30/04/2026
TSY MANANA FOTOANA HANDRAHOANA NEFA TIA SAKAFO PREMIUM? 🥟❤️
Aza lany andro intsony eo an-dakozia! Ny Van Lune Madagascar dia manolotra anao Wan Tan sy Demi-Lune efa masaka (déjà cuit), madio, ary tsy misy akora simika. 5 minitra fotsiny dia afaka miara-misakafo ny rehetra!
📜 NY MENUNAY (15 pièces isaky ny sachet):
🔹 VAN TAN
• Van Tan PM: 3.500 Ar
• Van Tan GM: 5.000 Ar
• Van Tan Spécial: 7.000 Ar
🔹 DEMI-LUNE
• Demi-Lune: 5.000 Ar
• Demi-Lune Spécial: 7.000 Ar
👉 Ny tsiro azonao isafidianana: Viande 🥩 | Poulet 🍗 | Poisson 🐟
✨ NAHOANA NO HIFIDY ANAY?
✅ Kalitao ambony: Akora voafantina tsara.
✅ Haingana: 5 minitra dia vita (mangotraka na endasina).
✅ Fitehirizana: Maharitra 1 volana ao anaty Congélateur.
🤝 HO AN’NY MATIHANINA:
Misy tolotra manokana ho an'ny Hotely, Restaurants, ary ny lanonana rehetra (Mariazy, Batemy, sns). Mpandraharaha? Andao hiara-hiasa!
📦 FANAFARANA:
• Minimum: 5 sachets (azo afangaro).
• 🎁 LIVRAISON MAIMAIMPOANA raha hanafatra 10 sachets na mihoatra!
📍 Toerana: 67ha (Mandefa manerana an'Antananarivo).
📞 Manafatra dieny izao: Alefaso MP na antsoy ny 034 02 465 77.
(Kaomandy 1 andro mialoha farafahatarany)
13/04/2026
🥟 VAN LUNE MADAGASCAR: NY TSIRON’NY VAN TAN & DEMI-LUNE PREMIUM! ❤️
Mitady sakafo matsiro, madio, ary malaky vita ho an'ny fianakaviana na ny mpiara-miasa? Ny Van Lune dia manolotra anao Wan Tan kalitao avo lenta, azo antoka ary mahasalama!
✨ NAHOANA NO HIFIDY ANAY?
✅ Kalitao & Fahadiovana: Akora voafantina, tsy misy akora simika.
✅ Haingana: Efa masaka (Déjà cuit), 5 minitra dia vita!
✅ Maroloko: Viande 🥩 | Poulet 🍗 | Poisson 🐟
🤝 HO AN’NY MATIHANINA:
Tolotra manokana ho an'ny Hotely, Restaurants, Birao, ary ny lanonana rehetra (Mariazy, Batemy, sns). Mpandraharaha? Andao hiara-hiasa!
💰 NY MENUNAY (15 pièces/sachet):
Van Tan PM: 3.500 Ar
Van Tan GM: 5.000 Ar
Demi-Lune: 5.000 Ar
Van Tan Spécial: 7.000 Ar
Demi-Lune Spécial: 7.000 Ar
📦 FANAFARANA:
Minimum: 5 sachets (azo afangaro).
🎁 LIVRAISON MAIMAIMPOANA raha hanafatra 10 sachets na mihoatra!
📍 Toerana: 67ha (Mandefa manerana an'Antananarivo).
📅 Andro handraisana commande : Alatsinainy - Zoma .
❄️ Fitehirizana: 2 andro apetraka amini'ny toerana mangatsiaka tsotra
1 volana (Congélateur).
📩 MANAFATRA DIENY IZAO? Alefaso MP na antsoy ny 034 02 465 77.
(Kaomandy 1 andro mialoha farafahatarany)
02/04/2026
🥗 NY TSIRON'NY P***A 2026 AO AMIN'NY VAN LUNE! 🐣
😊Na restaurant na mpanao gargotte ...mety tsara amintsika rehetra ity. ..
😀Te hampifaly sy hanome tsikitsiky feno sakafo matsiro ho an'ny fianakaviana sy ankohonana ve ianao ?
Ho an'izao fetin'ny P***a izao, omeo zava-manitra sy matsiro ny fianakaviana! Ny Van lune Madagascar society dia manolotra anao ireo "Snacks" madio, matsiro, ary vita amin'ny fitiavana!
✨ IREO TOLOTRA MANOKANA:
🥟 VAN TAN (Size GM): 5.000 Ar
🥟VAN TAN (Size PM): 3.500 Ar
Tsiro isankarazany : Poisson, viande, poulet
😍P***A SPECIAL
🥐 Demi-Lune (Special Viande): 5.000 Ar
🥟 VAN TAN (Special viande, poulet ,Poisson): 7.000 Ar
🎁 BONUS P***A MANOKANA:
MAIMAIMPOANA ny Livraison (Livraison Gratuite) raha mividy 10 sachet miakatra ianao! 🚚💨 Ny Van Lune no manatitra azy hatrany am-baravaranao.
🚀 AZA TARA AMIN'NY HANAFATRA!
Efa maro ny manao "Commande" mialoha ho an'ny fety, koa aza mampandry andro intsony.
👉 Tsindrio ny "SEND MESSAGE" na antsoy ny 034 02 465 77 izao dia aterintsika any aminao!
03/03/2026
“🔥 OFFRE SPÉCIALE” ho an'ny rehetra ity an 😍
indrindra fa ho an'izay mbola hivarotra 😍
“✅ Kalitao Premium”
“⏱ Efa masaka vonona – hafanaina 5 minitra”
“🛵 Livraison Antananarivo & manodidina”
⚡ Araraoty dieny izao – Tombony ho anao!
03/02/2026
🥟 VAN LUNE MADAGASCAR: NY TSIRON’NY WAN TAN PREMIUM! ❤️
Te-hihinana zavatra matsiro nefa malaky vita? Mitady sakafo mahasalama nefa tsy mandany volabe? 💸
Ao amin'ny Van Lune, ny fahasalaman'ny fianakavianao no lohalaharana!
🔥 NAHOANA NO HIFIDY ANAY?
✅ Kalitao ambony: Akora voafantina sy madio, tsy misy akora simika manimba.
✅ Mora sady malaky: Efa masaka vonona (Déjà cuit), hafanaina 5 minitra dia vita!
✅ Karazan-tsiro maro: 🥩 Viande | 🍗 Poulet | 🐟 Poisson
🤝 HO AN’NY MATIHANINA:
Misokatra ny fiaraha-MIASA ho an'ny Hotely, Restaurants, Gargottes, Birao ary ny karazana Fety rehetra (Mariazy, Batemy, Cocktails). Tolotra manokana ho an'ny mpandraharaha!
🔴 MENU & VIDINY (15 pièces isaky ny sachet):
🍴 Van Tan PM: 3.500 Ar
🍴 Van Tan GM: 5.000 Ar
🍴 Demi-Lune Viande: 5.000 Ar
✨ Van Tan Spécial (Poulet, Viande, Poisson): 7.000 Ar
📦 FANAFARANA (CONDITION):
⚪ Minimum: 5 sachet (Azonao afangaro ny tsiro tianao).
🔥 OFFRE SPÉCIALE: Maimaimpoana ny Livraison raha hanafatra 10 sachet na mihoatra! 🎁
🚚 LIVRAISON & TOERANA:
📍 Toerana: 67ha (Afaka mandefa amin'ny faritra rehetra eto Antananarivo).
📅 Talata hatramin'ny Sabotsy.
❄ FITEHIRIZANA (CONSERVATION):
Vata fampangatsiahana (Frigo): 2 andro (satria efa masaka).
Vata mandry (Congélateur): Hatramin'ny 1 volana.
🙏 Misaotra anareo mpanjifa rehetra foana amin'ny fitokisana. Vonona hatrany izahay hanome tsiro avo lenta sy azo antoka ho anao!
📩 MANAFATRA DIENY IZAO? Alefaso Message Privé (MP).
📌 Kaomandy 1 andro mialoha farafahatarany.
📞 034 02 465 77
18/01/2026
🍗Tsiro Van Tan: Poulet, Viande🥩, Poisson🐟
🍴DEMI-LUNE special Viande 🍴
Manao livraison eto tana🚕🚖
09/12/2025
Van tan et demi-lune
disponible hatrany
034 02 465 77
25/07/2025
Mbola misy sy disponible hatrany ny VAN TAN sy DEMI LUNE ato amin'ny VAN LUNE MADAGASCAR an 🍖
24/07/2025
Mbola mitohy hatrany ny fandraisanay commande 👋
20/03/2025
🍖VAN-LUNE MADAGASCAR dia mamome Offre ho antsika rehetra tsy ankanavaka
Atao tsakitsaky, na atao amin'ny evenement, lanonana sns ....
🎈na dia mbola hivarotra ihany koa 😊
🍝Mpanao hotely ve hianao?
🍝Sa restaurant?
☝Na ihany koa hoe tokantrano?
🍕Na gargotte sns .....
👉Indrindra koa hoe mpankafy 🍜la Soupe na sakafo azo atao frittes na brochettes 🍢
🎉Natao ho anao indrindra ireto OFFRES ato amin'ny VAN-LUNE MADAGASCAR ireto izay manankery hatramin'ny 28 Mars 2025 ho avy izao
Tahaka izao avy :
👇👇👇👇👇👇👇
🍖VAN TAN SIMPLE (poulet, viande ,poisson)
🍖VAN TAN SPECIAL AU COEUR DE VAN-LUNE (poulet, viande, poisson)
🍖DEMI-LUNE SPECIAL VIANDE
🍖BOULETTE SPECIAL POISSON
🎈TSY MISY HENA KISOA
✔15 Pieces avy no ao anatiny 1 paquet
🎉Kalitao tsara , tsiro mahafa-po ,azo tehirizina ihany koa
Efa maro dia maro no afa-po fa anjaranao indray izao
🔴Mandefa DETAILS sy GROS izahay
DETAILS : 5 paquets minimum
Fandraisana commande : Lundi au vendredi a 8 h - 16 h
☝Commande 1 andro mialoha
💯% Samy hahazo ny anjarany avokoa isika rehetra fa aza misalasala miantso mivantana
⚡Manao livraison Antananarivo sy faritra
034 02 465 77
"TSIRO SY FAHASALAMANA"
23/01/2025
😊Soupe VAN TAN avec crevette 😊
Mbola mandray commande
🍖VAN TAN (special na tsotra)
🍗DEMI-LUNE
🍖BOULETTE AU POISSON
Lundi au vendredi a 8h - 15 h 🍗