Prépa BACC 2026 Mada

Prépa BACC 2026 Mada

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Prépa BACC 2026 Mada, School, Antananarivo.

11/08/2026

Mamy kely ho an'ilay vokatra lehibe andrasanao✔️
Ho afaka BAC ianao RASEFO 🏆
🙏 AMEN BE ✨

10/08/2026

🚨 Alohan'ny hisafidianana FILIERES
✔️ Hapetrao amin'ny tenanao aloha ireto fanontaninana ireo mba tsy hanenenanao
👉 Ao

10/08/2026

✍️COURS PRÉPARATOIRE
hidirana L1 eny amin'ny Université

Tsy ho ela ‼️

10/08/2026

📌RÉSULTATS BACC 2026

✍️Délibération FIANARANTSOA
✔️Ho tanterahina rahampitso 11 Aogositra 2026

Araho hatrany ny pejy mba hafantaranao ireo vaovao mahakasika ny Résultats bacc 2026🌟

Photos from Prépa BACC 2026 Mada's post 09/08/2026

📌 Résultats BACC 2026
👉 ARIVONIMAMO, MIARINARIVO, SOAVINANDRIANA, ANALAVORY

🟢 HO AN'IREO AFAKA

🎉 Félicitations à tous les nouveaux bacheliers !
Ny faharetana, ny ezaka ary ny fikirizana dia nisy vokany.
Mendrika izany fahombiazana izany ianareo! 👏🎓

❤️ HO AN'IREO TSY AFAKA :
Aza kivy. Aza avela hamaritra ny hasarobidinao ny valin-panadinana iray.
Mety tsy androany no andronao, fa tsy midika izany fa tsy hahomby ianao.

Tsy fiafaran'ny lalana izao. Ny tsy fahombiazana androany dia mety ho lesona hananganana fahombiazana rahampitso.

💪 Raiso ho lesona ny zava-nitranga, tohizo ny ezaka ary mijoroa indray.
Mbola misy lalana. Mbola misy vintana. Mbola afaka manova ny tantaranao ianao. ❤️

✔️Hoan'ireo izay mbola miandry ny resultat any amin'ny faritra misy azy
satria mbola tsy nivaly dia araho hatrany ny pejy fa rehefa misy faritra manaraka mivaly dia ho publiena eo ihany 😇

Photos from Prépa BACC 2026 Mada's post 08/08/2026

📌 Résultats bacc 2026
👉 ANALAVORY

08/08/2026

🎓🇲🇬 RÉSULTATS BACC 2026 — MADAGASCAR

🔔 FARITRA ITASY EFA NIVALY NY BACC 2026 ✅

📌Efa afaka jerenao amin'ny opérateur ORANGE ny Valim-panadinana baccalauréat 2026 hoan'ny faritra ITASY.

📢 Ireo candidats ao amin’ity faritra ity dia afaka manamarina ny valin’ny BACC 2026.

🤞 Ho an’izay mbola miandry: aza kivy, efa manakaiky ny anjaranao ! ❤️

📲 Araho hatrany ny Prépa Bacc Mada satria hampahafantatra anareo izahay raha vao misy résultats vaovao mivoaka.

👉 Partageo amin’ireo namana mbola miandry valiny.

Source ORANGE

07/08/2026

📌 Valim-panadinana BACC 2026
👉 Efa azo jerena amin'ny tambazotra ORANGE hoan'ny faritra ITASY

07/08/2026

Biscuit milaza ny marina 😇
✨Ho afaka BAC ianao RASEFO ✨
🙏 AMEN 🙏

06/08/2026

🏆 Enfin 🥰
BACC EN POCHE ✨🥳🌟

Mi-teste clavier fotsiny fa aza mbola mi-panique🥴

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address

Antananarivo
102