Mahery Francky Maël

Mahery Francky Maël

Share

I'm infinite,
I'm able to act all I want.

I manifest every best things....

AN ENGLISH TEACHER

0325097506 / 0344862985

16/07/2025

-Te ho Grand ve ianao?
Mivonòna amin'ny fankahalàna.
-Te hanao zavatra goavana ve ianao?
Mivonòna amin'ny fankahalàna.
-Te havita zavatra miavaka ve ianao?
Mivonòna amin'ny fankahalàna.

Tadidio fa rehefa miakatra amin'ny refy ambonimbony amin'ny fiainana ianao dia
tsy ny olona rehetra no faly aminao,
tsy ny olona rehetra no hiarahaba anao,

Mety ireo namanao na havanao mihitsy no mankahala anao voalohany.

Aleony lavitra mankahala anao toy izay hanohana sy hanampy anao.
-Manahy mantsy izy sao lasa lavitra ianao.
-Manahy izy sao hanan-karena noho izy ianao.

Foroniny daholo izao rehetra izao hoentiny handotoana anao.
-Lazainy fa mpanao affaires maloto ianao.
-Lazainy fa mpanodikodim-bola.

Namana,
Mifantoha amin'ny lalanao.
Tadidio fa raha tia anao daholo ny olona rehetra dia tsy ho "grand" mihitsy ianao.

Aza avela hamotika ny nofinofinao ny fankahalàna.
Aza atao hampisara-dalana anao amin'ny tanjonao ny fankahalàna.

Reseo amin'ny soa ny ratsy.

Ndao hanova zavatra

29/06/2025
02/06/2025

Sudden lee 😂

28/05/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! نظرات وداع, Man Ambina

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Mahamasina
Antananarivo