Tokotanintsika
Sehatra iray hianarana ny tena sy ny hafa ary ny fiainana amin'ny alalan'ny kilalao fahiny.
Mamerina indray ny kilalao fahiny, tso-bato, katro, fanorona, fanenjika, dihim-bazaha, vitsily, sabaka sy ireo kilalao hafa izay azo lalaovina eny an-tokotany
03/03/2024
Izay malagasy mazoto sy mahafeno fepetra dia afaka miditra mp fa azonay ampiana amin'ny fikarohana
28/10/2023
Mbola misy manao ity kilalao ity ve any aminareo ?
Antsoy indray ary ny namanao niaraka nanao tso-bato taminao teo an Tokotanintsika
15/08/2023
Inona indray aminareo no talenta ananan'ny ankizy mpanao ity kilalao ity?
Antsoy ireo namanao niaraka nanao tantara taminao.
Kopa-tanana kely ho antsika rehetra sy ireo mpanabe ao amin'ny Association Manampy Mahatony
13/07/2023
🗓️ J-4 🗓️
On s'approche à grand pas de la première édition de YIIF Madagascar
La plupart des jeunes malagasy sont encore exclus du milieu professionnel.
Ce sujet sera abordé durant notre Forum, le 14 Juillet 2023.
🎯 Des jeunes témoigneront de leur expérience sur l'exclusion.
🎯 Différents acteurs de l'inclusion à Madagascar seront présents, afin de trouver ensemble des solutions:
▶️ Humanité Inclusion
▶️ Association Fanilon'i Madagasikara
▶️ ONG HAFA
▶️ Programme SESAME
▶️ TOKOTANINTSIKA
▶️ GRANDIR DIGNEMENT
🎯 Des échanges, des ateliers, seront au rendez-vous.
❗L'événement sera diffusé en direct sur la page de YIIF Madagascar❗
10/07/2023
Manantitra ny fisaorana anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ny "collecte de fonds" izay nataonay teo.
Mirary ny soa ho anareo rehetra hatrany tompoko ary mino izahay fa hisy vokany eo amin'ny sehatry ny fanabeazana ny anjara birikintsika rehetra.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |