EGM Mahazo Ofisialy

EGM Mahazo Ofisialy

Share

Page officielle d'Egm Mahazo

22/11/2025

Évaluation Mi-trimestre & vidéo témoin

Ho an'ny mpianatra EGM REHETRA manerana an'i Madagasikara.

Alefaso ao amin'ny pejy "EGM Madagascar Conservatoire de musique" ny vidéo fohy, mahafehy ny fianarana vitanao hatreto (na mpianatra vao niditra aza ianao)

Asiana anarana complet, Centre Ianarana.

Mahazo bonus (1-3 points) amin'ny Examen Trimestriel National (Janvier), izay vidéo maha afa po.

Date farany handraisana ireo videos: Sabotsy 06 décembre.

Mazotoa ary

Raha misy fanontaniana: 034.14.812.45/033.15.812.45

29/10/2025

Avis aux Étudiants et visiteurs
EGM MAHAZO
📞034.64.171.70

20/10/2025

Aza tara intsony,fandriho ny toeranao fa mandray foana izahay
📞034.64.171.70

Photos from EGM Mahazo Ofisialy's post 13/10/2025

Mbola mitohy ny fandraisana mpianatra ato amin'ny centre EGM MAHAZO
classe:




Aza tara ary fa voafetra ny toerana,
Raha mila fanazavana fanampiny dia midira hafatra miafina avy hatrany na antsoy ny:
📞034.64.171.70

11/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tojo Aina Lovasoa Rakotondrabe, Michela Malalanirina, Marotia Randriamamonjy, Lova Natolotra, L'as De Trèfle, Rubis Fitia

02/10/2025

Avis aux Étudiants et Visiteurs
EGM MAHAZO
📞034.64.171.70

26/09/2025

Avis aux Étudiants et visiteurs
EGM MAHAZO
📞034.64.171.70

22/09/2025

Avis aux Étudiants D'EGM MAHAZO
📞034.64.171.70

🎶🇲🇬
Rentrée 2ème vague: Samedi 04 Octobre. Mercredi 08 Octobre.

Toutes les disciplines musicales
Admission à partir de 05 ans

Ne ratez plus la rentrée à EGM Madagascar conservatoire de musique!

Inscription/Réinscription dans les centres ou en ligne par Mobile money. Appelez le 034.14.812.45 (HB)

15/09/2025

EGM MAHAZO
📞034.64.171.70

Mitohy ny fisoratana anarana ho an'ireo toerana vitsivitsy sisa mbola tavela.

☎️034.14.812.45 (HB)

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 12:00
Saturday 08:00 - 17:00