Mia Fashion

Mia Fashion

Share

Sera kiraro
Rideaux luxe
Mélamine kojakoja
Mp avy hatrany

04/08/2026

✨ TAVOHANGY TRANSPARENT VIDE DISPONIBLE ✨
Mety tsara ho an’ny jus naturel sy yaourt 🧃🥛
✅ Tavohangy transparent vide
✅ Misy pipette
✅ Misy opercule
✅ Endrika manintona sy manara-penitra
💎 Prix :
• Opercule tsotra : 25 000 Ar
• Opercule Luxe Doré & Argenté : 28 000 Ar
➡️ Efa compris daholo ny tavohangy transparent + pipette + opercule.
📍 Lieu : Itaosy Cité
📞 Contact : 038 18 938 21
Aza misalasala miantso raha mila fanazavana fanampiny.

Photos from Mia Fashion's post 22/07/2026

à partir 500ar de Efa mahazo mélamine ❤️mp❤️

Photos from Mia Fashion's post 21/07/2026

❤️ mp aingana ary ee ❤️

Photos from Mia Fashion's post 17/07/2026

🥰⚡ arrivage vaovao bé indray Zao fa aza tara an🥰⚡
be 🍽️assiettes creuses be ireto arrivage tsika reto 🌺
❤️mp avy hatrany ❤️

16/07/2026

❤️🥰🍽️🌺

16/07/2026

❤️🥰

16/07/2026

🌺70 pièces 🌺

16/07/2026

✨🍽️ VILIA MÉLAMINE TSARA KALITAO 🍽️✨
🏠 Mety amin'ny tokantrano
🏨 Mety amin'ny hotely sy restaurant
💪 Mateza sy maharitra
🎨 Tsara endrika nefa mora
✅ Kalitao tsara ✅ Vidiny mirary ✅ Stock vonona avy hatrany
🚚📦 Afaka alefa manerana ny province rehetra eto Madagasikara
📩 mandefasa ❤️mp❤️raha hanao commande.
⚡ Aza tara fa voafetra ny stock
70 pièces carton n°1

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Itaosy
Antananarivo
102