KULTURA.Language.Lab

KULTURA.Language.Lab

Share

Kultura Language Lab (KLL) is not just an English club — it’s a space to grow. We believe in more practice, less theory.

At KLL, you speak more, interact more, and gain real confidence in English.

13/03/2024

😱VIVONS L'EXPERIENCE ENSEMBLE en Améliorant votre PRONONCIATION ET ECOUTE DE L'ANGLAIS🌟

Ny Alatsinainy 18 Mars 2024 Miatomboka amin'ny 8 ora maraina ho an'ny Prononciation ary amin'ny 10 ora ny Ecoute/Listening.
Izao atao ao amin'ny IKM Antsahavola, 2ème étage

📣Efa akaiky ka aleo manapakevitra fa 2 Erinandro ny faharetan'ilay fampiofanana farak'izay mora raha ny kalitao no jerena

: 10.000ar (mandefa hafatra miafina MP na miantso ny 034 21 199 40)
: 45.000ar izay aloha ny 18 mars andron'ny fidirana

-Ny fahaizana Prononciation dia mampitombo ny Opportinuté ho an'izay mahafehy azy, manatsara ny fahazoana ny resaky ny olona mpiteny Anglisy hafa ihany koa
-Ny fahaizana Ecoute na mihaino dia mantsara ny fifaneraserna ary anisan'ny singa mila hain'ny mpiteny Anglisy raha te hanatsara ny Anglais izy, io no base.

Mety ho an'ny olona rehetra izay maniry hanatsara, hampianatra sy ireo vao hanomboka eo amin'ny fianarana Anglais.....

Ireto avy no hitanao ao anatin'ny formation Prononciation:
🎯Ny Prononciation sy ny tontolony
🎯Ireo Accent Americain
🎯Ireo antony mahatonga ny Americain maro mitelina "mot" rehefa miteny
🎯Ireo atao rehefa te hitelina Mot ary ny atao hahafahana mi-comprendre ireo mpitelina mot.

Ireto avy no hitanao ao anatin'ny formation ECOUTE/LISTENING:
🎯Ny mahazavadehibe ny Ecoute
🎯Ireo dingana atao raha te hahazo ireo vahiny mpiteny Anglisy rehefa miteny
🎯Ireo tokony hatao raha mihaino hira/radio/interview
🎯Ireo Exercice de compréhension

🎁Misy torohevitra marobe ahafahanao manatsara ny Anglais anao ihany koa 🎁
MIVOATRA IANAO NY TANJONA ARY HO TRATRARINTSIKA MIARAKA IZANY, hanokatra varavarana ho anao rehefa vita ny formation

💡 034 21 199 40



-

08/03/2024

⚠ PRONUNCIATION EXPERIENCE🚨

"Expérience, car cela ne se passera qu'une seule fois et il n'y aura pas de seconde fois''

💥QUALITY ATTRACTS QUALITIES🔥

la Prononciation AMÉRICAINE en 8 séances pendant 2 semaines avec nous.

📅 L'expérience commence le 18 Mars à
👉8h-10h pour la Prononciation

⚠Inscription : 10.000ar à payer par Mvola vers 034.21.199.40

🌀Frais de formation : 45.000ar (livre inclus)

Infoline: 034.21.199.40 / 038.33.166.87

-----IKM Antsahavola, 2ème étage-----

🥵Pas assez de budget? Veillez entrer en Mp et nous vous proposerons l'offre adaptée à votre budget.😉

Photos from The LAB's post 07/03/2024

🚨ALERTE📣⚠️

🚀 Démarquez-vous dans la course aux opportunités en perfectionnant votre anglais ! 🚀

🌟 Fact : À Madagascar, la maîtrise de l'anglais est de plus en plus répandue, mais peu savent se démarquer. Plus la concurrence est forte, plus il est crucial de se distinguer.❌

❓❓ Question: Comment pouvez-vous vous positionner en tête et saisir les meilleures opportunités ?

💡 Nous vous offrons deux options :

1️⃣ Amélioration de votre :
💬 45 000 Ar pour 2 semaines, comprenant 8 séances intensives de 2 heures chacune. Parfait pour affiner votre prononciation et parler avec assurance. 🗣️

2️⃣ Amélioration de votre :
👂 45 000 Ar pour 2 semaines, incluant 8 séances intensives de 2 heures chacune. Idéal pour développer votre compréhension auditive et saisir chaque nuance de la langue anglaise. 🎧

3️⃣ : Prononciation + Listening :
🔥 75 000 Ar pour 2 semaines. Accédez à 16 heures de formation intensive combinant perfectionnement de la prononciation et du listening, pour une immersion complète dans la langue anglaise. 🌟

📅 L'expérience commence le 18 Mars à
👉8h-10h pour la Prononciation et de
👉 10h-12h pour le Listening.
🚨Ne manquez pas cette opportunité !

🌐 "Ce n'est qu'un investissement pour toi, donc saisis ta chance ! Contacte-nous dès aujourd'hui pour réserver ta place et investir dans ton avenir !"

12/12/2023

🌟 Tu te demandes comment les Américains parlent, comment ils s'expriment, comment ils pensent ??

💬 Veux-tu savoir et apprendre à t'exprimer comme eux?

🚀 Les inscriptions sont ouvertes pour toi! Améliore ton anglais avec un enseignant expérimenté qui a échangé avec des Américains, des Mexicains, des Australiens, des Britanniques et des locuteurs anglophones du monde entier. 🌎✨

Ensemble, nous allons explorer :

Les secrets du langage corporel
La prononciation, l'intonation et la magie des émotions
Des astuces imparables pour enrichir votre vocabulaire
Des stratégies d'écoute qui transforment l'apprentissage en plaisir
Et surtout, comprendre comment être pro.
📚 Bonus : Tu recevras des livres en anglais chaque semaine pour t'aider à perfectionner.

📩 Viens en MP ou contacte directement le 034 21 199 40.

Alors, qu'attends-tu?
📍 Lieu : IKM Antsahavola, 2ème étage.
💰 Frais d'inscription : 115.000ar (et seulement 65.000ar si tu t'inscris avant la fin de l'année)
📆 Ecolage : 100.000ar par mois

Rejoins-nous dans cette aventure linguistique passionnante! 🚀🌈

02/12/2023

🌟 Prêt à vous plonger dans l'anglais, même en étant débutant ? OUI, c'est possible !

Rejoignez notre parcours d'apprentissage de l'anglais avec un enseignant expérimenté qui a échangé avec des Américains, des Mexicains, des Australiens, des Britanniques et des locuteurs anglophones du monde entier. 🌎✨

🚀 Ce que vous maîtriserez :

Les secrets du langage corporel
La prononciation, l'intonation et la magie des émotions
Des astuces imparables pour enrichir votre vocabulaire
Des stratégies d'écoute qui transforment l'apprentissage en plaisir

Nouvelle sensationnelle ! 🎉 Dans quelques jours, plongez dans une promotion exclusive et économisez jusqu'à 50 000 Ariary.

Pour plus de détails, n'hésitez pas à nous contacter directement au 034 21 199 40 ou à envoyer un message privé à Eric Nova .

Faisons de l'apprentissage de l'anglais une aventure !
🚀📚

01/12/2023

🏮Alerte🏮
Demain à 18:30.
Il y aura une bonne nouvelle pour nous.
🇺🇸🇺🇸🇲🇬🇲🇬

03/10/2023

Ity misy vocabulaire 😋

🗓️09 octobre 2023 ny fidirana an

🌐IKM 2ème étage - Tour Sahavola

📞034 80 419 67
📞034 21 199 40
📞032 78 320 89

28/09/2023

🙈Aza mba tratrany. Mba mianara ihany teny Anglisy, izao ny fotoana.

Izahay ato The LAB dia mampianatra sy manoro anao hihaino / miteny / miresaka @ teny Anglisy 🇺🇲.

Afaka sy mahavita mamaly tsy misy tahotra izay fanontaniana hapetraky ny olona aminao amin'ny teny Anglisy ianao rehefa mianatra ato aminay 😋. Ka aza misalasala ary.

Raha manana olana ianao mahakasika ny Anglisy dia manatona anay. Mandefasa "MP" ato @ page, teneno ao ny olanao mahakasika ny teny Anglisy dia ho ampianay ianao.✅

🗓️09 octobre ny fidirana manaraka

Voafetra ho 25 mpianatra ny toerana rehefa mianatra. Voa ara-maso tsara rehefa mianatra. Aza tara fa 25 ihany ny toerana.

🌐IKM - 2ème étage - Tour Sahavola ny toerana

Ireto ny laharana finday hifaneraseran-tsika

📞 034 80 419 67
📞 032 78 320 89
📞 034 21 199 40

26/09/2023

RAKOTO: 'zah ki tena be lesona Anglais be ao antrano nefany tsy mahay mihitsy an!😖😖

RASOA: Fa inona 'lay olan'ialahy e?!

RAKOTO: 'zah tsy mahay Listening, sahirana be 'zah miteny fa tsy ampy vocabulaires...oufff, tsy voaray miasa 'zah nefany ilay mahay Anglais ilaiko be.😖😖

RASOA: Fa maninona raha mianatra ao The LAB ? 👉Listening ampenarina ao, manana Technique manokana 'zareo manampy an'lah tsy ampy vocabulaires io!

RAKOTO: shhh, 'zah ve tsy business fotsiny?😏😏

RASOA: Elah mila Anglais io lasa tsara be ny business'nlah rehefa mahay miresaka Anglais elah, ny ao anie elah tsy hoe atao mianatra Tsianjery be fahatàny fa misy 👉Encadrement mihitsy e!!❤️

RAKOTO: Fa aiza anefany izany e? Ilay Listening ny ahy tena ilaiko be mihitsy.

RASOA: 👉IKM Antsahavola, 2ème étage. Afaka miantso ny 034 80 419 67 | 034 21 199 40 | 032 78 320 89 raha mila fanazavàna fanampiny.
🎯Ecolage à seulement 150.000ar=2 mois pour les 10 premiers élèves incrits.

Afaka mikitika an'ity Lien ity ihany koa:

https://web.facebook.com/photo?fbid=254506994234002&set=a.132700283081341

20/09/2023

⚠️𝗗𝗲𝘃𝗲𝗻𝗲𝘇 Expert in ANGLAIS en maitrisant : LISTENING AND SPEAKING 🇺🇸

Durée: 2 mois par niveau
Date d'entrée: 09 Octobre 2023

Formation en:
- Language corporel
- Prononciation
- Intonation
- Emotion/ Expressions faciales
- Technique à appliquer en manque de vocabulaires
- Anglais guidé et assisté par des experts dans le domaine
- Développement personnel
- Technique d'embauche
- Technique d'écoute très efficace
- Environnement paisible avec Bibliothèque inclus (pour la lecture)
- Rejoindre Notre "English Community" où vous pouvez pratiquer l'Anglais tous les jours avec des English Lovers

👉 REGISTER & CALL
RESULTATS A L'ISSUE DE LA FORMATION :
- Experts en Listening et en Speaking
- Exprime rapidement ses idées.
- Capacité d'exprimer des idées sur différents sujets.

Droit: 115.000ar
Ecolage: 200.000ar pour 2 mois/ niveau

🎯Ecolage à seulement 150.000ar=2 mois pour les 10 premiers élèves incrits.

Places limitées à: 25 élèves
Place: IKM Antsahavola, 2ème étage

✍️ Message Privé (MP) ou Appeler
☎️ 034 80 419 67 | 034 21 199 40 | 032 78 320 89

The LAB 🔵ANGLAIS AUTHENTIQUE AVEC DES APPROCHES MODERNES🎖️
⭐⭐🇺🇲🇺🇲🇺🇲⭐⭐

05/09/2023

Miandry anao ary izahay, koa aza taraiky ary fa tombony ho anao ito.
Vakio hatramin'ny farany ary teneno ny namanao fa mahasoa anareo ito. ☺️



Mee Boss
Eric Nova
Anja Antonio

⚠IANAO MOA ILAY TSY MANANA NAMANA HANAOVANA PRATIQUE❗❗❗

😱Araraoty fa tsy haharitra ela fa 1 volana ihany ary isaky ny Alahady ianao no
afaka manararaotra izany.
😱" COURS ANGLAIS 100% GRATUITS"😱 nomaninay ho anao ahafahanao manatsara ny Anglais anao.
👉🏻Izahay hi-encadrer anao hanatsaranao ny Anglais anao
👉🏻Izahay hanampy anao izay sahirana maneho hevitra
👉🏻Izahay hanome sehatra ho anao ahafahanao mifandray @ olona tia Anglais maro.
👉🏻Izahay hanampy anao @ tanjonao.

Mee Boss x The LAB x Eric Nova

❤❤Mivoatra ny Anglais anao afaka 1 volana no tanjontsika miaraka.❤❤

🗓DATY: Manomboka ny 17 Septembre mandritran'ny 1 ora.

📌Ny zavatra ilanao:
-Smartphone misy Application ZOOM na Ordinateur misy ZOOM
-Internet 200 à 300 megas eo dia efa ampy
-Fitiavana Anglais
-Fitiavana zavabaovao

📝Sorato dieny izao ny anaranao ary raha manana an'ireo ilaina ireo ianao-
❌Farany fisoratana anarana: Zoma 15 Septembre @ 7 ora hariva

👉Zarao ity Publication ity dia sorato ny anaranao @ MP sao ianao indray no taraiky eo🤍

02/09/2023

🔥OPPORTUNITY FOR YOU🔥

🌀Fianarana Anglais @ fomba tsotra indrindra🌀



🚨Hainay ny manampy anao hamoaka Vocabulaires izay nianaranao atramin'izay
🌠Hainay ny mampiteny anao na dia tsy ampy vocabulaires ary.
🏮Hainay ny manampy anao iteny Anglais Naturel fa tsy manao tsianjery lavareny

❗❓Ianao koa, afaka manampy anao izahay❗❗

Mbola mitohy ny ato @ The LAB ho anao te ny Anglais anao.
Mety efa nianatra ianao taloha fa mbola sahirana, afaka manampy izahay.
🔰Tongava misoratra anarana raha ianatra.

⛔Mandefasa MP ary na soraty eo @ commentaire hoe CALL IT MAGIC fa omenay anao ny andinindininy @ cours.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 15:00
Tuesday 07:00 - 15:00
Wednesday 07:00 - 13:00
Thursday 07:00 - 15:00
Friday 07:00 - 15:00