25/08/2025
La qualité en image👌👀
👉🏽Fikojakojana ny ati-vava :ankoatran’ny mandeha amin’ny dentiste dia manan-daja ny fisafidiananao ny dentifrice ampesainao isan’andro❗️
Disponible ato aminay ireto vokatra 👉dentifrice SADOER tsara kalitao maro parfum isan’karazany ireto hiantoka ny tsikinao sy hanitra ary indrindra fahasalamanan’ny nifinao😻
🎀🛍️Parfum : fraise ,pêche,citron ,aloe vera ary indrindra ilay spécial manala fofona café sy sigara
👉Prix tena mora :8000ar ,misy prix de gros
Livraison dans toute ville et province possible 🚚