Cours Anglais mianatra isan'andro (tapany hariva ihany) manomboka 16 Août 2021
Antananarivo Language Cours
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antananarivo Language Cours, Education, anosibe, ambohibarikely, college avotra, Antananarivo.
Ny Asabotsy 03 Avril no fidirana manaraka
-Cours de Français - Anglais
-Parler, Ecrit, Club anaovana pratique.
Isak'asabotsy no mianatra ☺
Fidirana manaraka eto amin'ny Antananarivo Language Cours ny Asabotsy 03-aprily-2021 😇
Antananarivo Language Cours 🎓
Cours de Français - Anglais
-Grammaire, Parler, Ecrit
Fianarana isak'Asabotsy
Ecolage : 15000 ariary / niveau ( 3 volana)
Fidirana manaraka eto amin'ny Antananarivo Languages Cours 📒ny Asabotsy 06 febroary 2021
08 Ora maraina 😇
Tianao ve ny hifehy ny teny Français na ny teny Anglais? 😀
Aza misalasala ary mandefa MP
Antananarivo Language Cours
Cours de Français - Anglais 🇺🇸
-English international Communication : Basic, reading, listening, speaking, grammar, vocabulary, connaissance général
😇 cours de Francais :
-Base, Ecrit, Parle, Ecoute, vocabulaire, grammaire, connaissance général
Misy ny natao hoan'ireo 8-11 taona
Misy ihany koa ny natao hoan'ny rehetra,
Fianarana : asabotsy 😇
-> Misy ny fampianarana ny taranja communication mba ampiarana sy itrandrahana misimisy kokoa ny langue izay atao na Français na Anglais 😋🤓
Aza adino fa ny Asabotsy 03 Octobre ny fidirana
Antananarivo Language Cours
Cours de Français - Anglais 🇺🇸
-English international Communication : Basic, reading, listening, speaking, grammar, vocabulary, connaissance général
😇 cours de Francais :
-Base, Ecrit, Parle, Ecoute, vocabulaire, grammaire, connaissance général
Misy ny natao hoan'ireo 8-11 taona
Misy ihany koa ny natao hoan'ny rehetra,
Fianarana : asabotsy 😇
-> Misy ny fampianarana ny taranja communication mba ampiarana sy itrandrahana misimisy kokoa ny langue izay atao na Français na Anglais 😋🤓
Fidirana : 03 Octobre
Miarahaba oh!! ☺
Misy lien fianarana teny français ao amin'ny youtube ato. 👑Vahiny namana mipetraka any an-dafy izy io ka manasa an-tsika mba andefa Mp✈ ra mila ilay lien.
N.B: afaka mitafatafa amin'azy ko isika ka mandefasa ary M.P,
Ary partageo mba ho hitan'ireo namanao
Miarahaba oh! ☺
Tsy mianatra isika amin'ity volana ity nohon'ny antony tsy azo anoharana misy eto amin'ny tany sy firenena.
Misaotra tompoko.
15/03/2020
Miarahaba oh! 😀
Nohon'ny fandaminana izay natao dia ny ankizy ihany no mianatra ny alarobia hariva 😊
Ny rehetra kosa dia natao ny Asabotsy 🤓
Mankasitraka be dia be Tompoko
Antananarivo Languages Cours
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
TANA