COURS PREPA Ankatso

COURS PREPA Ankatso

Share

Natao hanampiana an'ireo izay hiditra eny Ankatso ity page ity

25/01/2026
05/11/2025

Ireo antoko politika miisa 200:

1. Tanora Malagasy Vonona (TGV)
2. Tiako I Madagasikara (TIM)
3. Antoko Revolisionera Malagasy (AREMA)
4. Mpitolona ho an’ny Fandrosoan’i Madagasikara (MFM)
5. Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara (AMHM)
6. AVANA
7. Antoko Kongresin’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara (AKFM)
8. Association for the Rebirth of Madagascar
9. Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM)
10. RPSD-Vaovao
11. Toamasina Tonga Saina (TTM)
12. Malagasy Aware (MTS)
13. Malagasy Tia Tanindrazana (MATITA / ANGADY)
14. Groupe des Jeunes Patriotes Malgaches (GJMP)
15. Parti social-démocrate malgache (PSD)
16. Economic Liberalism & Democratic Action for National Recovery
17. Parti fédéraliste de Madagascar (PFM)
18. LEADER Fanilo
19. Firaisankina
20. Antoko Vahoaka Mahaleotena (AVM)
21. Vondrona ho an’ny Fandrosoana sy ny Fanavaozana (VFF)
22. Antoko Rano Mahasoa
23. Antoko Ho an’ny Firenena (AHF – nationaliste)
24. Firenena Madio (FM)
25. Antoko Fanavaozana Malagasy (AFM)
26. Vondrona Demokratika Malagasy (VDM)
27. Antoko Tanora Vaovao
28. Parti pour le Développement de Madagascar (PDM)
29. Antoko Mahaleotena Ho an’ny Dahalo (AMHD)
30. Antoko Demokraty Malagasy (ADM)
31. Fanavaozana sy Fampandrosoana (FF)
32. Antoko Miaraka amin’ny Tanindrazana (AMT)
33. Vondrona ho an’ny Tanindrazana (VT)
34. Antoko Madio sy Mandroso (AMM / AMM-Madio)
35. Antoko Ho an’ny Tanora (AHT)
36. Antoko Hery sy Fandrosoana (AHF – centriste)
37. Vondrona Nasionaly ho an’ny Fandrosoana (VN)
38. Antoko Ho an’ny Firenena sy ny Tanindrazana (AFT – patriotique)
39. Vondrona Demokratika sy Fampandrosoana (VDF)
40. Antoko Tanora sy Hery Vaovao (ATHV)
41. Parti pour le Progrès de Madagascar (PPM)
42. Antoko Fampandrosoana sy Fanavaozana (AFF)
43. Antoko Miaraka amin’ny Vahoaka (AMV)
44. Vondrona Nasionaly Malagasy (VNM)
45. Antoko Hery Vaovao Malagasy (AHVM)
46. Antoko Sosialy Demokratika Malagasy (ASDM)
47. Parti Vert Malagasy (PVM)
48. Antoko Fanavaozana Tanora (AFT – jeunesse)
copy by 24h Mada.
suite 👇

27/08/2025

Aza variana mijery Barea fa efa mandeha Zao ny Salon eny Mahamasina ann..
Sao tara eo ndray👌

09/08/2025

✨✨HO AN'IREO HIANATRA ATY ANTANANARIVO ✨✨

🎓🎓Ireo lalam-piofanana afaka isafidianana ho an'ireo maniry hianatra amin'ny université d'Antananarivo :

🏫🏫Facultés🏫🏫

🔵Faculté d'Economie, de Gestion et de Sociologie:
✅Afaka ataon'ny série rehetra
✅Concours no idirana ao
🔵 Faculté de Droit et de Sciences Politiques:
✅Afaka ataon'ny série rehetra
✅Concours no idirana ao
🔵 Faculté des Lettres et Sciences Humaines ;
✅Afaka ataon'ny série rehetra
✅Concours no idirana ao
🔵Faculté de Médecine ;
✅Afaka ataon'ny série D, C, S
✅Sélection de dossier no idirana ao

🔵Faculté des Sciences.
✅Afaka ataon'ny série D, C, S
✅Sélection de dossier no idirana ao

🏫🏫Écoles 🏫🏫

🔴École Normale Supérieure de Madagascar (Ampefiloha)
✅Afaka ataon'ny série rehetra (miankina amin'ilay filière)
✅Concours no idirana ao

🔴École Supérieure des Sciences Agronomiques (Ankatso)
✅Afaka ataon'ny série D, C, S, Technique Agricole
✅Concours no idirana ao

🔴Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo (Vontovorona)
✅Afaka ataon'ny série D, C, S, Technique
✅Concours no idirana

Mirary soa daholo💙

👇Mentionnéo ny namanao vao nanala BAC

✅ Nadika tao amin'ny rindrin'i Bacc 2025

✨✨"Andao hiaraka hanomana hoavy tsara kokoa"

03/05/2025

Marina loatra ity 🙏🙏🙏

Hasambarana !

Nitady 5 000ar hividianana sakafo ianao. Saika hindrana @ namanao fa izy kay mbola mitady 20 000ar hamenoany ny hofatranony. Io namanao io manantena hitrosa @ mpiara-miasa aminy izay ao anatin’ny mitady 200 000ar hanamboarany ny fiarany.

Io farany io mieritreritra ny hindrana vola @ lehibeny kanefa io lehibeny io ao anatin’ny vaky loha mitady 1 500 000ar handoavany ny karaman’ny mpiasa. Ilay patirao saika hindrana vola @ patirao namany izay mitady 2 000 000ar hahafahany manao livraison ny commande azony.

Ilay farany niantso ny rahalahiny kanefa ity rahalahiny mbola sahirana mitady 20 000 000ar hamitany ny tranony alohan’ny fahavaratra.

Samy manana ny olanany ny tsirairay noho izany rehefa matoa misy manampy ianao dia mahaiza mankasitraka fa tsy moramora ny nahazahoany iny nomeny anao iny.

Tsy voatery ireo manana betsaka no hanampy anao fa izay mahatsapa ny ady atrehinao ary matoky anao. Tandremo simbana iny fahatokisana iny.

Rija Rakotozanakajy.

03/05/2025

QR CODE ndray no entina aminareo anio.
Ao amin'ny 1er comms ny Lien👇👇

29/04/2025

IZA MOA I GADDAFI?

Ny tena antony nahafaty an'i Gaddafi

1. Tsy nanana faktioran-jiro i Libya, tonga maimaim-poana ho an'ny olom-pirenena rehetra ny jiro.

2. Tsy nisy ny zanabola tamin'ny fampindramam-bola, ny banky dia an'ny fanjakana, ny fampindramam-bolan'ny olom-pirenena araka ny lalàna 0%.

3. Nampanantena i Gaddafi fa tsy hividy trano ho an'ny ray aman-dreniny raha tsy manana trano ny olona rehetra ao Libya.

4. Nahazo 60.000 dinar avy amin'ny fanjakana ny mpivady vao nivady tany Libia ary noho izany dia nividy trano fonenana izy ireo ary nanangana ny fianakaviany.

5. Maimaim-poana ny fampianarana sy ny fitsaboana any Libya. Talohan'i Gaddafi dia tsy nisy afa-tsy 25% ny mpamaky, 83% nandritra ny fitondrany

6. Raha te-hipetraka amin'ny toeram-pambolena ny Libiana dia nahazo kojakoja an-trano, masomboly ary biby fiompy maimaim-poana.

7. Raha tsy afaka mahazo fitsaboana any Libia izy ireo, dia hamatsy vola 2300+ dolara ho azy ireo ny fanjakana sy hitsaboana any ivelany.

8. Raha nividy fiara ianao dia ny fanjakana no mamatsy vola 50% amin'ny vidiny.

9. Lasa 0,14 dolara ny litatra ny vidin’ny lasantsy.

10. Tsy nanana trosa ivelany i Libia, ary 150 Miliara dolara ny tahiry (nangatsiaka maneran-tany ankehitriny)

11. Koa satria ny Libiana sasany dia tsy mahita asa aorian'ny fianarana, ny governemanta dia handoa ny karama antonony rehefa tsy mahita asa izy ireo.

12. Ny ampahany amin'ny fivarotana solika any Libya dia mifandray mivantana amin'ny kaontin'ny banky an'ny olom-pirenena rehetra.

13. Ny reny niteraka ny zaza dia hahazo $5000

14. Ny m**o 40 dia mitentina $0,15.

15. Nanatanteraka ny tetikasa fanondrahana lehibe indrindra eran-tany antsoina hoe "PROJECT LEHIBE" i Gaddafi mba hiantohana ny fisian'ny rano any an'efitra.

28/04/2025

IZAY MANGINA TOKOA VE VOLAMENA??

28/04/2025

Mbola misy manaraka ve ny pagetsika?
misy vaovao tsara ho lazaina tsy hoela 🙏

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

119 Ankatso Ambohitsahina
Antananarivo
101