Lee Confection

Lee Confection

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lee Confection, College & University, III F 114 JD TER ANTOHOMADIKIKA, Antananarivo.

03/04/2026

Tena manao ilay Mahaleo Taranaka an๐Ÿ‘๐Ÿ‘
(firaisankina)

Photos from Lee Confection's post 12/03/2026

Mankasitraka anareo client hatrany ee
Mbola mitohy foana n'y fandraisana commande an

Photos from Lee Confection's post 29/01/2026

Miarahaba Tompoko
Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande vaovao isan'andro
Ho anareo izay mitady mpanao tee-shirt/polo
Aza misalasala miantso na mandefa Mp fa vonona hanome fahafam-po anareo izahay, sady amin'ny vidiny mirary an๐Ÿ˜
Tรฉl:0343316131

Photos from Lee Confection's post 29/01/2026
Photos from Lee Confection's post 21/09/2025

Miarahaba antsika mpanjifa hajaina!
Mankasitraka antsika zay mitoky amin'ny asan-tananay hatramin'izay,
Tsy mitsahatra manome ny tsara indrindra sy manolotra zava-vaovao ho antsika rehetra ny Atelier Lee Confection
Ho antsika : Orinasa, Fiangonana, Sekoly, Fikambanana samihafa, Revendeur, Boutique ,...., aza misalasala miantso na miditra mp na manatona aty amin'ny Atelier fa ho afapo ianareo!
Santionany amin'ny asa vita reto ambany reto!

Photos from Lee Confection's post 23/11/2024

Mitohy hatrany n'y fandraisana commande oo!!

Photos from Lee Confection's post 01/05/2024

Ho antsika fikambanana, sekoly
Fiangonana...
Araroty fa 7000ar Dia afaka manao tee shirt 160g avec impression dos devant
(Xxl sy xl 7500ar)
NB: couleur ray iany ny ao amin'ny Dos
---Tee shirt coton 3 boutons sans poche 15000ar
Contact:0343316131-0326031643

Photos from Lee Confection's post 07/07/2023

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande, ho anareo Fikambanana, Sekoly, Fiangonana..., aza misalana manonaty amin'ny MP na miantso direct ny Numero:
0343316131 na ny 0326031643

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

III F 114 JD TER ANTOHOMADIKIKA
Antananarivo