16/06/2023
🖐😀 Salama an-tsika rehetra eh !
Ho avy ity ny VACANCES ! 😮 na dia hoe natokana hialana sasatra aza izany dia tsara foana ihany raha manao COURS ry Rankizy Rankizy.
✅ Mba afahani'izy ireo mitazona ny fahalalany tsy ho adino
✅ Ary mba hihomanan'izy ireo amin'ny ambaratonga manaraka.
😀 Faly izahay mapafantatra anareo fa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny 🔰Cours de vacances pour les enfants🔰ho an'ny ankizy kely manomboka ny 9 taona no miakatra.
Marihana fa ny
🔴 Alarobia amin'ny 02h ora ka hatramin'ny 04ora hariva sy ny
🔴 Sabotsy amin'ny 08h ora maraina ka hatramin'ny 11ora ihany tanterahina ny cours isakerin'andro.
👉 Ka tongava dieny izao misoratra anarana ety amin'ny École Privée la Marine Antohomadinika. 👈
☝😉 Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana etsy ambany.
Misaotra tompoko. 😊