01/02/2025
🥰
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Club de danse et musique Gestion - Université d'Antananarivo, Dance School, Mention Gestion, Faculté d'EGS, Université d'Antananarivo, Antananarivo.
01/02/2025
🥰
18/06/2024
Tongava maro🙏
Appel à tous les passionnés de musique
Andao isika Hivondrona ho iray.
Assemblée générale le mercredi 19 juin à partir de 13h30.
Lieu : Devant AEGM.
Andao isika ilalao musique
05/03/2024
Reporter ❌❌
Bonjour daholo, reporter ity Step two ity noho ny antony maro samihafa.
Hoanareo izay efa nahazo billet, tazomy tsara fotsiny fa mbola vao dinihanay ny date malalaka,
Hoan'ny LMC: Tsy hisy regroupement isika mandritran'ny tapabolana🙏,
Misaotra indrindra, teneno ny namana
26/02/2024
😍
La performance des LEGIO - EGS dans la présélection SDC ( smatchin dance contest )📌
c'est du ouff🔥💯
soutenez notre equipe de la faculté EGS en cliquant sur la video et d'y mettre un j'adore be😋👊🏻 merci les gars!!
17/02/2024
Inty ny Page hoan'ny Club de Musique manokana, ato ianao no manaraka vaovao tsy tapaka, dia araho ny pejy, aza adino mis'abonne sy miinviter namana👇👇
12/02/2024
Hey😍
🎉STEP TWO PARTY🎉
Izay Karakarain'ny Leaders' Club, Tsy natao hoan'ny Club ihany fa natao hoan'ny olona rehetra, sady mbola mandray membre vaovao @ izay Club tianao hidirana izahay fa misy karazany maro ato, ho hitanao any🥰.
Date: Le samedi 09 Mars 2024
Lieu: Mankafy Cabane Ambohimanambola
Heures: 8h du matin départ Ankatso (Transport en commun)
Participation : Billet: 10000Ar (Fidirana, transport,Jus) "izay Tsy mandeha transport en commun dia miala frais ilay 10000Ar"
Aza adino mitondra sakafo izay sahaza anao, efa misy mpivarotra Boisson sy tsakitsaky eny antoerana😋
Ny Billet dia afaka vidianao aty aminay
(Afaka 50% no aloha dia @ Jourr J mandoha ny 50%)
Azonao atao miditra mo @ Pejy na miresaka @ ireto olona ireto raha misy fanontaniana na hividy Billet 😊
Mikanto Mikalo MitsikytANGELO ANDRIARIMALALA TOKINIAINAINy Lücas LAlainAlainNEZ NOMBREUX"🎊
05/02/2024
Tanteraka ny zoma 2 Février teo ny AG sy ny fifampiarahabana nahatratry ny taona ny LMC,🎼😍
Misaotra betsaka antsika tonga maro ( Na mpikambana tranainy na vaovao)
Manomboka ny Fampianarana sy ny fifampizarana momban'ny mozika ary mbola mandray membres vaovao foana izahay hoanao izay liana🥰🙏, Na tsy mpianatra Gestion ary.
Regroupement :
Date: 09 Fevrier 2024
Heures:13-16h
Lieu: CU Ankatso 2 R+ (Jaune) première étage
Manasa antsika ho tonga fa maro no tombotsoa azo avy ao hifampizarantsika😊✊
Heyhey😍,
J-4🎼
Aza adino fotoanatsika @ zoma 2 Février hoavy izao ny rentré 2024 sady AG tsika LMC a
Entano ny namana na mpianatra Gestion na Tsy mpianatra ety ary fa liana anaty sehatra mozika🎵🥰,
Miandry anao zahay,
Date: Vendredi 2 Fevrier
Heure: 13-15h
Lieu: Jardins AEGM eo foatoana @1 latsaka fa mbola miala alavidavitra kely eo ny Salle andehanatsika
Aza adino participation :1000Ar/prs hatao hifampiarabana nahatratra ny taona😋,
Tongava maro ary😊
17/01/2024
Hey📢
-Rentrée 2024-
"Andao hanao mozika, hasehoy ny talentanao"
Tonga ilay fotoana, efa ela niandrasana,
Ny Leaders Musique Club (LMC) dia fikambanana iray misehatra momban'ny mozika
Manana zava-kendrena izahay:
1)Ho tsara hofana avokoa ny mpikambana rehetra (Artistes, musiciens)
2)Ho lasa manana ny maha izy azy (Projet orchestre, artistes, participation concours)
3)Ho tsara fifandraisana sy fifampitondràna (Fitsipika,fiainana,fianarana)
🍂Marihina fa tsy manavaka izahay, afaka miditra daholo n'aiza n'aiza, n'iza n'iza rehefa mahaliana anao ny mozika, na mbola vao "debutant(e)" ianao na efa "éxpert(e)",Na ihira ianao na hitendry , na mpianatra Gestion na tsia🍂
👉Misy fihaonambe ho karakarainay ka manasa anao ho tonga na efa mpikambana tranainy na vao hikasa hiditra fa any mahalala ny mombamomba azy bebe kokoa enao, efa manomboka amin'io fotoana io ihany koa fandraisana mpikambana vaovao fa aza tara a, entano ny namana😱
Date: Vendredi 2 Fevrier
Heure: 13-15h👉
Fotoana: Jardin AEGM Ankatso
Sady fifampiarabana nahatratry ny taona amin'io ka fomba ny mifandom-bera kely,
Participation :1000Ar/Prs
Koa tongava maro ary🥰,
"Soyez ponctuel" satria mbola alavidavitra kely eo @ io fotoana io Salle tsika🙏,
Afaka mandefa mp an'ireto "résponsable" ireto ianao raha misy fanontaniana
Mikanto Mikalo Mitsiky
Ny Lücas
📞0380834639
03/12/2023
Andao amboly hazo @23/12/23 e🍀🌿🌳🌳