09/07/2026
Ny sary eto ambany no valin'ilay sujet omaly.
Mirary soa @ fianarana izay atao.
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Balsama, Education Website, Andrefan'ambohijanahary, .
🎓 Ny Balsama
"Mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana"
📘 Cours Terminale • 3ème • 7ème
🎯 Préparation Bac • BEPC • CEPE
📚 Toutes matières
✔️ Exercices corrigés
✔️ Dossiers de candidature
📄 PDF disponibles
📲 034 66 366 64
👉 Mandefasa MP
09/07/2026
Ny sary eto ambany no valin'ilay sujet omaly.
Mirary soa @ fianarana izay atao.
08/07/2026
Ity indray àry ny sujet manaraka.
Makasitraka ilay mpianatra nandefa azy.
08/07/2026
Averina eto ilay sujet fanomanana sy ny valiny.
07/07/2026
Fanomanana
Anio hariva dia halefa ao @ commentaire ny valiny.
14/06/2026
FARADOBOKA BEPC : 29 juin au 03 juillet 2026
Manao ny matières rehetra.
Mampianatra efa za-draharaha.
Sarany : 15 000 Ar
Toerana : Groupe Leaders Analakely-Akaiky arrêt bus Tavoahangy-Ambadiky ny pavillon & TANA MEUBLE
Fifandraisana : MP na 0346636664/0388467872
(Naoty : mbola mandray mpianatra haka bac ary efa misokatra ny fisoratana anarana @ taom-pianarana manaraka)
29/04/2026
Exercice : suite numérique
Ataontsika ao @ commentaire ny valiny rahariva.
Fanomanana
24/04/2026
Correction : exercice 2
Raha mahaliana anareo ny tohiny dia sorato eo ny hoe "FONCTION"
23/04/2026
Correction (exercice 1) amin'ilay sujet nomena omaly.
Halefa eto ihany ny tohiny fa araho ny pejy.
22/04/2026
Indro sujet maths ho an'ny série A.
Homena manomboka rahampitso ny correction.
21/04/2026
Eto @ sary ambany ny valin'ilay exercice maths omaly.
Fanomanana