Michela en Ligne

Michela en Ligne

Share

TSARA SY MORA 👍

Photos from Michela en Ligne's post 20/05/2026

GADGETS ET ARTICLES ÉLECTRIQUES 🌞

Nouveaux gadgets disponibles🙂
Des articles électriques utiles et tendences à petit prix .

Bonne qualité
Prix abordables💰
Disponible dès maintenant

🎧Écouteurs
Ventilateur
💇Broshings
🔦Lampes solaire
de savon liquide automatique
frontal

MORA BE DAHOLO SADY TSARA 😊

Manao livraison izahay
Mandefa any @ faritra ihany koa

Contact: 034 68 183 43
034 75 220 40

19/05/2026

THERMOMÈTRE FRONTAL
Ilain-tsika ao an-trano foana ity zavatra ity😊

Misy kely dia misy ngeza
Prix: 10.000ar
15000ar
Mora hampiasaina

Livraison tana / province

19/05/2026

DISTRIBUTEUR SAVON LIQUIDE AUTOMATIQUE 😊

Mora be nefa tena tsara
Manaram-penitra sady tsara no mihaja

Prix : 30.000Ar seulement

Livraison tana /province

Photos from Michela en Ligne's post 19/05/2026

IZA NO METY AMINAO 😊


selon les modèles
Prix: 5000ar
7000ar
8000ar
Air podes 10.000ar

téléphone
Prix:7000ar

alarme
Prix : 4000ar

Livraison tana /Province

19/05/2026

MBA MIOVA KELY KOA NDRAINDRAY E 🙂
Sady tsy lafo kia

INONA NO ASANY ?
Fanasana fitaovana resaka maquillage izy ity toy ny pinceau ohatra 😃

Prix:25000Ar

livraison tana/ province

19/05/2026

IZA LAY NITADY AZY TATO 🤗

Efa misy izy io dia araraoty fa tsara be ilaina sady mampazoto tsara hoan'ny harena kely brousse nify 👼

Prix :7000ar

Livraison tana / Province

19/05/2026

EFA MIDITRA RIRININA TSIKA IZAO DIA ILAINA BE ITY CHAUFAGE AIR ITY 😊

Prix: 20.000ar

Mora be sady tsara ary tena matanjaka be 💪

Livraison tana /province

19/05/2026

Tsy mila mandany fotoana mihety intsony rehefa manana an'ity tsika

👉TONDEUSE ÉLÉCTRIQUE Rechargeable pour barbe ,cheveux

Prix:
15000ar seulement

Livraison tana / Province

19/05/2026

PORTABLE SPEAKER

MULTI-FONCTIONS
👉Radio
👉Bluetooth
👉USB

PRIX :20.000AR

Livraison tana /Province

19/05/2026

PÈSE PERSONNE 🙂

Prix :20.000AR Seulement

Mety hoan'ny ao an-trano rehetra mahazaka tsara na mavezitra be ary😅😘

Livraison tana/Province

Photos from Michela en Ligne's post 19/05/2026

TAPIS MASSAGE hoan’ny tongotra
FOOT MASSAGE

INONA NO ASANY ?

MAMPITONY NY HOZATRA
MAMPIHENA NY HAVIZANANA SY NY FANAINTAINANA
MAMPIKORINA NY RA
METY HOAN’NY OLONA REHETRA INDRINDRA RAHA TSY SALAMA DIA MISOROKA NY HOZATRA MIANGONA

15mn par session
10 niveaux d’intensité
6 mode azo isafidianana tsara

Tsy sarotra be no mitondra azy fa maivana kely ,antonina tsara ao anaty poketra mihitsy aza

MP pour commandez
034 75 220 40
034 68 183 43

Livraison tana / Province

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo