Mbola faly miarahaba antsika!
Satria efa milamina ny toe-draharaha eto amin’ny firenena dia miverina amin’ny laoniny ny ora fidirana sy firavana ato amin’ny sekoly.
Ampitampitao!!!
Ny birao
Lycée Privé La Pépito
HENDRY - MAMIRATRA - MAHAY
Filazana!
Tao aorian’ny fivoriana niarahana tamin’ireo mpiandraikitra sy ny mpampianatra eto anivon’ny sekoly La Pepito Tanjombato dia tapaka fa miverina mianatra ny mpianatra eto amin’ny sekoly manomboka ny talata 14 oktobra 2025 ka toy izao ny fandaminana:
1 - Ny préscolaire sy ny primaire dia mianatra tapak’andro maraina ihany.
Ireto ny horaires
PS 7h30 - 11h30
MS/GS 7h30 - 11h40
CP / CE1 7h30 - 11h45
CE2/CM1 7h30 - 11h50
CM2 7h - 12h
2 - Ny collège sy ny Lycée kosa dia mianatra maraina sy hariva.
Secondaire: 6ème - terminales
7h à 12h le matin
13h à 16h l'après-midi
3 - Miditra amin’ny 07 ora sy 30 mn rahampitso ary manao tenue de cérémonie.
Natao izao fandaminana izao mandra-pilamina ny raharaham-pirenena.
Ny birao
Miarahaba antsika rehetra!
Arakin’ny hitantsika momba ny toe-draharaha misy eto , sy ny fanambarana dia miato ny sekoly rehetra rahampitso 13 oktobra 2025.
Koa samia mifampilaza!
Miarahaba antsika!
Ho antsika manontany momba ny fisokafan’ny birao dia misokatra ny maraina amin’ny 08 ora hatramin’ny 11 ora ny rahampitso alakamisy 02/10/25 sy zoma 03/10/25.
Ny birao
Miarahaba antsika Ray aman-dreny !
Ho fitandrovana ny ain'ireo zanatsika eny an-dalana hamonjy ny trano fianarana na hody any antokatrano dia noraisina izao fanapaha-kevitra izao: tsy hiverina hianatra ny mpianatra raha tsy @ alatsinainy 06 oktobra 2025. Ho tratrarina kosa ny fotoana tsy nianarana @ "vacances de Toussaint". Raha misy fiovana dia ho ampitaina eto ihany. Misaotra tompoko
Ny talen'ny fampianarana.
Filazana.
Mbola mitohy rahampitso talata 30 septambra 2025 ny tsy fisokafan’ny Sekoly La Pepito Tanjombato. Ampitampitao!!!
Miarahaba antsika! Nohon’ny toe-draharaha mbola misafotofoto eto an-tanàna, dia mbola tsy mianatra aloha ny mpianatra eto anivon’ny sekoly La Pepito Tanjombato rahampitso alatsinainy 29 septambra 2025. Mandefa vaovao eto foana momba ny fanohizana ny fampianarana. Koa samia mifampilaza.
Ny Birao
Mbola faly miarahaba antsika rehetra! Nohon’ny toe-draharaha mitranga eto amin’ny firenena dia tsy mianatra isika ato amin’ny Sekoly LA PEPITO ny rahampitso 26 septambra 2025. Samia mifampilaza.
Ny birao
12/09/2025
Ireo lauréat La pépito nahazo loka 2024 - 2025 🥰🥰
Ireto ary ny valin'ny bacc 2025
Série C: 8/8 bien : 2 AB : 3 P: 3
série D : 21/29 TB : 2 AB : 6 P : 13
série A1 : mention AB 1/1
série A2 : 14/15 B : 1 AB :06 P : 7
Hiverina hisokatra ny birao manomboka ny alatsinainy 25 aogositra 2025
Rentrée scolaire 2025 - 2026
Présco: (Réception des fournitures à partir du 03/09/25)
- Ps: Mardi 09/09/25
- Ms et Gs: Mercredi 10/09/25
Primaire: Lundi 08/09/25
Secondaire: Vendredi 05/09/25
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
102
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 12:00 |