsony amin'ny: Filoham-pirenena (Article 45 – Lalàmpanorenana 2010)

✅ Solombavambahoaka

✅ Ben’ny tanàna sy mpanolotsaina monisipaly

✅ Tsy afaka mitondra firenena intsony, tsy manana zo politika (droits civiques)

✅ Tsy afaka mitana andraikitra ao amin'ny Fanjakana na miaramila

3. Afaka mbola enjehina ara-pitsarana eto Madagasikara ve izy?

ENY, azo atao tsara ny manenjika azy ara-pitsarana na dia tsy Malagasy intsony aza izy araka ny :

Code pénal malagasy – Article 4
→ "Azo enjehina eto Madagasikara izay nahavita heloka teto amin’ny tany Malagasy, na Malagasy izy na vahiny."

Article 137 – Constitution 2010
→ Filoha teo aloha dia tompon’andraikitra amin’ny asa nataony nandritra ny fitondrany.

✅ Raha nisy kolikoly, fanodinkodinam-bolam-panjakana, fanitsakitsahana zon’olombelona tamin’ny fitondrany dia azo enjehina eto Madagasikara izy.

4. Misy olana amin’ny fanenjehana azy ve ny maha Frantsay azy?

✅Raha mipetraka any ivelany izy dia mety ho:

mila Extradition (famerenana amin'ny fitsarana eto Madagasikara)

mila fifanaraham-piaraha-miasa ara-pitsarana eo amin’i Frantsa sy Madagasikara
→ Convention de coopération judiciaire no ampiasaina.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo