
TÉMOIGNAGE D'UN ÉLÈVE QUI S'EST RÉINSCRIT 🥰🥰🥰
Cours de langues étrangères en ligne.
Operating as usual
TÉMOIGNAGE D'UN ÉLÈVE QUI S'EST RÉINSCRIT 🥰🥰🥰
SE PRÉSENTER
Ny lesona anio dia mahakasika ny SE PRÉSENTER (Mampahafantatra ny tena)
Izany hoe aorian'ity lesona ity dia tokony hahay hanao présentation tsy misy diso intsony ianao.
SE PRÉSENTER (Mampahafantatra ny tena)
•Azo asiana phrase introductive (mampiditra ny fampahafantarana fa tsy voatery atao io)
Phrases introductives :
Permettez-moi de me présenter.
(Mamelà ahy ampahafantatra anareo ny tenako)
Je voudrais me présenter.
(Te ampahafantatra ny tenako aho.)
•Milaza anarana aloha :
-Je suis Hervé. Izaho no Hervé
-Je m'appelle Hervé. Hervé no anarako.
-Je me nomme Hervé. Hervé no anarako.
-Appelez-moi Hervé. Antsoy hoe Hervé aho.
-On m'appelle Hervé. Hervé no fiantso ahy.
-Mon nom c'est Hervé. Hervé no anarako.
• Milaza taona
(Verbe AVOIR foana no entina milaza taona)
-J'ai 27 ans.
•Milaza fiaviana (nationalité)
-Je suis malgache. (Malagasy aho)
Remarque :
Tsy fanao ny miteny hoe JE SUIS MALAGASY. (satria tsy ao anatin'ny vocabulaire français io teny io. Ankoatr'izay, ny américain rehefa miteny français dia miteny hoe JE SUIS AMÉRICAIN fa tsy hoe JE SUIS AMERICAN, dia ohatr'izay hatrany)
-Je suis français. (Frantsay aho)
-Je suis anglais. (Anglisy aho)
-Je suis américain. (Amerikanina aho)
-Je suis africain. (Afrikanina aho)
-Je suis chinois. (Sinoa aho)
-Je suis indien. (Karàna aho)
-Je suis métis. (Metisy aho)
N.B: Raha vehivavy dia ampiana E.
(Je suis française)
•Milaza asa na andraikitra
-Je suis écolier. (Mpianatra eny amin'ny sekoly aho).
-Je suis collégien. (Mpianatra eny amin'ny kolejy aho)
-Je suis lycéen. (Mpianatra eny lisea aho)
-Je suis un élève. (Mpianatra aho: mety amin'ny lisea midina na fampianarana manokana toy ny langues, arts martiaux)
-Je suis étudiant. (Mpianatra eny amin'ny oniversite aho)
TANDREMO TSARA FA TSY MITOVY IREO.
ASA:
- Je suis journaliste. (Mpanao gazety aho)
- Je suis professeur. (Mpampianatra aho)
-Je suis ménagère. (Mpikarakara tokan-trano aho)
-Je suis à la recherche d'emploi. (Eo ampitadiavana asa aho)
-Je suis chômeur. (Tsy an'asa aho)
•Milaza tany fiaviana :
-Je suis de Tananarive. (Avy eto Antananarivo aho)
-Je suis de Tuléar. (Avy any Toliara aho)
•Milaza toerana fonenana:
-J'habite à Tananarive. (Mipetraka eto Antananarivo aho)
-Je vis à Tamatave.
-Je réside à Diego-Suarez.
------
VOCABULAIRES :
Majung*is : olona avy ao Mahajanga
Tananarivien : olona avy eto Antananarivo .
Tamatavien : olona avy ao Toamasina.
Tuléarois : olona avy ao Toliara
Fianarois : olona avy ao Fianarantsoa
Antsiranais : olona avy ao Antsiranana
Sainte-mariens : olona avy ao Sainte-Marie
Ho an'izay liana hanao pratique écrite 🥰🥰🥰
GROUPE DE DISCUSSION WHATSAPP
sera disponible à partir de ce jeudi avec un coach 😉
Limité à 15 adhérants seulement🎉🎉🎉
Betsaka isika no efa mahay ny ``alphabet français `` fa mila tandremana tsara ny fanononana azy sao diso 😉
Bon apprentissage daholo !!!
Andao indray ary hojerentsika ny fiantsoana an'ireo fianakaviantsika amin'ny teny français 😉
VOCABULAIRES :
Les relations (ireo fifandraisana)
La famille :ny fianakaviana
Mère : reny
Père : ray
Maman : neny,mama
Papa : dada,papa
Fils : zanakalahy
Fille : Zanakavavy
Aîné : lahimatoa
Aînée : vavimatoa
Cadet : Faralahy
Cadette : Faravavy
Grand-frère : Zokilahy
Grande-sœur : zokivavy
Petit frère : Zandrilahy
Petite sœur : zandrivavy
Demi-frère : zanakalahin'ny raikely/renikely
Demi-soeur : zanakavavin'ny raikely/renikely
Beau-fils : vinantolahy/ zanakalahin'ny vady manokana
Belle-fille : vinantovavy / zanakavavin'ny vady manokana
Beau-père : rafozan-dahy / raikely
Belle-mère : rafozam-bavy / renikely
Mari : vady (lehilahy)
Conjoint : vady (lehilahy)
Époux : vady (lehilahy)
Femme : vady (vehivavy)
Épouse : vady (vehivavy)
Conjointe : vady (vehivavy)
Grand-père / aïeul : dadabe, dadilahy
Grand-mère /aïeule : nenibe, sady
Petit-fils : zafikely (lahy)
Petite-fille : zafikely (vavy)
Oncle : dadatoa
Tante : nenitoa
Neveu : zanakalahin'ny frère/sœur
Nièce : Zanakavavin'ny frère/sœur
Cousin : Zanakalahin'ny dadatoa/nenitoa
Cousine : Zanakavavin'ny dadatoa/nenitoa
Grand-oncle : rahalahy na anadahin'ny dadabe/nenibe
Grande-tante : rahavavy na anabavin'ny dadabe/nenibe
Ancêtres : razana
Génération : taranaka
Descendants :taranaka
Être de la même famille : fianakaviana iray ihany
Ex.
Nous sommes de la même famille.
Fianakaviana iray ihany isika.
Être de la famille : havana
Être de ma famille.
Ex.
Il est de la famille.
Havanay izy.
Tu es de ma famille.
Havako ianao.
Misaotra amin'ny fahatokisanareo anay hatrany 🥰
LES CONJONCTIONS DE COORDINATION
Ireo mpampitohy teny na fehezanteny.
Vakio ity lesona ity dia tsy hosahirana amin'ireto intsony ianao 😉
Ireto avy izy ireo : mais, ou,et,donc, or,ni,car.
• MAIS : saingy ,kanefa
Ex.J'essaie de créer des phrases mais je ne trouve pas.
Miezaka mamorona fehezanteny aho saingy tsy mahita mihintsy.
• OU : na
Ex. Veux-tu du café ou du thé ?
Mila kafe sa dite ianao?
•ET : sy
Ex. Jules et moi travaillons ensemble.
miara-miasa izaho sy Jules.
• DONC: noho izany, ka
Ex. Tu es malade donc ne travaille pas.
Marary ianao noho izany, aza miasa.
• OR : kanefa
Ex. Je suis toujours dans le bus or la réunion commence à 8h, je suis en re**rd.
Mbola ato anaty taxibe ihany aho kanefa manomboka amin'ny 8 ilay fivoriana, tara aho.
• NI : sady tsy...no tsy/ na (négation)
Ex. Je n'aime ni le vin ni l'alcool.
Sady tsy tiako ny divay no tsy tiako koa ny toaka.
• CAR : satria
Ex. Je suis en re**rd car il y avait trop d'embouteillages.
Tara aho satria nisy fitohanana be tany.
-----------------
Anjaranao indray no mamorona fehezanteninao manokana ! 🙂
Aza mitady zavatra lavitra be fa izay hitanao sy tsapanao no amoronana fehezanteny.
AZA ADINO FA MBOLA MITOHY NY PROMO MOIS D'AOÛT AN 🎉🎉🎉
VOCABULAIRES
Quels sont les noms des bébés des animaux ?
(inona no iantsoana an'ireo zana-biby fiompy ?)
Akoho: Le bébé de la poule et du coq s'appelle le poussin.
Gisa : Le bébé du jars et de l'oie s'appelle l'oison.
Ganagana : Le bébé de la cane et du canard s'appelle caneton.
Boriky : Le bébé de l'Âne et de l'anesse s'appelle l'ânon.
Ondry : Le bébé de la brebis et du bélier est l'agneau (na koa agnelet).
Osy : Le bébé de la chèvre et du bouc est le chevreau ou le cabri.
Soavaly : Le bébé du cheval et de la jument est le poulain.
Kisoa : Le bébé du cochon et de la truie est le porcelet.
Vorotsiloza : Le bébé du dindon et de la dinde est le dindonneau.
Bitro: Le bébé du lapin et de la lapine est le lapereau.
Alika : Le bébé du chien et de la chienne s'appelle chiot.
Saka : Le bébé du chat et de la ch**te s'appelle le chaton.
Omby : Le bébé de la vache et du taureau est le veau (raha lahy), et la velle (raha vavy) génisse raha feno telo volana Mahery.
PROMO MOIS D'AOÛT !!!
🌟COURS DE LANGUE EN LIGNE🌟
Mandritran'ity volana aogositra ity dia misy fihenam-bidy 25% ny saram-pianarana eto amin'ny MIANATRA EN LIGNE.
Araraoty ary !!!
Safidio izay mety aminao :
✓Anglais
✓Français
✓Espagnol
Ny fampianarana dia iarahana miasa amin'ny mpampianatra vahiny sy efa za-draharaha.
Afaka miditra MP na hafatra miafina raha mahaliana anao !
FANTATRAO VE FA AFAKA MIANATRA LANGUE SOA AMAN-TSARA IANAO AMIN'NY ALALAN'NY FINDAINAO ??? 📱
Izahay dia vonona hanampy anao amin'izany 🙂
Hoitanao ao avokoa ny :
✓ Vocabulaires de bases
✓ Conjug*isons
✓ Dialogues et simulations
✓ Écoutes et compréhensions orales
✓ Productions orales et productions écrites
✓ Prononciations
✓ Grammaires
Mety amin'ny olon-drehetra na dia mbola tsy mahay mihintsy na maniry ny hanohy na hanamafy ☘️🍀☘️
AZA MISALASALA MIDITRA HAFATRA MIAFINA (MP) RAHA MAHALIANA ANAO
LES VERBES PRÉPOSITIONNELS
Ny verbes prépositionnels dia verbes ahitàna préposition manaraka azy ary miova arak'izany ny heviny.
Ohatra :
•Partir à : mandeha any
Ex. Je pars à Marseille.
Andeha any Marseille aho.
•Partir de : miala avy any / hanainga avy any
Ex. Je pars de Marseille demain.
Hiala any Marseille aho rahampitso.
•Partir avec : mandeha miaraka amin'ny
Ex. Je pars avec ma famille.
Andeha miaraka amin'ny fianakaviako aho.
Pour ces verbes, on peut utiliser les prépositions suivantes :à,de,en,avec,pour
👉ESPAGNOL👈
OBLIGACIONES
Rehefa ilaza zavatra tsy maintsy atao dia mampiasa ny OBLIGACIONES.
Ireto avy izany :
1.TENER QUE + INFINITIVO
Ohatra :
Tengo que despertarme a las tres de la madrugada.
2. DEBER + INFINITIVO
Ohatra:
Debes comer rapidamente.
3.HAY QUE + INFINITIVO
Ohatra :
Hay que irme a la escuela.
4. IMPERSONALES OBLIGACIONES
Es necesario + INF
Es preciso +INF
Hace falta + INF
Es imprescindible + INF
Es menester + INF
Ohatra:
Es menester estudiar para conseguir buenas notas.
🥰🥰🥰
FANTARO TSARA NY :
✓HOMONYMES : teny mitovy fanonona, tsy voatery mitovy fanoratra ary manana hevitra samihafa.
Ohatra :
Vent : rivotra
Vend : mivarotra (inf. vendre)
Vont : mandeha (inf. aller)
SYNONYMES : teny mitovy hevitra
Ohatra :
Content = ravi = g*i = faly
Laid = moche = ratsy
achever = finir = terminer = mamarana
ANTONYMES : teny mifanohi-kevitra
Ohatra :
Mauvais (ratsy) # bon (tsara)
Gentil (tsara fanahy) # méchant (ratsy fanahy)
vivant (velona) # mort (maty)
PARONYMES : teny saika hitovy fanoratra sy fanonona
Ohatra :
Attention (fitandremana) sy intention (tanjona)
-----------
Afaka manontany an-kalalahana isika ☺️
MATETIKA HITANTSIKA IRETO TENY IRETO ...TANDREMO SAO HIFANGARO NEFA 😉
DIFFÉRENT (adjectif) : hafa
Ohatra:
Tu es très différent.
Hafa mihintsy ianao.
DIFFÉRANT (participe présent) : Manemotra
Ohatra:
Il n'a pas pensé à ses collègues en différant cette réunion.
Tsy mba nieritreritra an'ireo mpiara-miasa aminy izy nanemotra an'io fivoriana io.
DIFFÉREND (nom) : tsy fifankazahoana
Ohatra:
J'ai un différend avec lui.
Tsy mifankahazo aminy aho.
IREO FEHEZANTENY ENTINA MIALA TSINY NA MANAO AZAFADY AMIN'NY TENY FRANTSAY ❤️
NY VOLA DIA MIOVAOVA ANARANA ARAKARAKY NY SEHATRY MISY AZY 🤔
ILAINA TOKOA NY FAHAIZANA AN'IRETO VOCABULAIRES IRETO 🥰
MITOMBOA FAHALALÀNA HATRANY OOO❤️❤️❤️
Aza misalasala manontany raha mahaliana anao ny fampianarana 📨
TENA ILAINA NY MAMAKY BOKY ❤️
TSY AMPY FAHALALÀNA ISIKA RAHA TSY TIA MAMAKY BOKY...
Fidio tsara koa anefa ny thème ankafizinao mba tsy homonamonaina rehefa mamaky azy🤗🤗🤗
MORA KOKOA NY HITADIDIANA LESONA REHEFA ADIKA TOY IZAO 🥰🥰🥰
Méthode tena aingana ary tena mandaitra ny mandika lesona amin'ny cahier ary atao mazava tsara.
Tsy natao ho an'ny ankizy ihany izao fa na dia efa nahazoazo taona ary mbola mety hatrany ❤️
HOANTSIKA IZAY TSY MANANA MEGA HAKANA MESSENGER APK AMIN'NY PLAYSTORE INDRAY ARY 🥰🥰🥰
Midira amin'ny groupe dia azonao téléchargé-na amin'ny facebobaka na akama orange 😉
ILAINTSIKA AMIN'NY FANAOVANA DIALOGUE SY PRODUCTION ORALE ITY APPLICATION ITY ☺️
https://m.facebook.com/groups/tutinfo.mada/permalink/312887122457218/?anchor_composer=false&ref=content_filter
Mankasitraka hatrany 🥰🥰🥰
NDEHA ARY HOSOLOINA MERCI raha tokony hiteny hoe DÉSOLÉ 🥰
NY MAHAKASIKA NY TOETRANDRO INDRAY ARY E ☺️
𝐌𝐛𝐚 𝐚𝐡𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐞 : "𝐚𝐮 𝐟𝐚𝐢𝐭" , "𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐢𝐭" 𝐚𝐫𝐲 "𝐞𝐧 𝐞𝐟𝐟𝐞𝐭" 😉
🇲🇪🇹🇾 🇭🇴 🇻🇴🇦🇫🇪🇭🇮🇰🇴 🇻🇪 🇳🇾 🇫🇮🇹🇪🇳🇾 🇮🇷🇦🇾 ?
𝑩𝒆𝒕𝒔𝒂𝒌𝒂 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒏𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒏𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒏'𝒊𝒐 𝒇𝒂𝒏𝒐𝒏𝒕𝒂𝒏𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒑𝒆𝒕𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒊𝒐, 𝒗𝒂𝒍𝒊𝒐 𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒕𝒐 𝒇𝒂𝒏𝒐𝒏𝒕𝒂𝒏𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒆𝒏𝒊𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒕𝒐 𝒅𝒊𝒂 𝒍𝒂𝒛𝒂𝒊𝒏𝒂𝒚 𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒇𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒇𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒗𝒂𝒍𝒊𝒏𝒚..
INONA NO ANTONY HIANARANO NY TENY VAHINY ?
a. => ilaiko amin'ny asako
b. => tiako ilay fiteny
c. => anampiako ny fahalalàna izay efa ananako
HAFIRIANA NY FOTOANA AHAFAHANAO MIANATRA TENY VAHINY ?
a. => farak'izay aingana
b. => 5 volana
c. => mandra-pahaizako
MANAN-DANJA AMINAO VE NY FAHAFANTARANA NY KOLOTSAIN'IREO VAHINY IREO ?
a. => tsia satria tsy ho any aho.
b. => tsy manan-danja noho ny ahy.
c. => tena manan-danja
RAHA NY HEVITRAO, ILAINA VE NY FANAOVANA EXERCICES AN-TSORATRA ?
a. Tsy ilaina, mandany fotoana sady natao hoan'ny mpianatra eny sekoly ireny.
b. tena ilaina
c. Natao hoan'ny olona débutant ireny
ILAINA VE NY FANAOVANA PRATIQUE ORALE ?
a. Tena ilaina
b. Tsy dia ilaina
c. Mandany fotoana
MIVERINA MIANATRA GRAMMAIRES SA TONGA DIA MIANATRA MITENY AVY HATRANY ?
a. tsy aleo tonga dia miresaka avy hatrany no hianarana satria izay no tanjona
b. iverina hianatra grammaires
c. ho an'ny ankizy mpianatra ireny
💥ENGLISH💥
Te hiala amin'ny mahazatra ?
Inona avy ireo teny mahasolo ny hoe "How are you" (manao ahoana ny fahasalamanao) amin'ny teny anglisy ?
Ho an'ny COLLÉGIENS sy ny LYCÉENS !!!
Cours d'appui manampy amin'ireo lesona tsy hainao any am-pianarana, fanazavàna amin'ny teny malagasy, exercices sy correction miaraka amin'ny fanazavàna...
Fampianarana manao lahatsoratra
Sarany mirary.
Afaka miditra MP raha mahaliana anao
Happy Eid Mubarak ✨
THE POSSESSIVES
Mamaritra ny fananan'olona ny POSSESSIVES (determinants possessifs).
My : mon, ma, mes (ahy)
Your : ton, ta,tes (anao)
Its : son,sa,ses (azy : raha zavatra na tsy fantatra ny genre an'ilay tompony)
His : son ,sa,ses (azy : raha lehilahy no tompony)
Her : son, sa,ses (azy :raha vehivavy no tompony)
Our : Notre (antsika/ anay)
Your : votre (anareo)
Their : Leur (azy ireo)
N.B : Tsy misy accord en genre sy en nombre ny déterminants amin'ny anglais.
Ohatra :
My house.(ny tranoko)
Your dogs. (ireo alikanao)
His work. (ny asany)
Our parents. (ireo ray amandrenintsika)
MIARAHABA NY MALAGASY REHETRA 🎉🎉🎉🥳🥳🥳
POISSON D'AVRIL ? QU'EST-CE QUE C'EST 🐟???
Un poisson d’avril est une plaisanterie ou une farce que l'on fait le 1er avril à ses connaissances, à ses amis et sa famille. Il est aussi de coutume de faire des canulars dans les médias, aussi bien presse écrite, radio, télévision que sur Internet (canular informatique).
Une autre plaisanterie du 1er avril est d'accrocher un poisson (souvent en papier) dans le dos d'une personne dont on veut se moquer sans qu'elle s'en rende compte. « Poisson d’avril ! » est une exclamation qui se dit une fois qu’une des plaisanteries est découverte.
À vos farces ! 😉
🤩 Nous avons atteint 5.000 likes 🤩
Merci à tous nos abonnés !!!
Témoignage🥰
LES DÉTERMINANTS POSSESSIFS
Ny déterminants possessifs dia entina anondroana fananana, mifanaraka amin'ny genre (masculin ou féminin) sy ny nombre (singulier ou pluriel) an'ilay fananana.
1. Raha izaho no manana
Mon + masculin singulier
Ma + féminin singulier
Mes + pluriel
Exemples :
Mon verre . (verako)
Ma mère. (reniko)
Mes jouets. (kilalaoko)
1. Raha ianao no manana
Ton + masculin singulier
Ta + féminin singulier
Tes + pluriel
Ton verre. (veranao)
Ta mère. (reninao)
Tes jouets. (kilalaonao)
3. Raha izy no manana
Son + masculin singulier
Sa + féminin singulier
Ses + pluriel
Exemples :
Son verre . (verany)
Sa mère. (reniny)
Ses jouets. (kilalaony)
4. Raha izahay/isika no manana
Notre + singulier
Nos + pluriel
Exemples :
Notre verre . (verantsika / veranay)
Nos jouets. (kilalaontsika/ kilalaonay)
5. Raha ianareo no manana
Votre + singulier
Vos + pluriel
Exemples :
Votre verre . (veranareo)
Vos jouets. (kilalaonareo)
6.Raha izy ireo no manana
Leur + singulier
Leurs + pluriel
Exemples :
leur verre . (veran'izy ireo)
Leurs jouets. (kilalaon'izy ireo)
N.B : Raha nom féminin singulier miatomboka amin'ny voyelles na H muet dia soloina MON ,TON, SON ny MA, TA,SA.
Exemples :
Mon histoire. (tsy mety ma histoire)
Ton amie. (tsy mety ta amie)
Monday | 09:00 - 17:00 |
Tuesday | 09:00 - 17:00 |
Wednesday | 09:00 - 17:00 |
Thursday | 09:00 - 17:00 |
Friday | 09:00 - 17:00 |
Contribute via PayPal: Go to https://www.paypal.com/, click on "Send Money", select USA, Family &
Ouvert du Lundi au Vendredi de 8h à 17h et Samedi de 8 à 12h Rentrée: tous les jours Mettez y
Formation express a pour vocation de vous donner les outils qui vous permettront de performer et d'a
Ity pejy ity dia natao hanampiana ny tanora hisehatra bebe kokoa amin'ny arak'asa amin'ny alalàn'i
Malagasy Lessons for Expats helps expats, at the national and International level, to learn or to im
Cours de préparation au baccalauréat séries L, S, S.E.S
Découvrez les formations professionnelles et ateliers pratiques pour booster vos compétences avec Neurone. Nos catégories : Business, Multimédia et digital, Bureautique, Atelier Neurone Kids, etc :)
Promotion de la langue allemande, cours de langue, preparation des filles au pair