D&T Store

D&T Store

Share

"✨ Boutique en ligne où vous pouvez trouver tous ce que vous voulez à prix d'usine✨ "

Photos from D&T Store's post 07/05/2026

🍒 Talon carré en PROMO 🍒

Dispo de suite 🤎
✅ Pointure Disponible : 35 - 41
✅ Hauteur : 5 cm à 10 cm

⛔ Vita Malagasy amin'ilay mafy tsara🇲🇬

Afaka hoentina @ Pentecôte dia afaka atao cadeau fête des mères koa 🌺

✅ Prix : 35 000 Ar à 45 000 Ar selon les modèles

☎️ MP ou 038 54 559 95



23/08/2024

Hi everyone ! 🇺🇸
🛑Misy tena mbola débutant be ve ato?
🛑Misy cours organisé-na ho anareo isaky ny sabotsy
Iza no afaka?

08/05/2024

Hello ! 🌈
Aza misalasala intsony mianatra teny anglisy ato aminay🇺🇲

Anio mba te hizara zavatra kely izahay.
Inona ny maha samy hafa an'ny :
***BY vs UNTIL*** ?
Indraindray sahirana isika manavaka tsara ny dikany izy ireo.

⭐BY [Bàï] = farafahatarany ...
- You should finish it by Monday.
(Tokony vitanao amin'ny Alatsinainy io fara faha tarany.)

⭐UNTIL [Āntì'l] = hatramin' ny ...
- I am going to stay there until noon.
(Hijanona any aho hatramin'ny roa ambin'ny folo ora atoandro.)

Izay indray ary fa mirary tontolo andro mahafinaritra.

06/05/2024

🇺🇲 EEE!! Tena te ahay teny anglisy ve ianao? Ndao hianatra ato amin'NY FIRST ENGLISH COURSE

Inona moa no mampiavaka ny fianarana teny anglisy ato amin’ny FIRST ENGLISH COURSE

👇👇👇
🇺🇸1- Mampahay ny vao hanomboka hianatra mihitsy, ary mahay manosika ny efa mahay. (Azo antoka 100% ny fahaizanao miteny , mihaino, manoratra ary mamaky teny).

🇺🇲 2-Ny 90% ny fampianarana dia mifantoka amin’ny parlé sy compréhension.

🇺🇸3- Manana méthode ilay mahatonga anao tena mahay fa tsy manao tsianjery.

👇👇👇
Prochaine rentrée 13 MAI 2024

👇👇👇
Fidirana ho an’ny:
🔴Cours spécial samedi: 11 mai
🔴Cours spécial dimanche: 12 mai

Opportunité maro be, relation maro hanova ny tantaranao , asa, fihitaran’ny business, vola…. ny ao ambadiky ny fahaizana teny anglisy.

👇👇👇👇👇👇👇
Misy ihany koa ny:

🇺🇸Cours particulier
🇺🇸Cours en ligne
🇺🇲Cours a domicile

Afaka mandefa ny numéro téléphone anao ao amin’ny mp ihany koa ianao dia antsoinay NA Antsoy ny:
0340872169
0386316792

👇👇👇
TOERANA:

ANDOHARANOFOTSY EO AKAIKIN'NY TSENA.

29/04/2024

🇬🇧Hey everyone 🇺🇸
🚫 Tonga ilay nandrasana ary ah!!!
🔴Tonga dia midira mp ary fa voafetra ny place ah. Sao Tara ka lasa any an-kafa any ndray

28/04/2024

🍎Eh guys!!!🇺🇸
Aza misy mikipy tsony fa hisy vaovao mafana be momba cours de vacance hilatsaka eo tsy ho ela ah.
=> mbola mitohy aloha fandraisana cours normal zao eee. Zao taraiky.

22/04/2024

🔴 Hey everyone🇺🇸
Efa misokatra indray ny fisoratana anarana @ vague vaovao ka aza tara ah. @ 06 mai no fidirana.
🔴Misokatra ho an'ny ONG na Famille na Groupes raha te-hiara hiasa
🔴cours particulier

=> tonga dia midira mp ary

23/03/2024

HEY HEY!!! Who wanna use "wondrous oil / amazing oil" for being a cut above speaker here? Don't worry!!! We at FIRST have it also. Just send us a private message and we will provide you a special offer!(((hey, it's just for you!! )))

15/03/2024

🇺🇲 ity indray ny lesona antsika manaraka 🧠

14/03/2024

🇺🇲 mazoto mianatra Dia aza adino ny mipartage📃
🟢 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 " 𝐀𝐓 " 🟢

𝐀𝐓 = ampiasaina amin'ny toerana voafaritra mazava tsara / manambara toerana misy anao na zavatra)
I am at the market now = aty antsena Aho izao
Look at the corner = Jerevo eny amin'ny zorony

𝐀𝐓 = @ ( manondro fotoana / ora mazava tsara)
I am at school at this moment = Aty an-tsekoly Aho @ izao fotoana izao
I am coming at 4 o'clock sharp = tonga @ 4 ora tsy diso aho

𝐀𝐓 = @ ( olona / zavatra iray , izay hitodihana )
Stop looking at me = Aza mijery amiko aty ( anao no itodihany)
She is always pointing at me = manondro ahy foana izy.
I am laughing at his jokes = mimoehy @ sangisangy ataony Aho.
I am amazed at what she did = gaga tamin'ny zavatra nataony aho

𝐀𝐓 = @ ( Vidin-javatra )
You can buy it at 100 000 Ar = Afaka vidinao @ vidiny 100 000 Ar ity.
I sell 3 of them at 500 Ar = Amidiko amin'ny vidiny telo dimanjato ireo.

𝐀𝐓 = @ ( = nohon'ny )
She was mad at my comments = tezitra tamin'ny / nohon'ny commenterako izy
She laughed at my stupidity = nimoehy t@ / nohon'ny havendranako izy

𝐀𝐓 = @ ( taranja iray " milaza fahaizana manao matière na activité)
She is not that good at English = tsy mahay teny anglisy izany izy.
I made a mistake at the first question = nanao fahadisoana aho tamin'ny fanontaniana voalohany
She is very bad at Cooking = tena tsy mahay mahandro izy

𝐀𝐓 = @ ( Manondro filaharana fisehoanjavatra )
He defeated him at the second turn = Nandresy azy izy t@ tour faha roa
He is at the second place = eo @ place faha roa izy

𝐀𝐓 = @ ( Vitesse / teaux)
He is driving at 20km per hour = Izy mamily fiara 20km / hour .
The poverty in Madagascar is growing at the rate of 81%

11/03/2024

IREO FOMBA 7 AFAHANAO MAMPIASA VERB " TO HAVE "

(1) 🔺 Ampiasaina rehetra milaza fananana FA TSY zavatra misy @ toerana na faritra iray .

I have money = Zaho manana vola
I don't have any pen = Zaho tsy manana penina
Do you have any sister ? = Manana anabavy ve ianao ?

(2) 🔺Ampiasaina rehefa milaza fa misy zavatra hitazominao eo @ tananao .

Look what l have here = Jerevo zavatra amiko ity .
Do you have the key ? = Aminao ve ilay fanala hidy ?

(3) 🔺 Ampiasaina rehefa milaza zavatra izay anisany misy eo amin'ny zavatra iray mandrafitra izy ( As part of something ) , mitambatra eo aminy .

The stove has handles = Misy fitazomana ilay fatana ( eo @ fatana ilay fitazomana)
Tamatave has a beautiful beach = Misy plage tsara be Toamasina ( Mbola anisany Toamasina ilay plage)
The word cows has three letters = misy litera telo @ ilay teny COWS
The movie has lots of actions = Misy actions maro be ilay film

(4) 🔺 Ampiasaina rehefa milaza fifandraisana ara-pihavanana , arak' asa etc .

I have two brothers = Zaho manana rahalahy roa
She doesn’t have any friends. = Izy tsy manana namana
I have a really mean boss = Zaho manana patron tena ratsy fanahy .

(5) 🔺 ampiasaina mba hilazana " mihinana - misotro - mandany "

I am having lunch now = Ampinanana sakafo antoandro aho izao
I have breakfast at six o'clock. = Zaho mihinana sakafo maraina @ enina
You've already had five glasses of drink! = Efa dimy vera izay ny zava-pisotro laniko

(6) 🔺 Ampiasaina rehefa mandray adidy manao zavatra .

Can I have a look at that? = Afaka jereko ve izany ?
I’m going to have a bath now = Handeha hoandro aho izao
Let’s have a game of " resident evil " = Ndao hanao jeux " resident evil "
Can l have a try ? = Afaka manohatra manao ve aho ?

(7) 🔺 Ampiasaina rehefa milaza fandaharam-potoana @ izay zavatra hatao na hivonjena

I have a meeting at 2 o'clock = Misy fivoriana aho @ roa
What class do you have right now?- I have English = Inona fianarana ataonareo androany?

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo