sazy.mg

sazy.mg

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from sazy.mg, Education Website, Antananarivo.

Photos from sazy.mg's post 11/06/2026

Toujours à 500Ariary par élève par mois ou 1000ar par élève par trimestre si votre effectif dépasse les 200.
Site vitrine offert, contactez nous par WhatsApp.

Sazy.mg - Environnement numérique de travail 04/06/2026

Efa ho roapolo taona izay no Maty RAZANADRAINIBE Françoise reninay 😥, noho io fanampin'anarany io dia sazy no fiantson'ny olona azy fa ny tena akaiky ny fony dia niantso azy hoe nenisazy.

Fitaovana fampiasa amin'ny fanabeazana no novokarinay ankoatra ny tranonkalan'ny sehatra maro anivon'ny Eglizy.

Anisan'ny teny fampiasa be indrindra amin'ny fanabeazana ny teny hoe mianatra, dia nieritreritra hoe izay no atao anaran'ny fitaovana. Fa Raha izay dia maro no hifanakaikikaiky aminy na tsy hitovy tanteraka aza. Dia aleo atao anaran'i neny, io tsy hisy haka izany.

Mety maro no handrabiraby hoe izany ve mba anarana mety ? Fa tsy mampaninona, entinay dia zakainay, tsy ny anarana no mamaritra ny fitaovana. Sehatra ahafahan'ny ray aman-dreny manaraka akaiky ny fianaran-janany no zaraina ka tsy misy idiran'ny fanasaziana izany fa ny mifanohitra aza. Fitaovana anamorana ny asan'ny mpanabe ka vao mainka aza hihena izany fanasaziana izany satria mihena ny fahasorenana vokatry ny vesatry ny asa.

Fombantsika malagasy rahateo ny mirary zava-dratsy sy miantso amin'ny anaran-dratsy ny zava-tsoa : alikalika Kely, masiso Kely, ratsiratsy Kely, na hoe ikala vereza faty. Misy aza tena raiamandreny lehibe natao hoe Rafiringa fa tsy nahavery hasina azy izany. Izay mahamalagasy izay koa no notsinjovinay hanaovana soa ny mpiara-belona namokarana ny fitaovana dia izay no nanomezanay azy amin'ny sarany arivo ariary (1000Ar) isan'ankizy isan-telo volana ho an'ny sekoly lehibe eto an-drenivohitra ary sokafanay maimaimpoana aza ny tranonkalan'izy ireo ka tsy ilainy akory ilay sazy.mg fa ny azy manokana no ampiasainy.

Eo ahitana hoe misy mandany fotoana mamaky an'itony hatramin'ny farany ve, porofoy Ary hoe☺️.

Mandria am-piadanana neny tsy foiko.

Sazy.mg - Environnement numérique de travail

21/05/2026

🛑🛑🛑🛑🛑 Tandremo tena tandremo.
Tsy Kely lalana ny ratsy.
Sao very vola.
Mila mailo fa sao very vola. Ho antsika rehetra mety ho liana amin'ny mianatra.mg sao voasolokin'olona any.
Efa nandray fepetra aloha izahay.
Misaotra ny ao amin'ny cybercriminalité fa tena Sady mahay manaja olona no compétents amin'ny asany no nanampy. Enga anie ho toy izany hatrany.

21/05/2026

Tandremo
0320579982 ihany ny laharana tokana ampiasainay.

Mianatra - Environnement numérique de travail 16/05/2026

Coucou papa sy maman isany
🇲🇬 500 Ar par mois… tena lafo ve ho an’ny fanabeazana sy ny fanarahana ny fiainan'ny harena any an-tsekoly ?

Andeha hohalalinintsika kely 🤔

Raha mampiasa ny mianatra.mg ny sekoly dia afaka manara-maso mivantana avy amin'ny findainy 📱ireto zavatra ireto ny ray aman-dreny :

✅ ny notes azon'ny harena
✅ ny absences hita eo no ho eo raha mingitrika izy 😜
✅ ny sazy raha maditra izy
✅ ny emploi du temps hanomanany ny entany ampitso
✅ ny devoirs sy cahier de texte ahitana ny nataony sy ny mbola tokony hatao
✅ ny filazana raha sanatria tsy mianatra tampoka indray vokatr'i hantavirus na gezani sns...

💰 500 Ar isam-bolana izany anie ka kely kokoa na farafahabetsany mitovy amin'ny crédit na goûter indray andro.

Fa ho setrin'izany:

✔️ tsara kokoa ny fanaraha-maso ny mpianatra
✔️ haingana kokoa ny fifandraisana sy fampitam-baovao satria tsy misy taratasy mandany andro
✔️ mangarahara bebe kokoa ny fiaraha-miasa eo amin'ny sekoly sy ny ray aman-dreny

👉 Araka ny hevitrao:
Lafo ve ny 500 ar isam-bolana isaky ny mpianatra hanavaozana ny fanaraha-maso ny fianaran'ny harena Kely raha eto Madagasikara?

💬 Zarao amin'ny commentaire ny hevitrao.

Mianatra - Environnement numérique de travail

15/05/2026

🎓 Et si les élèves pouvaient suivre leur scolarité directement depuis leur smartphone ?

Avec l’application mobile mianatra.mg, les élèves disposent d’un espace moderne, simple et pratique pour rester connectés à leur vie scolaire.

📱 L’élève peut :
✅ Consulter ses notes et bulletins
✅ Voir son emploi du temps
✅ Suivre les devoirs et cours du cahier de texte
✅ Consulter ses absences et sanctions
✅ Recevoir les informations importantes de l’établissement

⚡ Une expérience moderne pensée pour les écoles de Madagascar.

🎥 Découvrez dans cette vidéo l’interface Élève de mianatra.mg.

👨‍🎓 Une école moderne commence par des outils modernes.

📞 Démonstration et informations :
🌐 mianatra.mg
💬 WhatsApp : 032 05 799 82
📩 [email protected]

15/05/2026

🇲🇬 Azo ajanona amin'izay ny taratasy sy Excel. mianatra.mg no manamora ny fitantanana ny sekoly.

Miaraka amin’ny application mobile mianatra.mg, afaka manamora sy manafaingana ny asany andavanandro ny mpampianatra :

✅ Mampiditra naoty sy appréciations
✅ Mijery emploi du temps
✅ Manoratra cahier de texte sy devoir
✅ Manamarika absence sy sanction
✅ Mifandray mivantana amin’ny administration sy raiamandreny
✅ Mampiasa finday fotsiny dia vita

📱 Tsotra • Haingana • Moderne

🎥 Amin’ity vidéo ity dia ho hitanao ny fomba ampiasan’ny professeur an’i mianatra.mg mba hitsitsiana fotoana sy hanamorana ny fanaraha-maso ny mpianatra.

👨‍🏫 Mpampianatra ve ianao ?
Resaho amin’ny directeur na responsable ao amin’ny sekolinao i mianatra.mg. Ny sekoly moderne dia manomboka amin’ny fitaovana moderne.

📞 Mangataha démonstration gratuite :
🌐 mianatra.mg
💬 WhatsApp : 032 05 799 82
📩 [email protected]

15/05/2026

🇲🇬 En 2026, les meilleures écoles de Madagascar passent au numérique. Et la vôtre ?

Les carnets de notes papier, les fichiers Excel dispersés, les appels téléphoniques pour signaler une absence… tout cela appartient au passé.

Avec mianatra.mg, toute la gestion de votre établissement est centralisée dans une seule plateforme moderne, simple et puissante.

📋 Gérez facilement :
✅ Utilisateurs & rôles
✅ Classes & matières
✅ Emplois du temps
✅ Notes & bulletins
✅ Absences & sanctions
✅ Communication interne
✅ Tableaux de bord & statistiques

🎯 Pourquoi choisir MIANATRA ?
📌 Une solution pensée pour les établissements malagasy
📌 Une interface moderne accessible sur ordinateur et mobile
📌 Une prise en main rapide et intuitive
📌 Un gain de temps considérable pour l’administration

🎥 Découvrez en vidéo l’espace Manager et voyez comment la gestion de votre école peut devenir plus simple, plus rapide et plus professionnelle.

📞 Demandez une démonstration gratuite :
🌐 mianatra.mg
📩 [email protected]
📱 WhatsApp : +261 32 05 799 82

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address

Antananarivo
101