Cours Manampy

Cours Manampy

Share

Cours particuliers pour toutes classes avec des enseignants à l’écoute de vos enfants.

29/01/2026

📚 COURS PARTICULIERS A DOMICILE
– Manampy ny zanakao hahomby!

✔️ Fanohanana sy fanazavana ny taranja sarotra sy tsy izay tsy araka
✔️ Ho an’ny ankizy Préscolaire hatramin’ny Terminale
✔️ Mpampianatra mahay sy azo itokisana

💰 25.000 Ar / 2h + frais de déplacement
📍 Mandeha any an-trano

📞 Antsoy na WhatsApp: 033 75 532 55

09/12/2024

Cours Manampy Cours particuliers pour toutes classes avec des enseignants à l’écoute de vos enfants.

23/08/2024

Un grand merci à nos nouveaux followers !

Rakotonirina Sylvain, Ando Rinoh Ravelona, Wassad Alias Toly, Tsimavaka Jules, Ravo Julien El-Raphà, Jerem's Zafindramiry VJ, Ombona Nirina, Tantely Manana, Erico Bedimasy, Ariane Junior, Eric Tsiefa Dit Ra-boda, Anicat Eugenie, Solofohery Andriantsitohaina, Sedra Rtm, Angelina Giashy Njarul, Natulotr Feno Rkt, Bemahazara Aristide, Laza Ruben Randrianjarason, Numen'jnhar Dom'nic, Angelo Wasli, Marie Jeanne Anità, Inatlala Rakotoson, Jita Larita Tahiry Ramilison, Hery Davy, Haingonirina Voahangy Lalao, Laylah Malala Veronique, Michael Crisoe, Orancia Yousrah, Luc Jõh, Méémé Kély Rakotoarisoa, Ifa Li Ana, Måx Vïkinğ, Carol Raharison, Sahondra Rabearifetra, Alfred Ranaivoarisoa, Fi Derana, Alberto Joyka, Valisoa Randriamanalina, Waldi Mauricia Ulrick, Bïne's David, Kaysha Arinofy Ideal, Från Ćïsčö, Mirana Tianasoa, Elin Bemandroso, Goss Andria Rakoto, Mì Nah, Soa Irina Ny, Hajatiana Rabesalama, Ãdë Pisou, Liguori Damascene

22/07/2024

Mirary anareo mpanala BACC rehetra hahavita soa izahay ato @ Cours Manampy

30/06/2024

Mirary soa ho anareo ankizy rehetra hanao examen BEPC manomboka rahampitso izahay.
Ny Fanahy Masina anie hanampy anareo ny lesona rehetra🙏🙏

30/11/2023

✏️Cours de soutien à domicile📒

30/11/2023

Système Educatif Français ou Malagasy?
Nous sommes toujours à votre disposition.
N’attendez plus📘🖌

30/11/2023

Faly miarahaba anareo izahay eto Cours Manampy, ny antom-pisianay moa dia ny hanaraka ny fianaran'ny zanakareo isan-tokantrano mba ahafahany mahazo tsara ny lesona rehetra sy mamaha ny olana rehetra rehetra izay omena azy ireo.
Mpampianatra vonona hihaino sy hizara izay traikefa rehetra ananany no miara-miasa aminay, koa aza manahy fa hanao izay faraky izay herinay izahay mba hahatafavoaka ny ankizy tsirairay, ary tsy ho latsa-danja ihany koa ny fampitana ny ankizy ny fahaiza-miaina.
Mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetra, araho tsy tpaka ny pejintsika fa alefa manaraka ny sarany izany tena natao mirary tokoa mba ahafahan'ny rhetra misitraka izany.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo