10/05/2025
๐ดFaly indray izahay mpanabe rehetra sy ny Sekoly Le Renouveau Saint Thomas d'Aquin Anosibe mampandre anareo, fa efa nanomboka ny 05 Mai 2025 teo ny fanamafisan-toerana na ny "Rรฉinscription" hoan'ny mpianatra tranainy ary ny famandrihan-toerana hoan'ny mpianatra vaovao na ny "Inscription" hoamin'ny taom-pianarana 2025-2026๐ฅฐ
โ
Manomboka ny Kilasy:
PRESCOLAIRE: MS, GS
PRIMAIRE :11em, 10em, 9em, 8em, 7em
COLLรGE :6em, 5em, 4em, 3em
LYCรE : 2nd, 1รจre, Terminale A,C,D
๐ดMisy promotion manokana hoan'ireo izay manao ny famandrihan-toerana mialoha na hoan'ny mpianatra vaovao na hoan'ny mpianatra tranainy, izay nentina anamaivanana ireo Ray amandReny aminy fampidirana Mpianatra ny annรฉe scolaire 2025-2026 hoavy io izany.
โ
Raha mila fanazavana ianao dia aza misalasala miantso ny laharana:
โ๏ธ038 28 943 40 na ny ๐033 33 643 26
Afaka mandefa hafatra miafina ko ianao na Mp ra mila ny andinidininy mahakasik'izay na manantona ny Birao izay mivoha 5/7jours.
โก๏ธEfa misy torolalana mazava ato aminy pejy hoan''izay tsy mbola mahita ny toerana misy anay ety Anosibe akaikiny Pharmacie volahanta tompoko.
โผ๏ธVonjivonjeo ary fa voafetra ny toeranaโผ๏ธ
Satria rehefa mifarana ilay daty voafetra ho amin'izany "Promotion" izany dia iverina ho tohiny mazatra ny famandrihan-toerana eto aminy Sekoly na mpianatra tranainy io na mpianatra vaovao, koa araraoty ary fa izao no fotoana e๐
23/02/2025
Ilazana isika Ray aman-dreny sy Mpianatra ary Mpiara miasa fa miverina toy ny mahazatra ny fampianarana manomboka amin'ny Alatsinainy 24 febroary 2025.
Misaotra tompoko!
10/09/2024
Miarahaba tompoko. Mety sahiran-tsaina ve ianao amin'ny fampidirana ny zanakao hianatra?
Humm ๐ค
Ato aminay tompoko dia mametraka fitsinjovana hatrany ireo rehetra tara fisoratana anarana isan-taona
Manasa anao hanantona aingana ny biraonay raha hanontany ny andinindininy
๐ฅ Ny fitsipi-pifehezana, hentitra
๐ฅMpampiantra efa tena ampy traikefa sy zadraharaha no mifarimbona amin'izany
๐ฅVokatra isan-taona: tena mahafapo
Makasitraka anareo Ray aman-dReny
rehetra mbola mahatoky anay hatrany
โก Activitรฉ parascolaire: "arts martiaux",๐, " Couture ", ๐, " kabary" ๐
Lycรฉe Le Rรฉnouveau - St thomas d'Aquin
Contact : 033 33 643 26
MISOKATRA HATRANY NY FISORATANA ANARANA
23/08/2024
Izahay rehetra eto amin'ny Lycรฉe Le Rรฉnouveau - St thomas d'Aquin dia faly miarahaba anareo afaka ๐๐๐๐ ๐ฅฐ. Tongava amin'ny tanjona ambony indrindra. Ady mafy iny fa mbola mafy noho iny no hiandry manaraka eo. Mila mitraka kosa ireo tsy nambinina. Tsy maintsy misy ny fahakiviana fa mila miady hatrany ๐ค
15/08/2024
MITOHY HATRANY NY ษชษดsแดสษชแดแดษชแดษด sy สแดฬษชษดsแดสษชแดแดษชแดษด eto amin'ny ๐๐๐ฐ๐ฒฬ๐ฒ ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐๐ฒฬ ๐๐ ๐ฅ๐๐ก๐ข๐จ๐ฉ๐๐๐จ. ๐ธ๐๐๐๐ ๐๐๐ข ๐๐๐ข ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐๐ข:
๐ก๐: ๐๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐๐ก๐๐ข๐ฅ๐ ๐๐ง๐๐ค๐จ๐ : ๐ญ๐๐ฅ๐ข ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐, ๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐ต๐ฎ ๐๐ผ๐น๐ฎ ๐ผ๐ฎ ๐
1.๐๐๐๐๐๐๐๐ (2024 - 2025): Alatsinainy 09 septambra 2024. แดษชsแดแดแดแดสแด สแด แดษดแดแด ษดส โโ๐ผฬ๐โ๐๐๐ธ๐โ๐ผ สแดแดสแดแดษชษด'ษดส ๐๐ผโ๐๐โ๐ธ๐๐ผ (๐-๐-๐)
โ
โโบโโธโ: M.S / G.S
โ
โโพโโถโพโโบ: 11รจme, 10รจme, 9รจme, 8รจme, 7รจme
โโบโธโโโนโถโพโโบ : 6รจ, 5รจ, 4รจ, 3รจ
โโโธโบฬโบ : 2nde, 1รจre, Terminales ACD
โ
โ1. ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ 2nde ๐ฆ๐ฝ๐ฒฬ๐ฐ๐ถ๐ฎ๐น ๐. ๐๐๐ฎ๐ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป'๐ป๐ 24 ๐ฎ๐ผ๐ฬ๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฒ๐ป๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ถ๐ฑ๐ ๐.
2. ๐ต๐๐บ๐ฟ๐พ๐๐๐บ ๐๐ ๐๐๐พ๐๐บ๐๐บ ๐๐บ ๐๐๐๐๐บ๐๐บ ๐๐บ๐๐บ๐๐๐๐๐บ ๐๐ ๐ป๐๐๐บ๐ ๐๐บ๐๐บ ๐๐๐
๐บ ๐ฟ๐บ๐๐บ๐๐บ๐๐บ๐๐บ ๐ฟ๐บ๐๐บ๐๐๐๐๐
3. ๐๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐๐๐ ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ผ๐๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ถ๐๐๐ถ๐ป๐ท๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐ผ๐บ-๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐. ๐๐ถ๐๐๐ถ๐ป๐ท๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ. ๐ง๐ผ๐ป๐ด๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ
6. Inona avy ireo ilaina mandrafitra ny DOSSIER D'INSCRIPTION na DOSSIER DE REINSCRIPTION? Jereo eo ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ข ๐๐ ๐
๐ธ แดแดแดษชแด ษชแดแดฬs แดแดสแดsแดแดสแดษชสแดs : แดแดสแดสส, แดแดแดแดแดสแด, แดสแดs แดแดสแดษชแดแดx
โ
โ๐038 28 943 40 / 033 33 643 26
โโ๐
๐๐๐๐๐๐๐:
โ๐ป๐ข๐๐ฬ๐ ๐๐๐๐๐ฬ ๐ป๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ - ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
12/07/2024
Marobe ianareo no manontany ny INSCRIPTION sy REINSCRIPTION eto amin'ny ๐๐๐ฐ๐ฒฬ๐ฒ ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐๐ฒฬ ๐๐ ๐ฅ๐๐ก๐ข๐จ๐ฉ๐๐๐จ. ๐ธ๐๐๐๐ ๐๐๐ข ๐๐๐ข ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐๐ข:
1.๐๐๐๐๐๐๐๐ (2024 - 2025): Alatsinainy 09 septambra 2024. แดษชsแดแดแดแดสแด สแด แดษดแดแด ษดส โโ๐ผฬ๐โ๐๐๐ธ๐โ๐ผ สแดแดสแดแดษชษด'ษดส ๐๐ผโ๐๐โ๐ธ๐๐ผ (๐-๐-๐-๐-๐ฆ-๐ข๐ฆ๐)
2. ๐ต๐๐บ๐ฟ๐พ๐๐๐บ ๐๐ ๐๐๐พ๐๐บ๐๐บ ๐๐บ ๐๐๐๐๐บ๐๐บ ๐๐บ๐๐บ๐๐๐๐๐บ ๐๐ ๐ป๐๐๐บ๐ ๐๐บ๐๐บ ๐๐๐
๐บ ๐ฟ๐บ๐๐บ๐๐บ๐๐บ๐๐บ ๐ฟ๐บ๐๐บ๐๐๐๐๐
3. ๐๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐๐๐ ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ผ๐๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ถ๐๐๐ถ๐ป๐ท๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐ผ๐บ-๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐. ๐๐ถ๐๐๐ถ๐ป๐ท๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ. ๐ง๐ผ๐ป๐ด๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ
6. Inona avy ireo ilaina mandrafitra ny DOSSIER D'INSCRIPTION na DOSSIER DE REINSCRIPTION? Jereo eo ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ข ๐๐ ๐
๐ธ แดแดแดษชแด ษชแดแดฬs แดแดสแดsแดแดสแดษชสแดs : แดแดสแดสส, แดแดแดแดแดสแด, แดแดษดษข-าแด
โ
โ๐038 28 943 40 / 033 33 643 26
โโ๐
๐๐๐๐๐๐๐:
โ๐ป๐ข๐๐ฬ๐ ๐๐๐๐๐ฬ ๐ป๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ - ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐'๐ฐ๐๐๐๐
30/06/2024
Aza varimbariana fa rampitso no manomboka ilay ๐๐๐ฅ๐๐๐ข๐๐ข๐๐ ๐ ho an'ny kilasy famaranana ๐ป-๐-๐พ๐๐ด-๐ฐ๐ฒ๐ณ a ๐๐ฅ๐ฟ๐
Ao ve ry mpiadina ๐๐๐๐ aaaa!
โTe hilamin-tsaina ve tu amin'ny fiatrehana io fanadinana io ? Aza tara ary fa mipoka be tsisy ohtran'izany ny
โ๏ผฆ๏ผก๏ผฒ๏ผก๏ผค๏ผฏ๏ผข๏ผฏ๏ผซ๏ผก ๏ผข๏ผก๏ผฃ๏ผฃ ato amin'ny ๐
ป๐
ด ๐๐
ด๐
ฝ๐
พ๐๐
๐
ด๐
ฐ๐ ๐ฅฐ
โEntano ny namana fa ๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐. ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ข ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐๐๐ ๐๐. ๐ธ๐๐ ๐๐ฅ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฆ๐ฃ๐ค ๐๐ฃ๐๐ฅ๐ ๐ค ๐ ๐.
โHilentika hatrany amin'ny amparahatokao jiaby ireo technique de combat tena ilaina
๐FARADOBOKA TOUTES MATIรRES : mianatra maraina sy hariva
๐TOERANA LYCรE PRIVรE LE RENOUVEAU (Anosibe) miala 200 m eo amin'ny pharmacie Volahanta lalana mankany Anosipatrana ampitan'ny CFP Manohisoa
โ ๐ Daty: lundi 1er juillet au 5 juillet 2024
โ sy
โ lundi 8 juillet au 12 juilet 2024
โ๏ธ ๐๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ฐ๐๐: 038 28 943 40
โ 033 33 643 26
โ๏ธ ๐๐ป๐๐ฐ๐ฟ๐ถ๐ฝ๐๐ถ๐ผ๐ป : na manantona ny birao na koa miantso ireo lharana finday ireo
๏ผฉ๏ผก๏ผฎ๏ผก๏ผฏ ๏ผค๏ผฉ๏ผก
๏ผด๏ผณ๏ผน ๏ผญ๏ผก๏ผฉ๏ผฎ๏ผด๏ผณ๏ผน ๏ผฐ๏ผฏ๏ผฉ๏ผฎ๏ผณ ๏ผฅ!
โ๐
๐ฐ๐ฝ๐ณ๐
๐ด๐ผ๐พ ๐ต๐ฐ ๐
๐พ๐ฐ๐ต๐ด๐
๐
๐ฐ ๐ฝ๐
๐
๐พ๐ด๐
๐ฐ๐ฝ๐ฐ ๐ฐ
29/06/2024
Ao ve ry mpiadina ๐๐๐๐ aaaa!
โTe hilamin-tsaina ve tu amin'ny fiatrehana io fanadinana io ? Aza tara ary fa mipoka be tsisy ohtran'izany ny
โ๏ผฆ๏ผก๏ผฒ๏ผก๏ผค๏ผฏ๏ผข๏ผฏ๏ผซ๏ผก ๏ผข๏ผก๏ผฃ๏ผฃ ato amin'ny ๐
ป๐
ด ๐๐
ด๐
ฝ๐
พ๐๐
๐
ด๐
ฐ๐ ๐ฅฐ
โEntano ny namana fa ๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐. ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ข ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ข ๐๐๐๐ ๐๐. ๐ธ๐๐ ๐๐ฅ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฆ๐ฃ๐ค ๐๐ฃ๐๐ฅ๐ ๐ค ๐ ๐.
โHilentika hatrany amin'ny amparahatokao jiaby ireo technique de combat tena ilaina
๐FARADOBOKA TOUTES MATIรRES : 30.000 AR mianatra maraina sy hariva
๐TOERANA LYCรE PRIVรE LE RENOUVEAU (Anosibe) miala 200 m eo amin'ny pharmacie Volahanta lalana mankany Anosipatrana ampitan'ny CFP Manohisoa
โ ๐ Daty: lundi 1er juillet au 5 juillet 2024
โ sy
โ lundi 8 juillet au 12 juilet 2024
โ๏ธ ๐๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ฐ๐๐: 038 28 943 40
โ 033 33 643 26
โ๏ธ ๐๐ป๐๐ฐ๐ฟ๐ถ๐ฝ๐๐ถ๐ผ๐ป : na manantona ny birao na koa miantso ireo lharana finday ireo
๏ผฉ๏ผก๏ผฎ๏ผก๏ผฏ ๏ผค๏ผฉ๏ผก
๏ผด๏ผณ๏ผน ๏ผญ๏ผก๏ผฉ๏ผฎ๏ผด๏ผณ๏ผน ๏ผฐ๏ผฏ๏ผฉ๏ผฎ๏ผณ ๏ผฅ!
โ๐
๐ฐ๐ฝ๐ณ๐
๐ด๐ผ๐พ ๐ต๐ฐ ๐
๐พ๐ฐ๐ต๐ด๐
๐
๐ฐ ๐ฝ๐
๐
๐พ๐ด๐
๐ฐ๐ฝ๐ฐ ๐ฐ
16/08/2023
๐ฏIty ny torolalana hoan'izay mbola tsy mahita
Ny Lycรฉe Le Renouveau - St thomas d'Aquin Anosibe Ouest II
โก๏ธRepรจre nยฐ1: Rond-point Pharmacie Volahanta
โก๏ธRoute vers Anosipatrana
โก๏ธRepรจre nยฐ2: Pompe