Lycée Privé Glorien

Lycée Privé Glorien

Share

🎯LYCÉE PRIVÉ GLORIEN ANDAVAMAMBA

🎯 LYCÉE PRIVÉ GLORIEN AMBOSITRA

"Fitsipika mifehy no hahatratrarana ny tanjona ary hitazonana ny fahombiazana"

16/07/2026

📌Les 12 limites du BAC



Photos from Lycée Privé Glorien's post 16/07/2026

📌RÉSULTATS BEPC
👉68,22

Isaorana ny foana ny vokatra izay vita.
✨Jereo ny anaranareo rankizy


Lycée Privé Glorien

16/07/2026

📌 FISAORANA

Misaotra antsika rehetra manaraka ny pejy fa efa mihoatra ny 5K isika amin'izao.

Araraotina ihany koa ny fisaorana anareo Ray aman-dReny tamin'ity taom-pianarana 2025 - 2026 ity nametraka fitokisana taminay ary nifanohana taminay teo foana.

Misaotra anareo Mpampianatra sy Mpianatra ary ireo mpandraharaha rehetra niara-niasa. Hisy vokany anie ny ezaka rehetra nataotsika.
✨✨✨✨✨✨✨✨✨✨✨✨✨✨

Aza tara ary fa efa misokatra ihany koa ny INSCRIPTION amin'ny taom-pianarana vaovao eee.

👉 REMÉDIATION : 10 Août 2026.
👉 RENTRÉE SCOLAIRE: 08 Septembre 2026.

Ny Fitsipika mifehy no hahatratrarana ny tanjona ary hitazonana ny fahombiazana

15/07/2026

Aleo midina eny an-kianja mihitsy no mijery ny RÉSULTATS BEPC rankizy aaa!

Photos from Lycée Privé Glorien's post 15/07/2026

📌 MATHÉMATIQUES
Sujet BAC avec corrigé.


15/07/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Riantsoa Andria, Maman Mum, Eléonore Manana, Nomenjanahary Judicael, Miradjy Harison, Raphaèllah Andrianivahoaka, Voahangy Namitasoa, Laingonirina Claudia, Jend Boy, Jonah Andriah, Malala Cynthia, CLara Sivakine, Carinah Sarobidy, Naomie Naomie, Kÿæh Fy, Adéline Dadou, Nomenjanahary Jean Louis, Njaka Tiana, Rickel Rkz, Patricia Raharison, Ambinin Tsoa, Nïa Anjä, Rasolofomandimby Aina Andritsilavo Jocelyn, Sambilahatra Fabien, DėeJay Flavie, Miih Sarah Andriah, Avotra Tafitanirina, Fitia Vana, Nathan Ralemary, Dano Man, Tsihoarana Tafitasoa, Kionkiona Mazoto, Rh Miarintsoa, Lala Hery Lala, Lęę Mįh, Alvine Diorama, Rkt Sedera, Israella Aurelie, Hasman Al-Tamud, Emilie Mijess, Jean Yves Bartho

14/07/2026

Collège Mon Trésor Ambositra hiova ho Lycée Privé Glorien Ambositra.
BEPC: 93,33%
(iray no tsy afaka)

14/07/2026

🏆Efa nivaly ny BEPC🏆
Ho alefatsika eto ny vokatra

Photos from Lycée Privé Glorien's post 13/07/2026

📌Tabliers.

Toy izao ny vaovao anaovan'ny Mpianatra eto anivon'ny Lycée Privé Glorien amin'ity taom-pianarana vaovao ity.

Noezahina nampitovina daholo ny Tablier ho an'izay rehetra mpikambana ao amin'ny MTCM GROUP.



11/07/2026

Mino izahay fa tsy Mpianatra eto amin'ny Lycée Glorien no hanao an'izao😂

👉Efa afaka alaina ao amin'ny Birao ny Convocation.

Lycée Privé Glorien


Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address

Lot III K17Ter
Antananarivo
ANDAVAMAMBA