15/05/2026
⚠️Mbola misy m**o eny amin'ny point de vente eny zareo a.. sady mbola eny ilay tinareo rehetra iny 😍
🥐 Fy art'Lenta– La passion des viennoiseries
Chaque jour,nous créons des délices frais, croustillants et faits maison pour illuminer vos matinées.
Ouvert à 6h30,du dimanche au vendredi (Ampasampito & Andravoahangy ambony)
0388173231
15/05/2026
⚠️Mbola misy m**o eny amin'ny point de vente eny zareo a.. sady mbola eny ilay tinareo rehetra iny 😍
15/05/2026
Vennnndreeeediiiiiii sahady 😍😍😍
Raha tsy mahazo androany dia amin'ny alahady indray fa tsy miasa Fyart'Lenta rehefa ‼️
Alefaso ary ny commande fa mbola manao livraison izahay androany 😁
14/05/2026
Afaka manao any an-trano amin'izay😋😋 sady afaka manao commande na 1jour avant ary😁 (sur commande ihany fa tsy misy disponible de suite)
👉 Misy ny pâte façonnée
- Croissant
- pain au chocolat
- pain au chocolat bicolore
👉 Misy ihany koa ny pâte non façonnée (ianao indray no manao ny forme izay hitiavanao azy
- pâte levée feuilletée margarine
- pâte levée feuilletée au beurre
- pâte levée feuilletée striée (ity ilay fanaovana pain suisse)
- pâte feuilletée classique margarine
- pâte feuilletée classique au beurre
14/05/2026
Nijerijery archive kely dia nahita an'izao zavatra tsotsotra nefa tsara izao😍😍
Ohatran'izao ilay big Croissant 😋😋😋
Mbola mandray commande izahay raha mila livraison ianao androany 🛵😊
13/05/2026
⚠️ LIVRAISON POSSIBLE⚠️
Efa misokatra ihany koa ny point de vente
Mitady ny tsara sy matsiro ho anareo mandrakariva izahay
12/05/2026
Iza tinareo kokoa?? Ilay tsotra sa ilay bicolore ?
Mbola feno m**o eny Ampasampito sy Andravoahangy ambony eny
Afaka manao livraison ihany koa
⚠️COMMANDE et LIVRAISON possible
Point de vente : Ampasampito , Andravoahangy ambony
Contact :0388173231
11/05/2026
Efa nahita cadeau ho an'ny reny ve😍😍😍
👉 Andramo aloha ny ato aminay fa afaka atao cadeau tsara mihitsy 😋😋
Afaka mijery ny produit anay mivantana eny ampasampito sy andravoahangy ambony ianareo mba ahafahana misafidy tsara 😁😁
Na izao ary vao ho eny dia mbola mahatratra tsara mihitsy 😋 na hoe mitady goûter ihany koa🥐
11/05/2026
Te hihinana ve ianao😋 nefa tsy afaka manatona eny ampasampito sy andravoahangy ambony 🥺😣
🥐 Mbola manao livraison izahay androany 🛵😁
Misy box amin'ilay 16000ar 😍
Misy an'ilay mandeha par pièce ihany koa 😍
☎️ 0388173231 ou mp
10/05/2026
Alefaso amin'izay ny commande fa efa vonona izahay oh😍😍🥐🥐
09/05/2026
Noho ny antony manokana izay tsy afahanay miasa dia tsy misokatra ny point de vente rehetra rahampitso ary tsy misy livraison ihany koa ‼️‼️
👉 Ny commande kosa dia afaka raisinay hatrany izay ho livréna manomboka ny alatsinainy 😁
Mankasitraka anareo hatrany manohana anay🙏
| Tuesday | 06:30 - 16:00 |
| Wednesday | 06:30 - 16:00 |
| Thursday | 06:30 - 16:00 |
| Friday | 06:30 - 16:00 |
| Sunday | 06:30 - 16:00 |