17/05/2026
🌟🎉 ENGLISH FOR KIDS À FLCM ! 🎉🌟
Offrez à vos enfants une manière amusante et efficace d’apprendre l’anglais ! 🇬🇧✨
Chez FLCM English Club, les enfants apprennent en jouant, chantant et participant à des activités passionnantes 🧩🎶📚
👧🧒 Pour les enfants de 6 à 15 ans
🕑 Tous les samedis de 14h à 16h
📍 À FLCM Ambohidroa Antehiroka – en face FJKM
✅ Jeux éducatifs
✅ Chansons en anglais
✅ Activités ludiques
✅ Expression orale & confiance en soi
✅ Ambiance fun et motivante
🎯 Parce qu’apprendre l’anglais peut être SIMPLE, PRATIQUE et AMUSANT !
📞 Contactez-nous dès maintenant :
☎️ 034 24 10 920 / 037 81 92 221
☎️ 033 50 84 105 / 033 51 103 01
🚍 Arrêt bus école – Ligne 114 (Ambatolampy)
💙💛 Learn • Play • Grow with FLCM English Club!
14/05/2026
🔥 TONGA ETO ILAY ENGLISH CLUB MIAVAKA! 🔥
Mbola menatra miteny anglais ve ianao? 😔
Sa te hahay hiteny anglais tsara mba hahafahanao: ✅ Mahazo asa tsara
✅ Miresaka amin’ny vahiny tsy misy tahotra
✅ Mahafehy interview & communication
✅ Miomana amin’ny avenir mamiratra kokoa
👉 Tongava ao amin’ny FLCM English Club! 🇺🇸✨
📚 Eto ianao dia hianatra:
✔️ Anglais parlé avec confiance
✔️ Accent américain 🗣️
✔️ Manomboka amin’ny débutant ka hatramin’ny avancé
✔️ Fampianarana tsotra sy mora azo
✔️ Atmosphère motivante sy friendly 🤝
💰 Droit d’inscription : 5 000Ar
💰 Cotisation mensuelle : 5 000Ar seulement
👦👧 Ho an’ny 12 ans et plus
📍Toerana : Ambohidroa Antehiroka, en face FJKM
🚌 Arrêt bus école SI bus ligne 114 Ambatolampy
📞 Contact : ☎️ 034 24 10 920
☎️ 037 81 92 221
☎️ 033 50 84 105
☎️ 033 51 103 01
⚡ “Ny avenir-nao dia manomboka amin’ny English!”
Aza miandry rahampitso vao hanova ny fiainanao 😉
09/05/2026
Learning any language is not for shy people🙄,
😃Agree or not😏?
08/05/2026
🎉🔥 PROMOTION D’OUVERTURE OFFICIELLE 🔥🎉
Maniry hahay hiteny anglais ve ianao nefa mbola misalasala manomboka ? 🇺🇸🗣️
Izao no fotoana tsara indrindra ho anao ! 💯
🎁 FLCM CLUB D’ANGLAIS dia manolotra :
📚 COURS D’ANGLAIS GRATUIT MANDRITRA NY 1 VOLANA
ho an’ny 👨🎓👩🎓 ÉLÈVES 5 VOAFANTINA !
✅ Hianarana ao :
🗣️ Conversations quotidienne rehetra amin’ny anglais
🇺🇸 Accent américaine
🎯 Cours parlé sy pratique 100%
📍Toerana : Ambohidroa Antehiroka en face FJKM
☎️034 24 109 20 - 033 50 841 05
📌 FEPETRA FANDRAISANA ANJARA :
1️⃣ Abonneo ny page-nay
2️⃣ Partageo public ity publication ity
3️⃣ Asio commentaire ary manasà namana hanao réaction amin’ny commentaire-nao
🔥 NB :
Arakaraka ny maha betsaka ny partage sy invitation ataonao no mampitombo ny chance-nao ho voafantina !
🏆 Ireo commentaires mahazo réactions betsaka indrindra dia ho PRIORITAIRE amin’ny sélection.
📅 Hivoaka ny résultat ny : 10 JUIN
🚀 Aza avela handalo ity opportunité ity !
Mety io no fiandohan’ny fahafehezanao anglais sy fanokafana avenir vaovao ho anao ✨