03/07/2026
💐VASELINE PURE PETROLEUM 💐
ilaina be ririnina zao a😊
Mety amin'ny hoditra maina sy vakivaky,manampy amin'ny tarehy miofakofaka noho ny fahamainana ,manalefaka molotra maina sy vakivaky,mety amin'ny voditongotra, kiho ary lohalika maina
Manampy mitazona ny hamandoan'ny hoditra🥰🥰
Fampiasana azy ve?🤔
Ahoosotra amin'ny molotra vakivaky
Ahosotra amin'ny faritra maina amin'ny vatana
Azo ampiasaina isan'andro.
Prix de promotion tena mora satria 100g no 9000ariary fa araroty zareo aty le vaseline mahagaga😁😋
❌❌❌ Stock limités ❌❌❌