03/09/2026
🌈📚 VAOVAO LEHIBE HO AN’NY RAY AMAN-DRENY! 🇬🇧✨
🎉 VITA SOA AMAN-TSARA NY BOKY🎉
Faly izahay mampahafantatra anareo fa vita tanteraka ny URIELLE’S LITTLE ENGLISH WORLD – Unit 1 🌍💖
📖 Boky fianarana Anglisy natao manokana ho an’ny ankizy 5–7 taona.
Ny tanjonay dia ny hahatonga ny ankizy hianatra Anglisy amin'ny fomba mahafinaritra, tsotra ary mora takarina. 🧒👧🎈
✨ INONA NO HITA AO ANATIN’NY BOKY?
📕 Tantara fohy – mianatra amin’ny alalan’ny tantara mahaliana
🧠 Voambolana – teny vaovao hita ao anatin’ilay tantara
✏️ Fampiharana – exercices sy activités hanamafisana ny fianarana
🎵 Rhymes / Hirahira – mianatra amin’ny alalan’ny hira sy ny gadona
🎧 Rakipeo (Audio) – manampy ny ankizy hihaino sy hamerina ny teny amin’ny fomba marina
💡 Tsy natao ho boky vakiana fotsiny izy ity, fa boky iarahana mianatra, mihaino, mamerina ary miteny.
📚 VERSION PAPIER
📌 Sur commande
🚚 Manao livraison
🏫 LINGAPRO TRAINING CENTER TANANARIVO
Ankoatra ny boky, dia manolotra ihany koa izahay: 👩🏫 Cours particulier d’anglais ho an’ny ankizy sy ireo izay te hanatsara ny fahaizany miteny Anglisy.
📲 Raha te hanafatra ny boky na mila fanazavana:
📞 034 09 472 39
📞 038 43 977 47
💬 WhatsApp disponible amin'ireo numéro ireo.
🌟 KNOWLEDGE TODAY, SUCCESS TOMORROW. 🌟
Omeo ny zanakao ny fahafahana hianatra Anglisy dieny mbola kely, amin’ny fomba mahafinaritra sy manaitra ny fahalianany. 💖🇬🇧
📚🌈 URIELLE’S LITTLE ENGLISH WORLD
Unit 1 — The beginning of a little English journey! 🌍✨
Be The Best With Mr. Rova