15/12/2025
CFPA Mandroseza
Formation pratique garantie en mecanique Automobile et Moto en toute modele
15/12/2025
09/09/2025
CFPA :FORMATION PRATIQUE GARANTIE EN :MÉCANIQUE /ÉLECTRONIQUE
AUTOMOBILE ET MOTO.
📌📌 25ANS D'EXPÉRIENCES: Méthode mora raisina, système fampianara Mivoatra hatrany manaraka ny Fandrosoana.
📌📌 Betsaka ny mpianatra efa nivoaka tato @ CFPA no efa matihanina any @ garage, ary efa mampianatra any @ sekoly Mécanique maro eto Antananarivo ihany koa.
📌📌Ny Fahaizanao no Reharehanay
📌📌 Tsy mifidy taona izahay tsy mitaky diplôma fa rehefa vonona sy mahay Mandray Pratika Tsara ianao dia Afaka mianatra.
📢 MAHAZO DIPLÔMA ARA-PANJAKANA
📢MANDEFA ANAO MANAO STAGE
📢📢TONGAVA MANATONA NY CFPA IZAY MANAKAIKY ANAO FA NY CFPA DIA MIJORO HATRANY HOAN'NY REHETRA
10/08/2025
📢📢📢Hoantsika izay Liana momban'ny MECANIQUE -ELACTRONIQUE
AUTOMOBILE \MOTO
📢📢📢Tonga indray ity ny PROMOTION BE 📢📢📢
🎁🎁🎁Oar my Droit d'inscription hoan'ny 50 tonga Voalohany 🎁🎁
11/03/2025
Hoantsika ety @ Faritra Avaradrano Alasora sy ny manodidina izay Liana momban'ny Fianarana Mecanique Automobile / Moto .
Tongava manatona eto ANKADINDRATOMBO ALASORA
Tsy mifidy taona izahay ,tsy mitaky diplaoma fa rehefa mahay mandray pratika tsara ianao dia efa afaka mianatra.
Afaka miditra mp ary miantso ihany koa ny numero 0331416243/0347613316
17/01/2025
CFPA Mandroseza
03/07/2024
📢📢PROMOTION📢📢
Izay rehetra manao Cours de Vacance Dia mahazo Boky mécanique maimaim-poana.
24/06/2024
Cfpa Alasora Mandroseza
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo