Sipakelin'i Dada

Sipakelin'i Dada

Share

izaràna ireo fotoana mamy miaraka aminy

28/03/2026

Tsy haiko ianareo rehefa mahita ny zanakareo fa izahay mijery an'i Sipakelin'i Dada dia mieritreritra hoe toy ny vao omaly anie no kely sy bitika eeee 🥹🥲
izy ity efa sahy mitaingina boriky irery. (Talohan'io sary io tsy mbola sahy aloha fa niaraka t@olona Dia nitsangana naka sisiny 😁😂... Fa avy eo kosa, hoy Ilay fitenenana hoe "elle a pris son courage à deux mains".
Faly be Sady fière loatra mahita azy 🥹❤️
Bon weekend Dia bonne vacance daholo rankizy an!
Bisous 😘

25/02/2026

Mirary soa daholo indray Ary e !!
Bisous 😘

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Tanjombato
Antananarivo
102