15/08/2026
Faculté des Sciences - Université d'Antananarivo
SIANSA ANTOKY NY FANDROSOANA
15/08/2026
16/07/2026
EMPLOI DU TEMPS EXAMEN SVT
16/07/2026
EMPLOI DU TEMPS EXAMEN PC
14/07/2026
13/07/2026
🔴FAMPAHAFANTARANA
09/07/2026
📌 CALENDRIER DES EXAMENS 🗓️
Mentions Mathématiques et Informatique
08/07/2026
📸 𝗥𝗘𝗧𝗢𝗨𝗥 𝗘𝗡 𝗜𝗠𝗔𝗚𝗘 | PLUSPLUS, Votre idée, Notre investissement.
Tontosa soa aman-tsara androany Alarobia 08 Jolay 2026 ny atrikasa niarahana tamin'ny PLUSPLUS, izay natao tao amin'ny Q2 – Faculté des Sciences noho ny fiaraha-miasa tamin'ny FMSA
🙏 Misaotra sy mankasitraka indrindra ireo mpianatra rehetra tonga nanatrika, naneho fahavononana hianatra sy hiomana amin'ny ho aviny. Ny fandraisana anjara tahaka izao dia manampy amin'ny fananganana tetikasa sy vina ho amin'ny fahombiazana.
🤝 Manantena izahay fa hitondra aingam-panahy sy fahalalana vaovao ho an'ny tsirairay ity fihaonana ity, ka hanampy amin'ny fanovàna ireo hevitra ho lasa tetikasa azo tanterahina.
💡 Tadidio ry Mpianatra, ny fananana projet dia iray amin'ireo dingana lehibe indrindra amin'ny fanomanana ny ho avy. Aza avela hijanona ho hevitra fotsiny ny nofinareo, fa ezaho avadika ho tetikasa azo tanterahina.
✨ Misaotra ny PLUSPLUS tamin'ny fiaraha-miasa sy ny fizarana traikefa.
07/07/2026
AHOANA ILAY PROJET ANAO?? 😉
Indraindray tsy vola no tsy ampy, fa sehatra sy olona mino ny vina hanananao. Izay indrindra no tanjon'ity fihaonana ity.😀
Raha liana amin'ny innovation, entrepreneuriat, na te hahalala bebe kokoa momba ny fomba hampivoarana tetikasa iray ianao, dia tongava indray fa natokana ho anao ity. 🤗
📍 Q2
📅 Alarobia 08 Jolay 2026
🕣 08h30 – 11h00
Tongava fa mety ho eto no anombohan'ny nofinfofinao ✨😇.
26/06/2026
Tratry ny asaramanitra 🇲🇬
19/06/2026
🧠Apprendre à penser pour apprendre à savoir – comment étudier efficacement à l'Université.
🗓 Mercredi 24 Juin 2026 à 9h
📍 Amphi Q1
Intervenant: Pr.RAKOTOMALALA Minoson
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Address
906