ToromarikA & PaikA

ToromarikA & PaikA

Share

Mampianatra sy mampita fahalalàna hoan'ireo vonona tsara 😊
Manabe ireo vonona hobeazina sy hanaja ny fitsipika ato.

Mizara traikefa, mizara ireo mahasoa hoan'ny rehetra. Fanabeazana mihitsy fa tsy fampianarana fotsiny ihany.

Photos from ToromarikA & PaikA's post 12/08/2026

📢 LA DATE DU CONCOURS D’ENTRÉE 2026 EST ENFIN LÀ ! 🎓

À tous ceux qui souhaitent intégrer l’ENI : c’est le moment de vous préparer ! 💻🤖🌐

📅 Retrouvez la date du concours ci-dessous.
📄 La liste des dossiers à fournir est disponible dans les commentaires.

Futurs candidats, préparez dès maintenant vos dossiers, révisez vos fondamentaux et soyez prêts à relever le défi ! 💪🔥

🎓 Votre avenir numérique commence à l’ENI !

Photos from ToromarikA & PaikA's post 10/08/2026

💥 Préparation Concours 2026 ‼️
Eh!! aza manahy fa eto izahay e, eto MAHAMASINA SUD foana.
📌Mampanao préparation concours hidirana 1ère année amin'ireo Université misoratra eo ireo
AGRO- POLY- ENI-EMIT- IST ,sns....

🟥Hivaly tsy hoela ny BAC fa aza manahy 🙏

👉Hafa foana ny mahazo tari-dalana makany amin'ny tena izy, hafa foana ny manam-pahalalana sy fahaizana.

_Concours io an, izay tena mahay no afaka fa tsy izay mahazo moyenne akory.

_Ampitaina aminao ny secret nahatonga n'y hafa ho afaka rehefa nianatra tato aminay.
☝️Ato ilay tena mianatra, feno sy voalamina tsara ny fotoana hianarana
Sarany : natao ho zakan'ny rehetra tompoko o👏
Toerana : MAHAMASINA SUD ampitan'ny gendarmerie ANKADILALANA
Contact : 034 53 750 55
Fidirana : ampitainay eto tsy ho ela👍volana AOÛT ity izany
Valina BAC ihany koa efa hoavy ao an

01/08/2026

💥Miarahaba indrindra antsika rehetra o 🙏

_Aza adino fa efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny année scolaire 2026 -2027.
_Azonao alaina ny informations rehetra hiomananao ny amin'izay ilaina rehetra (Droit, écolage, fournitures, etc,...) , miditra MP na manatona mivantana ny birao.

_Toromarika & PaikA dia vonona hanome ny fahalalana sy fahaizana feno hoanao, na ny zanakao sy izay vonona rehetra hianatra ato ihany koa.

Misy ny kilasy :
TROISIÈME : option A na B
TERMINALE A2- C -D : Siantifika ( C & D ), literera (A2)

Ary ny kilasy vao nosokafana dia ny :
SECONDE & PREMIÈRE (L&S) : natao hoan'ireo vonona haka fototra tena tsara, vonona hianatra tsara ihany koa 👌, vonona ny hahay mihitsy.

☝️Ny fianarana voalaza eto dia :
-mianatra isanandro tontolo andro, ary misy fandaharam-potoana mazava (emploi du temps fixe), feno tsara fa tsy bangabanga.
-mianatra ny alatsinainy hatramin'ny zoma
-manao ny taranja rehetra araka ny programme
-manao fanadinana sy fitsapana mihitsy ary misy firaketana manambara ny fahaizana mihitsy

👉 Mpampianatra mandray anao kosa dia :
-olona tena misehatra amin'ny fampianarana mihitsy, asany mihitsy ny mampianatra fa tsy asa an-tselika.
-olona matianina tanteraka ary mahay tsara ny rafi-pampianarana misy eto amintsika.
-olona manana traikefa an-taonany maro teo amin'io sehatra io
-mpampiofana mpampianatra, olona nandalo seha-piofanana ho mpampianatra mihitsy.
-tonga mavitrika tsy mba migintrika

🔴Manatona ary ny TOROMARIKA & PAIKA hoan'ny fianaranao, na ny zanakao dia omena anao ny tena fahaizana sy fahalalana.
Manatona mivantana maka ny andininy ilaina rehetra fa maimaim-poana izany.
Kalitao tena tsara no omena, mendrika anao izany !

📌Toerana : MAHAMASINA SUD (Ampitan'ny gendarmerie ANKADILALANA)
Contact : 034 53 750 55

Plus d'informations : MP ou APPEL
Bureau : mivoha isaky ny LUNDI & MARDI (8H à 11h30)
Mifikira amin'ny tsara

Photos from ToromarikA & PaikA's post 27/07/2026

MATHÉMATIQUES SERIE A 2026

Proposition de correction 👌
Mirary soa sy fahombiazana hatrany hoan'ny rehetra e😍
Noezahina nosoratana tsara, natao ny rédaction ka hialàna tsiny raha misy diso na latsaka ihany koa ☺️
Soava hatrany eeeee...

🟥Cours de vacances 2026 izao no cours mandeha amin'izao ato amintsika ....
Miditra lundi 03 Août 2026 ...
Mianatra isanandro tapany maraina

🟥 Préparation BEPC & BAC
Mianatra tontolo andro daholo, hoavy ny fampahafantarana ny amin'iny 👍

🟩Ouverture de la classe de seconde
Io no tolotra vaovao misy ...
Olona vonona sy mahay

17/07/2026

‼️Ahoana tsara hoe ry Benja a ????🙄
Soa fa mbola eo ny FARADOBOKA POINT VITAL 2026 👌
Sabotsy 18 JOLAY 2026 io 👍
Tongava maro eeeeee

17/07/2026

‼️ FARADOBOKA POINT VITAL 2026💥
Rapitso io fotoana io an👌
Tongava daholo izay vonona ho afaka BAC rehetra e 👍
Aty ianao mahita azy ❤️
fans

16/07/2026

‼️Cours de vacances 2026 🎉

📌Futur Terminale & futur troisième

Hanomezana anao ireo fototra tokony ho hay mialohan'ny hidirana kilasim-panadinana.
Hanomezana anao ihany koa ireo tombony mitaha amin'ny namana hafa.
Maka avance ihany koa isika satria mandritry ny 4 herinandro be izao ilay mianatra.

👉Ireto avy ny taranja atao isaky ny kilasy
_Terminale siantifika : Maths - PC - SVT - Malagasy
_Terminale literera : Maths - Philo - Malagasy - Français
_Kilasy fahasivy (troisième) : Maths - PC - SVT - Malagasy

☝️Azon'ny rehetra atao izy io na avy aiza na avy aiza sekoly niaviany.
_Natao hoan'izay vonona hanao classe d'examen amin'io année scolaire manaraka io.

🚦TSY MISY ECOLAGE, FA MANDOA DROIT KOSA ANEFA AN

# -o eo amin'ny coms ny namana dia ndao hiomana amin'ny fahombiazana, hampitombo fahalalana sy fahaizana ihany koa.

_Fampianarana azo antoka io ary efa maro no afa-po tamin'ny fampianarana manokana isan-taona (cours particulier) ka io zaraina aminareo io indray izy hoan'ny rehetra 👏
_Efa vita sedra tsara io ary tena misy tombony

Toerana : MAHAMASINA SUD (ampitan'ny gendarmerie ANKADILALANA)
Contact : 034 53 750 55
Fidirana : Lundi 03 Août 2026
Plus d'info & Inscription : MP OU APPEL
🔴Soraty eo amin'ny commentaires ny hoe : "vacances 2026", "droit" dia alefanay feno aminao ny informations rehetra tompoko o
Mifikira amin'ny tsara

14/07/2026

‼️ FARADOBOKA POINT VITAL BAC 2026 ‼️
Daty tokana, toerana tokana,
Taranja amin'ilay manampy anao tsara no atao.
Tongava maro fa soa hoanao io e👏
Tongava maro fa hoanao vonona ho afaka BAC mihitsy io andro io 👌

13/07/2026

🚨 HANAO BEPC VE NY ZANAKAO NA IANAO ⁉️ FANTATRAO VE fa MISY FIANTRAIKANY amin'ny FITADIDIANA sy ny 🧠FIFANTOHANA mandritra ny FANADINANA ny SAKAFO hanina 🥦🍇⁉️

Maro ny ray aman-dreny no mifantoka amin'ny famerenana lesona.

Kanefa misy zavatra iray matetika hadino...

🧠 Ny atidoha koa mila sakafo tsara.

Tsy ny fianarana irery no mamaritra ny vokatra.

Fa ny fomba ikarakarana ny vatana mandritra ity herinandro ity ihany koa.

❌ Raha tsy ampy torimaso.

❌ Raha tsy ampy rano.

❌ Raha tsy ampy sakafo.

Mety ho sarotra kokoa ny :

• hifantoka
• hitadidy lesona
• hamaly fanontaniana
• hijanona ho mailo mandritra ny fanadinana

Inona àry no tsara atao manomboka ANIO ?

🥔 Mihinàna glucides/siramamy tsara kalitao isan'andro :

✅ Vary mena
✅ Ovy
✅ Vomanga

Ireo no manome angovo maharitra ho an'ny atidoha sy ny vatana.

🥚 Mihinàna protéine isan'andro :

✅ Atody
✅ Trondro
✅ Akoho
✅ Tsaramaso

Manampy amin'ny fiasan'ny atidoha sy ny faharetan'ny hery.

🍊 Aza hadino ny voankazo sy legioma.

Ireo no manome vitamina sy minéraux ilain'ny vatana hiaro tena.

Rehefa salama ny vatana...

Mora kokoa ny mifantoka amin'ny fanadinana.

📌 FANAMARIHANA :

🐟 Rehefa mihinana trondro dia tsara raha misafidy trondro matavy toy ny sardines na lamoria.

🧠 Satria mitondra oméga-3 izy ireny, tavy tsara ilain'ny atidoha, indrindra ho an'ny firafitra sy ny fiasan'ny neurones (sela ao amin'ny atidoha).

💧 Misotroa rano tsara.

Na dia tsy mangetaheta aza.

Ny tsy fahampian-drano kely fotsiny dia efa mety hampihena ny fifantohana sy hampitombo ny havizanana.

🍫 Ho an'ny marainan'ny fanadinana :

Afaka mihinana chocolat noir (70 % na mihoatra) 2 hatramin'ny 4 carrés.

Raha zakan'ny zaza.

Misy cacao sy caféine voajanahary kely izay afaka manampy amin'ny fahamailoana sy ny fifantohana.

Ankoatra izany, ny cacao dia manankarena magnésium, mineraly iray ilaina amin'ny fiasan'ny système nerveux (atidoha sy ny moelle épinière).

😴 Ary indrindra...

Aza atao tara torimaso.

Ny torimaso no fotoana anamboaran'ny atidoha sy handaminany ireo zavatra nianarana nandritra ny andro.

🚫 Mandritra ity herinandro ity dia tsara raha ahena :

❌ Zava-pisotro mamy be
❌ Fast-food
❌ Sakafo matavy be
❌ Snacks be siramamy

Satria tsy manampy amin'ny fitazonana angovo sy fifantohana maharitra.

❤️ Ry ray aman-dreny,

Tsy voatery hividy compléments alimentaires lafo sy fanafody.

Matetika dia :

✔️ Sakafo voalanjalanja
✔️ Rano ampy
✔️ Torimaso tsara
✔️ Fitiavana sy fampaherezana

..dia efa anisan'ny fanomezana tsara indrindra azontsika omena ny zanatsika.

🎓 Tsarovy :

Ny fanadinana dia tsy sedra ho an'ny fahalalana fotsiny.

Fa sedra ihany koa ho an'ny fahavononan'ny vatana sy ny atidoha.

📸 Sary fanehoana, fandraisako anjara amin’ny fandaharana momba ny Sakafo sy Fahasalamana, mifandraika amin’ireo lohahevitra manampy amin’ny fahombiazan’ny ankizy amin’ny fianarana sy fanadinana.

ÀRY IANAO ⁉️
Mbola tadidinao ve tamin'ny ianao nanala BEPC sa vao hanala?

13/07/2026

‼️ FARADOBOKA POINT VITAL BAC 2026‼️
sabotsy 18 JOLAY 2026 fotoana e👏
Ny azo ambara raha tonga ianao amin'io dia hoe milamin-tsaina ianao miatrika io BAC io.

Ho tsara ny note nao ....
Efa nisy izany hoe nahazo 18/20 amin'ny PC izany hoan'ny serie C, ....
Tsy nofy ny mahazo 18,75 na 19/20 hoan'ny maths TA.
Fomba fiasa fotsiny dia efa ahafahana mandresy lahatra ny mpitsara hanome naoty tsara.

Tongava e......tongava daholo izay serie A C D liana oooo

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Tana Ville
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00