06/09/2023
Cours préparatoire aux BEPC ET AUX BACC 2024
Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny mpianatra hiatrika fanadinana :
- BEPC, Options A, B
- BACC, Séries A1,A2,D,...
Bonus : Paikady enti-mianatra sy enti-miomana ny fiatrehana fanadinana amin'ny teny malagasy.
Toeram-pianarana: Andohanimandroseza (Ambohipo)
☎Contanct: 034 73 535 73 na mifandray mivantana aminay amin'ny alalan'ny Mp
30/08/2023

Cours BEPC et BACC -CELE Madagascar
Polyproforma - CELE Madagascar
07/03/2023
Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao ho antsika rehetra tehianatra teny vahiny!
Ho anao izay:
-Maniry mba tehahay hiteny Anglisy tsy misy fiakanakanana
-Manana olana amin'ny teny vahiny eo amin’ny sehatry ny asa
-Manana olana amin'ny fianarana noho ny tsy fahafehezana ny teny Anglisy fampiasa eny amin'ny ambaratonga ambony (na ny "Anglais universitaire" )
-Ho anao izay hiatrika "concours" nefa sahirana amin'ny "Anglais académique", na sahirana amin'ny "Anglais juridique"
-Tehanamafy o***a ny fahaizana efa anananao
&Efa misokatra ho antsika rehetra ny fampianarana teny vahiny ato aminay, Izay hahafahanao mamaha ireo olana voatanisa teo ambony ireo.
Ny sampam-pianarana azonao isafidianana arakaraka ny tanjona na ny olana tinao hovahana :
* Anglais parlé
*Anglais académique
* Anglais professionnel
*Renforcement de bases linguistiques
* Anglais juridique
Ny ora fianarana azonao isafidianana arakaraka ny maha afaka anao
Ny fisoratana anarana misokatra manomboka ny Alatsinainy ka hatramin'ny Zoma
Rentrée : Dimanche : 12/03/23 sy Lundi 13/03/23
☎Contanct: 034 73 535 73 na mifandray mivantana aminay amin'ny alalan'ny Mp
07/03/2023
Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao ho antsika rehetra tehianatra teny vahiny!
Ho anao izay:
-Maniry mba tehahay hiteny Frantsay
tsy misy fiakanakanana
-Manana olana amin'ny teny vahiny eo amin’ny sehatry ny asa
-Manana olana amin'ny fianarana noho ny tsy fahafehezana ny teny frantsay fampiasa eny amin'ny ambaratonga ambony (na ny "Français universitaire" )
-Ho anao izay hiatrika "concours" nefa sahirana amin'ny "français académique", na sahirana amin'ny "Français juridique"
-Tehanamafy o***a ny fahaizana efa anananao
# Efa misokatra ho antsika rehetra ny fampianarana teny vahiny ato aminay, Izay hahafahanao mamaha ireo olana voatanisa teo ambony ireo.
Ny sampam-pianarana azonao isafidianana arakaraka ny tanjona na ny olana tinao hovahana :
* Français parlé
*Français académique
* Français professionnel
*Renforcement de bases linguistiques
* Français juridique