COURS IDEAL PLUS

COURS IDEAL PLUS

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from COURS IDEAL PLUS, Education, Lot III K 17 TER Andavamamba Anjezika II, Antananarivo.

Mpampianatra ampy traikefa no nivondrona nanangana ity COURS IDEAL-PLUS ity.

✍🏻𝗖𝗼𝘂𝗿𝘀 𝗕𝗔𝗖 𝗘𝗡 𝗣𝗥𝗘𝗦𝗘𝗡𝗧𝗜𝗘𝗟
✍🏻𝗖𝗼𝘂𝗿𝘀 𝗕𝗔𝗖 𝗦𝗘𝗥𝗜𝗘 𝗔 100% 𝗘𝗡 𝗟𝗜𝗚𝗡𝗘
✍🏻 𝗖𝗼𝘂𝗿𝘀 𝗕𝗘𝗣𝗖

☎ 𝗖𝗼𝗻𝘁𝗮𝗰𝘁
038 78 186 21
033 97 512 00

17/06/2026

🚨 BAC 2026: Andro vitsy sisa dia hiatrika fanadinana ianao! 🚨

Tsy mbola matoky tena amin'ny lesona rehetra ve ianao? Tsy mbola nahavita révision feno ve?

Aza varina intsony fa tongava misoratra anarana amin'ilay RÉVISION INTENSIVE & FARADOBOKA ato aminay.

Mianatra maraina sy hariva ny Alatsinainy ka hatramin'ny Zoma.

Na

Mianatra isaky ny Sabotsy sy Alahady ho anareo tsy afaka andavanandro.

👉Omenay résumé ny lesona de A à Z ianareo amin'ny matière rehetra
👉Omenay technique azahoana points
👉Omenay sujet pronostic hipoitra any amin'ny BAC.

Mpampianatra azo antoka sy manana traik'efa foana no ato aminay ka tongava e!

💰Participation: 30 000Ar
Afaka ny matière izay tianao ho atrehina no andoavanao 3000Ar fa tsy voatery izy rehetra.

Voafetra ny toerana fa combat farany io📌

🗓️Date: 29 Juin au 18 Juillet 2026

🏠Lieu: Andavamamba Anjezika II akaikin'ny Arrêt Bus Faneva.

COURS IDEAL PLUS
Fahombiazana azo tsapain-tanana
BAC EN POCHE 2026

11/06/2026

🚨 SÉANCES GRATUITES – BAC 2026 🚨
Ho fanampiana antsika mpianatra hanao fanadinana BAC 2026, dia manolotra "séances gratuites" ho anareo izahay eto amin'ny COURS IDÉAL PLUS, izay ho tanterahina ny 23 sy 24 Jona 2026 ho avy izao

🕢 Manomboka amin'ny 7ora30 maraina ny fianarana ary mirarana amin'ny 12ora atoandro.

Noezahanay ireo matières de base ho an'ny Série A - C - D no atao amin'io mba hampahomby anareo amin'ny fanadinana izay ho atrehinareo.

Aza misalasala misoratra anarana mialoha fa voafetra ny toerana 🙂

CONTACT: 038 78 186 21 - 033 97 512 00
LIEU: ANDAVAMAMBA ANJEZIKA II Akaikin'ny Arrêt Bus Faneva.

✨ NY FAHOMBIAZANAO NO TARIGETRANAY 🌟

04/06/2026

Mihemotra ny Alarobia 10 Jona 2026 ilay RÉVISION INTENSIVE BEPC tokony ho tanterahina amin'ny 8 Jona 2026 nohon'ny fandaminana anatiny.

🎯Mirarisoa anareo Classe de Terminale hanantanteraka EPS BACC manomboka amin'ny herinandro. (Efa azo alaina ao amin'ny birao ny convocation)

👉VITANAO IO✊👊👊
👉BACC EN POCHE2026✊👊👊

Manomboka ny 29 Jona 2026 ka hatramin'ny 14 Jolay 2026 kosa ny RÉVISION INTENSIVE BACC eto COURS IDEAL PLUS@topfans

02/06/2026

Salama daholo isika Mpianatra eto amin'ny COURS IDÉAL PLUS.

Aroso amin'ny Alakamisy vita Mathématiques ny fizarana Convocation EPS hahafahana manamarina ny anaranareo sao misy diso.

Na EPS Théorie io na EPS Pratique dia tonga dia zaraina amin'io fotoana io daholo ka aoka tsy hisy ho vaky laharana isika na iray aza.

Mirarisoa sahady rankizy malala🥰

24/05/2026

Arahabaina nahatratra ny andron'ny "Pentecôte"

Ho "Pentecôte" handraisana hery, fahefana izay hahafahana mamokatra sy mahomby anie ity "Pentecôte" ity.

📌 BEPC?
_Ho azonao amin'ity taona ity izany

📌 BACC ?
_Ho azonao amin'ity taona ity izany.

Aza adino ny manao "AMEN" ao amin'ny commentaire fa ho tanteraka aminao izanj

Mahombiaza daholo❤️!


COURS IDEAL PLUS
Lycée Privé Glorien

18/05/2026

🎯RÉVISION INTENSIVE BEPC - BACC🎯

Fotoana iray hanomezenay anao ny résumé ny Lesona rehetra nandritran'ny taom-pianarana ity RÉVISION INTENSIVE ity.

Hi-traite Sujet type isan-karazany isika mandritran'io RÉVISION INTENSIVE io ary Hi-traite ireo sujet BEPC na BACC efa nisy tany aloha. (Hanome technique fakana point malaky)

Alefanay aloha be ny révision anay satria mbola hisy renforcement atao ho an'ireo ankizy FAIBLE avy any amin'ny sekoly hafa ka ho tonga ato aminay (Omenay ny fomba fitadidina lesona, sns...)

⚠️VOAFETRA NY TOERANA FA MISORATÀ ANARANA DIENY IZAO

Inona no fotoana mampalalaka anao?
👉 Toute la journée (Maraina sy hariva)
👉 Demi-journée (Maraina na hariva)
👉 Spécial Samedi (tontolon'ny andro)

🗓️Date:
08 Juin - 10 Juillet 2026

☎️ Contact:
034 80 457 37 - 038 78 186 21

📍Lieu:
_ANDAVAMAMBA à côté de l'arrêt Bus Faneva.
_ITAOSY près de l'arrêt Bus Dalle.

Nb:
Afaka tsy manao toutes matières na matières de base fa izay matière tsy voafehinao ihany no hatrehinao ka 3000Ar par séance no aloa amin'izay.

"Ny fahombiazanao no tarigetranay"

COURS IDEAL PLUS

18/05/2026

Charlie, Charlie.

Inona no ambaranao amin'ireo ankizy manao RÉVISION INTENSIVE ato aminay manomboka amin'ny le 08 Juin 2026?🥰
🌟🌟🌟🌟🌟🌟🌟🌟

Na I Charlie ary mahay hoe tsy maintsy afaka BEPC na BACC ianao.

INSCRIPTION OUVERTE

16/05/2026

Hafaliana toy ny ahoana no ao anatinareo rehefa hitanareo ny Résultats ny fanadinana ka tao ny anaranao?

Mba tsy handiso fanantenana anao ary satria somary faible ianao nianatra tany ho any dia ndao hanao Révision INTENSIVE ato aminay fa ato aminay irery ihany no ho zaraina Ilay Technique mampahay sy maha afaka.

Midira MP na miantso avy hatrany: 0348045737 - 0339751200

Toerana:
📍ITAOSY (ambanin'ny Arrêt Bus Dalle)
📍 ANDAVAMAMBA (akaikin'ny Arrêt Bus Faneva)

16/05/2026

Ity sary ity no sary tamin'ny taona 2020 tany amin'ny Cours idéal Plus tany Ambositra tamin'izany fotoana izany.

Mirakitra tantara maro ho anay équipe no mampahery anay hatrany hiroso.Tsy Mbola foana ny Cours idéal Plus any fa mbola mitohy hatrany.
_____________________
Efa misy Cours Idéal Plus ihany koa eto ANTANANARIVO ho an'izay tsy mahalala.

📌Toerana: Andavamamba akaikin'ny Arrêt Bus Faneva sy Itaosy ambanin'ny BANQUE BRED.

05/05/2026

FANADINANA

Toy izao fiantrehan'ny Mpianatra eto amin'ny COURS IDÉAL PLUS fanadinana izao ry zareo ny fiainana an.

Avelan'ilay Mpampianatra miady irery eo ianao

Tsy avelany hiresaka na amin'iza na amin'iza indrindra moa tena tsy avelany hijery Lesona sy ny fanitsina efa vita
🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁

Mandalo olana ve ianao sa mandalo sedra?

Aza Kivy fa tian'Andriamanitra hamoaka ny tsara any aminao ianao.
Efa hatrany ambohoko isika Dia efa MPANDRESY koa aza Kivy fa miroso hatrany.

Ny fahombiazana noCOURS IDEAL PLUS

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address

Lot III K 17 TER Andavamamba Anjezika II
Antananarivo
101