Let's learn English with Vani

Let's learn English with Vani

Share

🇬🇧Ndao hianatra teny anglisy amin'ny fomba tsotra sy mahafinaritra 🥰

07/05/2026

🇲🇬Ohatrinona ity azafady ?
🇬🇧How much is this, please?

07/05/2026

Aza miteny hoe "Bye bye" intsony indray aloha e, ataovy hoe "Catch you later"

05/05/2026

🇬🇧When life gives you lemons, make lemonade
🇲🇬Raha manome voasarimakirana anao ny fiainana , ataovy ranomboasary.

05/05/2026

🇬🇧Don't judge a book by its cover.
🇲🇬Aza mitsara olona amin'ny endriny ivelany .

05/05/2026

Hello guys 🤗, how are you doing today? 👋I'm a bit tired but okay.🤗

Efa henonareo ve ity teny ity hoe "Better half"?
Ndao indray ary hofantaritsika etsy ambany e.

🇬🇧My better half dia midika hoe 🇲🇬 vadiko na olotiako.

Fa raha atao ara-bakiteny dia hoe "ny antsasany tsara kokoa 🤭

Azo iantsoana azy daholo na lahy na vavy 🥰 ohatran'ny romantique kely amiko manokana aloha e🤭

Ohatra:
1-🇬🇧 I can't decide without my better half .
🇲🇬 Tsy afaka manapa-kevitra aho raha tsy miaramandinika amin'ny vadiko .

2-🇬🇧My better half doesn't like spicy food.
🇲🇬Tsy tia sakafo masika ny vadiko.

Araho hatrany ny pejitsika a🥰 Dia aza adino ny mi sy mi a

See you !!!

01/05/2026

Hello everyone 😃 raha te hiteny isika hoe MIASA FOANA AHO DIA SAHIRANA amin'ny teny anglisy

Ireto misy fomba afaka hilazanao azy:😃

*I'm always working and I'm busy.*
= Miasa foana aho dia sahirana.

*I'm always busy with work.*
= Sahirana amin'ny asa foana aho.

*I work all the time, so I'm really busy.*
= Miasa foana aho, ka sahirana be.

*I'm swamped with work.*
= Tondraky ny asa aho. _Mahazatra be io rehefa miresaka_

*I have a lot on my plate right now.*
= Be zavatra atao aho izao. _Idiom io_

*I'm working non-stop.*
= Miasa tsy mijanona aho.

Izay indray ary aloha ny androany fa araho hatrany ny pejitsika a😄

01/05/2026

Hello everyone 😃 ela ela tsy teto fa sairana kely dia izay indrindra hoe ahoana moa ny fomba hilazana hoe *ANDRO TSY FIASANA * amin'ny teny anglisy 😄

*1. Public holiday* 🇲🇬🇺🇸
Io no mahazatra indrindra.
Ohatra: _June 26 is a public holiday in Madagascar._

*2. Bank holiday* 🇬🇧
Ampiasain'ny Anglisy bebe kokoa.
Ohatra: _Monday is a bank holiday._

*3. Day off*
Miteny ankapobeny kokoa. Tsy voatery hoe fety fa andro tsy iasanao.
Ohatra: _I have a day off tomorrow._ = Manana andro tsy iasana aho rahampitso.

*4. Non-working day*
Ara-pomba ofisialy, amin'ny taratasy/contrat.
Ohatra: _Sunday is a non-working day for our company._

*5. National holiday*
Raha fetim-pirenena manokana.
Ohatra: _Independence Day is a national holiday._

Araho hatrany ny pejitsika raha te hianatra zava-baovao foana ianareo.

Aza adino ny mi sy mi

*💕*💕

22/04/2026

🌹❤️MIDOKA OLONA AMIN'NY TENY ANGLISY 🇬🇧🥰

-🇬🇧 You're so cute!
- 🇬🇧You're sweet!
🇲🇬( Mahafinaritra ianao ,mahafatifaty,Manja kely)
-🇬🇧 Your smile is adorable! -🇲🇬 Mahafatifaty ny tsikinao!
- 🇬🇧You're a lovely person! - 🇲🇬Olona mahatehotia ianao!🥰

Ireto misy vocabulaires hafa afaka ampiasaina ihany koa:😌

- Cute - Mahafinaritra
- Adorable - Mahafatifaty
- Sweet - Mahamendrika
- Lovely - Mahatehotia
- Charming - Mambabo fo
- Delightful - Mahafinaritra
- Precious - Sarobidy
- Gorgeous - Mahafatifaty🥰🌹❤️

Araho tsy tapaka ny pejitsika dia aza adino ny mi sy mi

22/04/2026

🇬🇧🇲🇬MIRARY SOA AMIN'NY TENY ANGLISY ❤️
- Good luck !
- Best wishes !
- All the best !
- I wish you well !

20/04/2026

Hey guys 🤗, ity misy hirampitiavana anglisy iray mba mahafinaritra anah ny mizara azy 🥰🥰

Close your eyes,
Give me your hand , darling
Do you feel my heart beating
Do you understand?
Do you feel the same?
Am I only dreaming?

Dikany
Akatona ny masonao,
Omeo ny fonao, mamy
Tsapanao ve ny fitempon'ny foko
Mahafoy ve ianao?
Tsapanao ve toy izany koa?
Ve no anofisana fotsiny aho? 😊

Araho tsy tapaka ny pejitsika 🤗 💋

18/04/2026

Hi guys 😊Fomba hafa afaka ilazana ny hoe "BONNE NUIT"amin'ny teny anglisy

- Good night!😴
- Sweet dreams!😴
- Sleep tight!😴
- Night night!😴
- Sleep well!😴

Araho tsy tapaka ny pejitsika dia aza adino ny mi sy mi

17/04/2026

Hello guys 🤗 Ndao isika hianatra VERBE ÊTRE na TO BE amin'ny teny anglisy 😍

🇬🇧VERB TO BE IN SIMPLE PRESENT TENSE
🇨🇵Verbe être au temps présent

I AM ( je suis )
YOU ARE ( tu es )
HE IS( il est )
SHE IS ( Elle est )
IT IS ( on est )
WE ARE ( nous sommes)
YOU ARE (vous êtes )
THEY ARE ( ils ou elles sont )

Araho tsy tapaka ny pejitsika dia aza adino ny mi sy mi 💋

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ivato
Antananarivo