13/01/2025
🇺🇲🇲🇫🇲🇬. AMBOHIDRATRIMO TALATAMATY 🇺🇲🇲🇫🇲🇬
🇺🇲🇲🇫🇲🇬 Manana olana ve ianao NY aminy tsy fahafehezana NY teny vahiny toy NY ANGLAIS PARLE sy NY FRANÇAIS PARLE ary NY tsy fahafehezana NY informatique izay tsy afaka misaraka amin'izao fotoana izao na aminy arak'asa izany na amin'ny FIANARANA .
🇺🇲. 🇲🇫. 🇲🇬 Mbola tsy mahay mihitsy
🇺🇲. 🇲🇫. 🇲🇬 Sa tsy ampy pratika.
🇺🇲. 🇲🇫. 🇲🇬Na koa manana olana aminy resaka prononciation
🇺🇲. 🇲🇫. 🇲🇬 Sa te hanamafy NY fahaizanao ?
Aza misalasala ary manatona NY A .F. I Cours izay vaha olana ho anao .
Andramo dia ho hitanao fa NY asa NY asa vita no hifampitsarana.
Izahay dia mampanao COURS D'ANGLAIS PARLE ( Accent American) , FRANÇAIS PARLE ary ,INFORMATIQUE BUREAUTIQUE et BUREAUTIQUE PLUS
Aminy sarany mirary dia mirary .
🇺🇲 ANGLAIS : Misy NIVEAU 3 izay maharitra 6 volana isaky Niveau .
NIVEAU 1 : ANGLAIS Quotidien , izay azahoana Diplome International IC TFL ( Afaka ampiasaina amin'izany rehetra mety ilaina azy )
NIVEAU 2 : Fampihofanana mpampianatra ho matihanina izay azahoana A.E , sy Fampihofanana mpandikateny izay azahoana Certificat izay afahana miasa avihatrany
NIVEAU 3 : STAGE + SOUTENANCE ( izay azahoana attestation)
🇲🇫 FRANÇAIS : ihany koa izay maharitra 5 volana isaky ny Niveau .
NIVEAU 1 : izay azahoana Certificat
DROIT : 10000 ar/ECOLAGE : 10.000 ar
ANDRO FIANARANA : mianatra isanandro NY Alatsinainy ka hatramin'ny Zoma
ORA FIANARANA : 2h isanandro ary afaka misafidy ora hianarana .
N.B : Mampanao COURS PARTICULIER amin'ny fotoana sy toerana mety aminao . MISY IHANY KOA NY COURS SPECIAL SAMEDI
🖥️ Aza adino fa misy ihany koa NY COURS D'INFORMATIQUE BUREAUTIQUE izay Amehezana ny : WORD , EXCEL ,
BUREAUTIQUE PLUS : INTERNET ...
DURÉE : 3 mois
Droit : 10000ar / Ecolage : 10.000ar/mois .
Misy ny CERTIFICAT amin'ny farany .
N.B : Mandray mpianatra isan'andro.
TOERANA :
Ambohidratrimo / Talatamaty
CONTACT : 034 90 617
10/01/2025
Formation call center
Mp izay liana
Ambohidratrimo
0349061793
20/12/2024
A .F. I Cours
Hey!! Vague manaraka indray ity sao tara eo🙂
Fidirana : 06 Janvier2025
COURS De Langues : 🎓 Anglais parlé Americain 🇺🇲
🎓 Français parlé 🇨🇵
🎓INFORMATIQUE bureautique🖥💻
Samy ahazoana certificat daholo ireo
Surtout ny Anglais ( diplôme international )
Toerana : ●Ambohidratrimo ( Anglais , Français , Informatique )
● Talatamaty ( Anglais )
Efa misokatra ny fisoratana anarana vaovao
034 90 617 93
26/07/2024
Miarahaba antsika antsika rehetra
Vague vaovao indray ary e
Fidirana : ny 05 Août 2024
Toerana : Ambohidratrimo (Anglais,Français, informatique bureautique ) Talatamaty (Anglais )
Mandray debutant (e)
Aza adino fa misy cours special samedi ihany koa atao aminay ho antsika izay tsy afaka ny andavan’andro (Ambohidratrimo)
0349061793
08/07/2024
Talatamaty sy ny manodidina
Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra
Ho amin’ny cours d'ANGLAIS Parlé Americain
Izay ahazoana " Diplôme International "
"IC TFL"
Aza adino fa misy ny "Cours de vacances " ato aminay
Toerana : Akany fjkm ambohinambo
Contact : 0349061793
07/06/2024
COURS DE VACANCES
Fidirana : 01 juillet 2024
Anglais parlé 🇺🇲
Français parlé 🇲🇫
Informatique bureautique
Misy koa ny ENGLISH for kids 🥰
Toerana : Ambohidratrimo , Talatamaty , Ivato
034 90 617 93
24/04/2024
Misarika ny saina fona ny hoe ilaina ve ny langues?
Esory ao antsaina ny hoe" takzay " satria mety efa tery kely ny fotoana anao vao hieritreritra ny hianatra " mandeana dieny mbola malaina fa rehefa mazoto tsy afaka intsony " . Vonona hatrany izahay ny hanatsara ny hoavinao, hifampizara traikefa efa nananana
Tongava mianatra 💥✋ français parlé , Anglais, parlé Americain , Informatique
034 90 617 93
16/04/2024
Talatamaty sy ny manodidina
Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao ho antsika rehetra
" COURS D’ Anglais parlé Americain "
Toerana : Akany fjkm Ambohinambo / talatamaty
0349061793
13/04/2024
Cours special samedi ho an’ny mpianatra sy miasa , andavan’andro
Mitohy hatrany ny fisoratana anarana
Ambohidratrimo
0349061793
09/04/2024
Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra
Ho amin’ny vagues manaraka
Araraoty fa voafetra ihany ny toerana
0349061793
Ambohidratrimo, Ivato , Talatamaty