English School of Madagascar - ESM

English School of Madagascar - ESM

Share

ESM stands for English School of Madagascar is a well-known English Institute in Madagascar �

28/04/2023

Today's the deadline guys

11/04/2023

🎯 Misokatra manomboka rahapitso ny biraon'ny English School of Madagascar eto Antanimena. Ora fandraisana dia tsy miova: 8h à 17h (heure continue).

👉 Aza adinoina fa miverina manomboka amin'ny alakamisy faha-13 avrily 2023 izao ny mpianatra rehetra ato amin'ny ESM.

Misaotra !

🎯 The office of English School of Madagascar will be opening from tomorrow. Opening hours: from 8am to 5pm (non stop).

👉 Don't forget that all the students at ESM resume the class from Thursday April 13th 2023.

Thanks !



08/04/2023

FOR YOUR INFORMATION GUYS

03/04/2023

ESM dia tsy mianona fotsiny amin’ny fampianarana teny anglisy fa mampiroborobo ity teny vahiny ity amin’ny alalan’ny famokarana fandaharana maro samihafa ka isan’izany ny ESM TALK SHOW.

Tsy vitsy ireo mpankafy sy mahafehy teny anglisy izay nivahiny teto amin’ny ESM TALK SHOW ka isan’izany i Shyn izay mpanakanto fanta-daza amin’ny fiangaliana ny gadona R‘n’B. Ny kanto sy ny mozika no navoitra nandritra ny 30mn amin’ny teny anglisy ranoray.

Izany fandaharana izany dia mbola afaka arahantsika ao amin’ny pejy ESM Talk Show ho antsika izay mbola te hanaraka azy.


03/04/2023

Tao anatin’izay roa (02) taona sy dimy (05) volana nisiany izay dia nahatratra 7.950 ireo mpianatra efa nahazo tombontsoa tato amin’ny ESM.

Ny tanjona ho an’ny roa taona manaraka dia ny hampitomboana ny vokatra ho avy roa heny indrindra ny kalitaon’ny fampianarana.

Tsy mitsahatra mikatsaka hatrany ny ekipan’ny ESM amin’ny famaliana ny filan’ny mpanjifa mba hahazoana vokatra tsara kokoa.


03/04/2023

Mbola tsy tara ianao raha mbola hisoratra anarana ato amin’ny ESM satria vao androany ny fidirana.

Tsara marihina fa natao ho an’ny rehetra ny fianarana teny anglisy ato amin’ny ESM eny fa hatramin’ny débutant aza.


28/02/2023

👉 Ho antsika izay tara tamin'ny fidirana farany teo dia ity indray ny fidirana manaraka amin'ity volana martsa ity ato amin'ny ESM Antanimena:

✓ FIDIRANA: 06 MARS 2023 📅
✓ INSCRIPTION DÉJÀ OUVERTE
✓ PLACES LIMITÉES

✏️ Tsy mitaky diplôme
✏️ Tsy mitaky niveau de français
✏️ Mandray no tena mbola débutant

🎯 MAMPIAVAKA AN'NY ESM:

👉 Anglais Parlé
👉 Accent Américain
👉 Développement Personnel

💧 TOERANA: Antanimena ambony akaikin'ny banky BFV sy Pharmacie Ralison

INFOLINE:
034 87 200 38
034 64 141 73
034 77 424 26

23/12/2022
29/11/2022

🎯 Mbola tsy tara raha hisoratra anarana isika amin'ilay fidirana anarana ato amin'i English School of Madagascar Antanimena.

👉 Fidirana manaraka: 05 desambra 2022
👉 Promotion jusqu'au 03 décembre
👉 Places limitées

🎯 Mampiavaka an'i ESM

👉 Anglais Parlé
👉 Accent Américain
👉 Développement Personnel

💧 TOERANA: Antanimena ambony akaikin'ny banky BFV sy Pharmacie Ralison

📞 INFOLINE:
034 87 200 38
034 64 141 73
034 77 424 26
032 62 391 54

29/11/2022

👉 Manàsa antsika rehetra tsy ankanavaka hanaraka ny fandaharana manokana na "Émission Spéciale" anio hariva amin'ny 9 ora alina ao amin'ny fahitalavitra TV PLUS aorian'ny fampahalalam-baovao.

👉 Ny ekipan'i English School of Madagascar no ho vahinin'ny Abraham Razafy izay hiresaka mikasika ny Fampivelarana ny Maha Olona na ny "Développement Personnel" mandritra ny 30mn eo ho eo.

👉 Mbola tsy tara raha hiditra amin'ny 05 desambra isika izay te hianatra teny anglisy ato amin'i ESM. Mbola ao anatin'ny Promotion Noël isika izao h@ 03 desambra izao. Koa hararaoty fa aorian'io dia miverina 250.000Ar ny écolage sy droit.




#

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antanimena Ambony Près De La Banque BFV
Antananarivo
101