28/03/2023
Andeha ary ho tohanantsika ny mpandray anjara eto Mpanabe sy Mpianatra eto amin´ny Sekoly
Sokafana mitsy ilay sary vao manao réaction
Mankasitraka amin´ny fanohanana
Izay manao ny marina no hendry
28/03/2023
Andeha ary ho tohanantsika ny mpandray anjara eto Mpanabe sy Mpianatra eto amin´ny Sekoly
Sokafana mitsy ilay sary vao manao réaction
Mankasitraka amin´ny fanohanana
27/03/2023
Précisément; l´objectif c´est d´évaluer ses capacités et ses connaissances.
Donc l´examen c´est une épreuve que l'on fait subir à un étudiant.
13/03/2023
13/03/2023
Faire une récollection c'est prendre du temps, s'arrêter et se mettre à l'écoute de Dieu.
Classe 3ème 2nde I, II et G et TL TS et TG
Avec Père Jean De Dieu
10/03/2023
L´Education Physique améliore l'estime de soi et la confiance en soi et réduit la dépression et l'anxiété. Il contribue au bien-être, indépendamment de l'âge, du sexe, de l'appartenance ethnique. Il est apprécié de tous et sa portée n'a pas d'équivalent.
Salama daholo o, faly miarahaba sy mampandre antsika afaka BAC teo fa :
- efa tonga ny RELEVE DES NOTES;
- NY BIRAO DIA MISOKATRA MANDRITRA ITY HERINANDRO ITY HO AN'IZAY HANEFA ADIDY:
8ora_ 11ora
2ora - 4ora hariva
MISAOTRA TOMPOKO; samia ho tahian'Andriamanitra daholo e
RESULTATS BACC 2021
A1: 100%-A2: 82,60%-C: 80%-D: 65,78%-G2: 100%
😀SEKOLY KRISTY MPANJAKA AMBATOMAINTY😀
FAMARANANA NY TAOM-PIANARANA 2020-2021
SABOTSY 07 AOGOSITRA 2021
Toy izao ny fandaharam-potoana :
7h 30mn : Vavaka fohy arahana kabary ho :
- Fisaorana ireo Masera handeha amin’ny toeram-pikatrohana hafa indray (ny Tale [Sr Bénédicte], ny Préfète Collège [Sr Céline], ny Préfète Primaire [Sr Clémence])
- Fanolorana mari-pankasitrahana ho an’ireo mpianatra nahitana fiezahana tsara.😍
- Fizarana ireo tahiri-naoty.
NB :
- Iangaviana ireo rehetra mbola tsy nahaefa ny adidy (saram-pianarana sy adidy samihafa) mba hamita izany hatramin’ny Zoma 6 aogositra 2021 izao farafahatarany.
- Mikatona ny Secrétariat sy ny Economat manomboka ny Sabotsy 07 aogositra 2021 ary miverina misokatra indray ny 16-17 aogositra 2021.
Toy izao ireo daty hanavaozana ny fisoratana anarana ho an’ny taom-pianarana 2021-2022:
Alatsinainy 23 aogositra : 1ère S – Terminales
Talata 24 aogositra : 1ère G – 1ère L
Alarobia 25 aogositra : 2nde – 3ème
Alakamisy 26 aogositra : 4ème – 5ème
Zoma 27 aogositra : 6ème – 7ème
Alatsinainy 30 aogositra : 8ème – 9ème
Talata 31 aogositra : 10ème – 11ème
Alarobia 01 septambra : 12ème – Maternelle
Alakamisy 02 septambra : Maternelle Vaovao
NB :
- Aoka mba ho arahana araka ny voatondro ny daty. Ny tsy fahatongavana araka izay mifanandrify ny Kilasy dia midika ho fialàna eto amin’ny sekoly.
- Ny tsy fahavitana ireo adidy tamin’ny taom-pianarana teo aloha dia tsy hahafahana manavao ny fisoratana anarana intsony.
Raha mila fanazavana fanampiny dia azo atao ny miantso ny Tél 034 77 771 74 (heures de bureau ihany)😀
Mirary soa ho antsika rehetra tompoko😍
Rentrée Année scolaire
2021-2022: Lundi 13 septembre
Let's begin the School-Year nicely
Miarahaba anareo rehetra tompoko!
FILAZANA MAIKA:
Araka ny efa fantatra dia miditra rahampitso ny mpianatra rehetra ka toy ny fandaminana ny ora fidirana ho an'ny rahampitso:
-COLLEGE sy LYCEE miditra amin'ny 7ora maraina
-PRESCOLAIRE sy PRIMAIRE miditra amin'ny 8ora maraina
FANAMARIHANA:
-entina avokoa ny devoir rehetra natao tany an-trano
-tablier andavanandro no anaovana
AOKA MBA SAMY HIFAMPILAZA!!!
ALAROBIA 2 JIONA 2021
Miverina mianatra. Emploi du temps habituel.
Tsara kokoa raha demande par message milaza ny momba2 no atao hidiranareo ao @ compte "Sekoly Kristy Mpanjaka"