Mada Freelink

Mada Freelink 💬 Démarrez dans le Chatting Premium avec un accompagnement complet.

Campagnes disponibles immédiatement.

✅ Formation incluse
✅ Suivi personnalisé
✅ Assistance continue

📞 Contact : +261 37 65 536 45
📩 Infos et réservation en message privé.

🔥 VENTE CAMPAGNE CHATTING PREMIUM.Ireo sary etsy ambony dia santionan'ny paiement voarain'ny sasany amin'ireo clients ef...
13/06/2026

🔥 VENTE CAMPAGNE CHATTING PREMIUM.

Ireo sary etsy ambony dia santionan'ny paiement voarain'ny sasany amin'ireo clients efa miasa amin'ny Campagne Chatting PREMIUM.

Tsy ny fampanantenana vola no ataonay, fa manolotra système, formation ary accompagnement ahafahanao manomboka miasa sy mampivelatra activité en ligne maharitra.

💼 Afaka miasa irery ianao na manangana équipe hatramin'ny 100 Agents.

💰 Ho an'ny Agent débutant, ny revenu dia mety hahatratra environ 500€/mois isaky ny Agent rehefa voafehy tsara ny méthode ampianarina.

✅ Formation complète pendant 5 jours.
✅ Contact CDO illimités.
✅ Suivi sy accompagnement.
✅ Contrat de vente écrit.
✅ Formation GRATUITE ho an'ny Agents 10 voalohany ampiasainao.

Mandritra ny formation dia ampianarina ny :
• Fomba fanaovana ny asa chatting.
• Activation du compte.
• Fomba fisotomana ny karama.
• Gestion de boîte sy gestion d'équipe.
• Techniques de communication avec les CDO.

🛡 Garantie : Raha manatrika ny formation hatramin'ny farany ianao dia mahazo compte opérationnel sy manomboka miasa ao anatin'ny 48h après formation.

⚠️ Voafetra ihany ny olona raisinay amin'ity vente campagne chatting ity.

📍 Bureau : Ambohibao Antehiroka (en face arrêt bus Ambohibao)
📞 Tel / WhatsApp : +261 37 65 536 45

📩 Alefaso Message Privé dieny izao raha te hahazo ny détails sy ny conditions d'accès.

⚠️ Note : Cette image n’a pas pour objectif de suggérer l’existence de sources de revenus faciles ni de gains quotidiens garantis. Elle est partagée uniquement à titre informatif, afin d’illustrer l’évolution actuelle du travail en ligne, notamment le chatting.

🤝 Tsy ny mivarotra campagne fotsiny no tanjonay.Ny tanjonay dia ny hanampy ny clients hahatakatra sy hampiasa tsara ny o...
12/06/2026

🤝 Tsy ny mivarotra campagne fotsiny no tanjonay.

Ny tanjonay dia ny hanampy ny clients hahatakatra sy hampiasa tsara ny outils rehetra ilainy.

Rehefa misy olana na zavatra tsy mazava dia misy hatrany ny assistance sy suivi.

Izany no mahatonga ireo clients maro mbola mifandray aminay rehefa mila fanampiana.

📩 Formation + Suivi + Assistance inclus.

⚠️ Note : Cette image n’a pas pour objectif de suggérer l’existence de sources de revenus faciles ni de gains quotidiens garantis. Elle est partagée uniquement à titre informatif, afin d’illustrer l’évolution actuelle du travail en ligne, notamment le chatting.

🔥 𝗖𝗔𝗠𝗣𝗔𝗚𝗡𝗘 𝗖𝗛𝗔𝗧𝗧𝗜𝗡𝗚 𝗣𝗥𝗘𝗠𝗜𝗨𝗠 🔥Te hanangana boîte chatting ve ianao, hampiasa Agents, na hiasa irery miaraka amin'ny CDO F...
10/06/2026

🔥 𝗖𝗔𝗠𝗣𝗔𝗚𝗡𝗘 𝗖𝗛𝗔𝗧𝗧𝗜𝗡𝗚 𝗣𝗥𝗘𝗠𝗜𝗨𝗠 🔥

Te hanangana boîte chatting ve ianao, hampiasa Agents, na hiasa irery miaraka amin'ny CDO Français efa bien trié?

Izahay dia mivarotra Campagne Chatting Premium, natao ho an'ireo olona te hanomboka activité professionnelle avy hatrany ity tolotra ity.

𝗥𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝘃𝗶𝗱𝘆 𝗻𝘆 𝗖𝗮𝗺𝗽𝗮𝗴𝗻𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 :

✅ Formation complète (5 jours).
✅ Contacts CDO Français illimités.
✅ Contrat de vente sy garanties écrites.
✅ Suivi jusqu'au premier retrait.
✅ Accompagnement professionnel sans limite.

📈 Chatteurs sasany mahatratra 500€, 1.000€ na mihoatra isam-bolana, arakaraka ny performances, ny temps de travail ary ny compétences. Vitan'ny hafa ve dia tsy ho vitanao!

📸 Ny captures de retrait aseho amin'ity publication ity dia porofo avy amin'ny clients efa nividy ny Campagne Chatting Premium teto aminay.

🏢 𝗕𝘂𝗿𝗲𝗮𝘂 : Ambohibao Antehiroka
☎️ 𝗧𝗲𝗹 : 037 65 536 45 – 038 26 637 03
📲 𝗪𝗵𝗮𝘁𝘀𝗔𝗽𝗽 : +261 37 65 536 45

📩 Alefaso MP fotsiny hoe "𝗜𝗡𝗙𝗢" dia halefanay :
- Ny fanazavana feno momban'ilay Campagne.
- Ny modèle de contrat.
- Ny conditions rehetra alohan'ny hividiananao azy.

⚠️ Note : Cette image n’a pas pour objectif de suggérer l’existence de sources de revenus faciles ni de gains quotidiens garantis. Elle est partagée uniquement à titre informatif, afin d’illustrer l’évolution actuelle du travail en ligne, notamment le chatting.

⌨️ Iza avy ilay te hanangana boîte chatting PREMIUM ato? Vidio dieny izao ary ny campagne.Raha débutant ny agent(s) anao...
27/11/2025

⌨️ Iza avy ilay te hanangana boîte chatting PREMIUM ato? Vidio dieny izao ary ny campagne.

Raha débutant ny agent(s) anao dia environ 500€/mois no ampidirin'ny Agent iray.

Asa en ligne mora hazoana vola ny chatting, Raha hividy ity campagne chatting ity ianao dia afaka mampiasa olona 01 hatramin'ny 100.

💯 Miresaka amin'ny vahiny Frantsay amin'ny alalan'ny chat ilay asa ho ataonao na ho ataon'ny Agent(s) anao.

✅ Rehefa mividy ilay campagne ianao dia ireto avy ny avantages omenay :
- Formation pendant 5 Jours.
- Contact CDO illimités.
- Suivi sy accompagnement.
- Contrat de vente écrit.
- Formation gratuit ho an'ny 10 premier Agents anao.

✅ Ampianarainay anaty formation :
- Fomba fanaovana ilay asa chatting.
- Fomba firesahana amin'ny CDO.
- Ny activation ny compte hiasana.
- Fomba fakana ny karama.
- Fomba fitantanana boîte sy Agents raha hampiasa olona.

✅ Garantie avy aty aminay :
💯 Tsy maintsy mahazo compte sy miasa mihitsy fara fa tarany 48h après formation, fa ny conditions dia tsy maintsy manatrika ny formation omenay hatramin'ny farany.

🙏 Tsy mbola misy zava-pantatrao izao satria campagne vaovao be io, fa ho azoanao amin'ny antsipirihiny izy iray manontolo rehefa vita formation.

Araraoty fa voafetra ny toerana sy ny olona hizarainay an'io campagne chatting io.

🚪 Bureau : Ambohibao Antehiroka, juste en face arrêt bus Ambohibao - Misokatra Lundi au Samedi (08h à 17h)

☎ Tel | WhatsApp : +261376553645.

Address

Ambohibao
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Freelink posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Mada Freelink:

Shortcuts

Share