11/04/2026
Sortie de promotion L1, L2 ce Vendredi 10 avril 2026
Cette association à pour object de l'aide et action de développement de Jeunes Chrétiens🙏🥰
11/04/2026
Sortie de promotion L1, L2 ce Vendredi 10 avril 2026
03/02/2026
🎀✨
Miarahaba antsika rehetra indray o👋
Aleo ho lazaina eto ihany fa betsaka no tsy maharaka ny vaovao farany
Ny fifampiarabana izay saika ataon-tsika ny 29 Janvier izao dia hahemotra manaraka
Ny antony dia nohon'ny programme mifanindry akaiky kely, ka nangataka ny hanemorana azy ny rehetra 😊
Holazaina amitsika rehetra eto ny daty vaovao rehefa tapaka 🥰✨
Misaotra antsika rehetra hatrany manaraka ny pejy, dia samia ho Tahian'i Jesosy daholo 🙏🩵
04/01/2026
Bonne année daholo o🎈🎉🎊
11/12/2025
Bonjour daholo o👋✨
Ny regroupement antsika amin'ny Zoma zao am 9h00 dia ataotsika formation mamy kely🍰🎊🎊🎊
🎀Arak'izany dia hanolotra fampianarana mofomamy maimaim_poana na gratuit ho antsika ny Association (formation pâtisserie)💟🧑🍳
Koa izay vonona dia mandefa ny anarany anaty mp 🖊️📮
Samia manomana cotisation kely 2.000ar hividianan-tsika ingrédients, ho an'izay mazoto hianatra ary zaraitsika ihany izay gâteaux vita eo eh😁
Toerana mahazatra ihany ao ampianarana
À 9h00, tsy manao tara a😀
... Eny, lanio ny fanananao rehetra hamidy fahalalana tsara. Ohabolana 4 : 7❤️
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'ilay mampahery ahy. — Filipiana 4 : 13🧠🌸
-ChildofGod-GottesKind
26/11/2025
Filazana🔊
Miarahaba antsika rehetra mpikambana ato@Association JCR rehetra 👋
-Tonga indray ilay fotoana hiarahantsika rehetra hivavaka🙏🎶
-handraisana ny Tenin'Andriamanitra📖🎵
-handinihana ny programme hamitana ny projet 2025 🎥🎬
Ny projet natomboka tsy maintsy vita💯✊
🔊 Noho izany dia miantso antsika rehetra ho tonga @ Assemblée générale ny Alatsinainy 01 désembra ho avy izao
Toerana : Restaurant Le Gourmet Ambondrona ambanin'ny bureaux antsika ihany
Fotoana amin'ny 9ora tsy diso
NB:Manasa ihany koa ireo mpikambana efa nandalo tato amin'ny JCR hatramin'izay, ireo promotion 2022- 2023- 2024 ary 2025
Hampitapitao ny vaovao sy mba mifampilaza amin'ireo namantsika rehetra any,
Mirary soa tahian'ny Jesosy daholo❤️🙏
25/11/2025
Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; Ny tena olo-marina no isehoanao fa marina; — II Samoela 22 : 26
Manaova ny tsara sy marina mandrakariva dia ho hitanao ny fahatsaraNy hitoetra eo amin'ny fiainanao 🥰
20/11/2025
Always pray and never give up🙏