21/01/2026
Faly mandray anao ny BBS Ambohimangakely
Formation Professionnelle DTS bacc+2
21/01/2026
Faly mandray anao ny BBS Ambohimangakely
27/12/2025
📢📢 On est aussi présents ici !!!
Venez nous rejoindre !! 😉😉
23/10/2025
02/10/2025
🌟Manana BACC ve ianao?
🌟Te hiasa amin'ny Sehatra ny Fandraharahana Ara-bola ao anatin'ny fotoana fohy?
Misokatra ho anao ny:
🎓 BANK AND BUSINESS SCHOOL AMBOHIMANGAKELY
📌 Filière: Banque et Microfinance
Izay ahazoana BTS (Brevet de Technicien Supérieur) Bac+2 sy Licence Bac+3 (Manana equivalence ara-panjakana)
💡 Izahay dia manome anao:
✅ 4 Stage maimaim-poana
✅ Boky maimaim-poana
✅ Fianarana tapak’andro (misafidiana na maraina na tolakandro)
✅ WiFi sy Laboratoire informatique maimaim-poana
📍 Misy manerana an’i Madagasikara izahay
📞 034 80 550 60 / 033 63 554 51
✨ Bank and Business School M/car, La 1ere Ecole de Microfinance à Madagascar
12/09/2025
Aza adino fa !
Efa misokatra anie ny fisoratana anarana @ fandraisana mpianatra vaovao vao afaka bacc ao BBS Ambohimangakely e!
Aza tara fa voafetra ny toerana
Ho anareo izay afaka bacc ka Mbola tsy nahita fianarana
Misokatra ny fandraisana mpianatra vao ato @ Bank and business school ambohimangakely
27/02/2025
Alefa BBS
29/10/2024
04/09/2024
❤️♥️Un avenir bien tracé 😉♥️❤️
21/07/2024
📢 Pour bien se préparer avant le baccalauréat, voici quelques conseils importants :
👉 Relire vos fiches une dernière fois sans stresser
👉Préparer vos affaires pour le lendemain
👉Se coucher tôt pour être en forme et dormir suffisamment (au moins 8 heures par nuit)
👉Avoir une alimentation équilibrée
👉 Faire de l'exercice modéré pour évacuer le stress
👉 Vérifier que vous avez tout le nécessaire (stylos, calculatrice autorisée, etc.)
👉Préparer vos papiers d'identité et votre convocation
📒Le jour J 🖍️
👉Prendre un bon petit-déjeuner
👉Arriver en avance au centre d'examen
👉Rester calme et confiant
💖Bonne Chance à tous💖
21/07/2024
👉Ho antsika izay haka bacc ka efa mandinika ny Sekoly hianarana rehefa afaka
👉Izay efa manana bacc taloha
👉Misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny BBS Ambohimangakely.
👉Mampiofana sy mampianatra ny asa eo anivon ireny BANQUE sy MICROFINANCE ireny.
👉Tsy mifidy série
👉2 taona n'y faharetany fianarana
👉BACC +2 diplômé DTS afahanao miasa avy hatrany.