07/03/2026
✨ Manana tetikasa fanamboarana vy ve ianao?
Ny Atelier Ouvrage Métallique MIRAY dia manolotra asa vy matihanina sy kalitao, natao haharitra ary mifanaraka amin’ny filànareo.
🔧 Asa ataonay :
✔️ Portail métallique
✔️ Grillage sy clôture
✔️ Escalier métallique
✔️ Garde-corps
✔️ Ary asa vy rehetra araka ny baiko
💪 Kalitao • Faharetana • Asa matihanina
📩 Mandefasa MP avy hatrany na mifandraisa aminay amin’ny WhatsApp : 038 18 267 11 raha mila fanazavana na devis.
🚀 Atelier MIRAY – Vahaolana azo antoka ho an’ny asa vy rehetra.
22/12/2025
Ny tsara hatrany no atolotra atsika @ izao akaiky fety izao
01/07/2025
Mbl faly mandray anao hatrany izahay izay manana hetaheta ny fananganan trano izahay tompoko dia manao ny asa rehetra izay ilainao momban'ny vy (varavarana vy, grille de protection sns....)
Inox (balcon, escalier, grille de protection en inox )
Allu (porte allu, fenêtre allu) coulissante et ouvrante
Mp na miantso tompoko 0381826711
07/06/2025
Mb mitohy ny fandraisana commande
21/01/2025
Fihenam-bidy goavana be,nohony taona vaovao
Fisokafany ny Atelier Raitra ao Ambohidratrimo,
Manao ny asa rehetra momban'ny Vy sy Allu
Mp na Tel: 0381826711
09/08/2024
vonona handray izay commandinao izahay tompoko