𝐡𝒾𝑒𝓃𝓋𝑒𝒾𝓁𝓁𝒢𝓃𝒸𝑒 & 𝐸𝓂𝓅𝒢𝓉𝒽𝒾𝑒

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • 𝐡𝒾𝑒𝓃𝓋𝑒𝒾𝓁𝓁𝒢𝓃𝒸𝑒 & 𝐸𝓂𝓅𝒢𝓉𝒽𝒾𝑒

𝐡𝒾𝑒𝓃𝓋𝑒𝒾𝓁𝓁𝒢𝓃𝒸𝑒 & 𝐸𝓂𝓅𝒢𝓉𝒽𝒾𝑒 Bienvenue dans mon monde empreint de BIENVEILLANCE et d'EMPATHIE.

Rejoignez-moi dans cette aventure oΓΉ chaque instant est une opportunitΓ© pour faire du BIEN et pour rΓ©colter des SOURIRES.

Hello tout le monde! Mino aho fa isika rehetra efa sendra ny olona tsara fanahy teo @ androm-piainantsika. Mety hoe nama...
13/01/2024

Hello tout le monde! Mino aho fa isika rehetra efa sendra ny olona tsara fanahy teo @ androm-piainantsika. Mety hoe namana, havana , mpiara miasa, mety olona miara miaina isan'andro, mety olona tsy fantatrao koa nefa fa sendra nifanena t@-na circonstance iray. Ohatra hoe tsara fanahy lay olona iray izay fa ni voyage niaraka t@ valises be anakiroa zah, sy valise fahatelo keli2, miaraka @ sac Γ  dos mavesatra be iray, tonga d nampiany aho nitarika ilay valises maro mandra pahatongako teny aleha dia niverina izy avy eo sady mbola nirary soa sy nitsikitsiky.

Rah mba fantany hoe Γ  quel point zaho faly, quel soulagement! Mino ve ianareo hoe mbola misy ny olona tsara? Zaho aloha tsy iresaka izay olona ratsy fa ny olona tsara fanahy no ho voiziko eto. " Etre bienveillant(e) " .

Maneke ho ampiasain'Andriamanitra hanasoa ny manodidina, tsy voatery vola io, fa isika tsirairay avy nomen'Andriamanitra fahasoavana, mety hoe vola, matΓ©riel, fahalalana, fahaizana zavatra iray, fanampiana @ endriny samihafa ...

Am-pitiavana be dia mirary soa pro max :-)

Address

Ampefiloha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261343831450

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝐡𝒾𝑒𝓃𝓋𝑒𝒾𝓁𝓁𝒢𝓃𝒸𝑒 & 𝐸𝓂𝓅𝒢𝓉𝒽𝒾𝑒 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to 𝐡𝒾𝑒𝓃𝓋𝑒𝒾𝓁𝓁𝒢𝓃𝒸𝑒 & 𝐸𝓂𝓅𝒢𝓉𝒽𝒾𝑒:

Shortcuts

Share