SKY Hi Madagascar Officiel

SKY Hi Madagascar Officiel

Share

🗽 English Language School

☎ 034 45 367 83 (AVARADOHA)
☎ 038 13 524 37 (AMPASIKA)
🏡 Avaradoha - ampitan’ny Shell
🏡 Ampasika Itaosy

Photos from SKY Hi Madagascar Officiel's post 24/06/2026

Fantatrao ve fa misy English Club ato amin’ny Sky Hi isaky ny Alarobia?
Ireto ny sary tamin’ny English club farany.
Feno lalao sy hetsika mahafinaritra.🎨
Raha te hanatsara ny fiteninao anglisy sy hifanerasera amin’ny olona hafa ianao, tongava miaraka aminay isaky ny Alarobia!

Come join the English Club!!

24/06/2026

Hey everyone!😄
Meet Manitra, one of our students.

She’s been learning English with us for the past three months and has made amazing progress.

Today, she’s here to share some English words with you.🇺🇸
Enjoy!

Ianareo koa, raha te hianatra teny Anglisy sy hivoatra tahaka an’i Emily, dia afaka misoratra anarana aty amin’ny SKY HI.👈

Amin’ny 📆6 Jolay📆 ny fidirana, ary afaka roa herinandro monjadia efa hahita vokatra sahady ianao.

Soraty ao amin’ny commentaire hoe “interested” raha liana ianao, ary aza misalasala mandefa message privé aminay.

24/06/2026

Aza adino fa amin'ny 6 Jolay ny fidirana manaraka❗❗
Mbola tsy tara ianao raha hisoratra anarana

Soraty hoe "interested" ao amin'ny commentaires raha liana amin'ny fianarana teny anglisy ianao.

Hi everyone, this is our idiom of the day!
We hope you are doing well today 😊

Idiom: PUT TWO AND TWO TOGETHER
🇬🇧to figure something out by using the clues
🇲🇬mahazo ny tiana holazaina rehefa ampifandraisina ny zavatra
🇫🇷Faire le rapprochement en reliant les indices

Examples:
1. When I found old pictures and heard their stories, I put two and two together and realized they were siblings.
🇲🇬Rehefa nahita sary taloha sy nandre ny tantaran’izy ireo aho, dia nampifandray ny zavatra ka fantatro fa mpiray tampo izy ireo.
🇫🇷 Quand j’ai trouvé de vieilles photos et entendu leurs histoires, j’ai fait le lien et j’ai compris qu’ils étaient frères et sœurs.

2.The cake was gone, and my little brother had chocolate on his face. I put two and two together.
🇲🇬 Tsy hita ilay m**o mamy ary nisy sôkôla teny amin’ny tarehin’ny zandriko. Dia fantatro avy hatrany ny zava-nisy.
🇫🇷Le gâteau avait disparu et mon petit frère avait du chocolat sur le visage. J’ai vite compris.

3.She stopped texting, and I put two and two together.
🇲🇬Nijanona tsy nandefa hafatra intsony izy dia azoko.
🇫🇷 Elle a arrêté d’écrire, et j’ai vite compris.

Omeo hevitra avy aminao ihany koa dia soraty ao amin'ny commentaires ary izany fa ho vakianay.
Mila fanazavana misy misy ve ianao ? Soraty hoe "interested" ao anaty commentaires.

23/06/2026

PROCHAINE RENTREE A SKY HI: 6 JUILLET❗❗

Soraty hoe "interested" ao amin'ny commentaires raha liana amin'ny fianarana teny anglisy ianao.
Hi everyone, this is our idiom of the day!
We hope you are doing well today 😊

Idiom: HANG OUT
🇬🇧to spend time with someone in a casual way
🇲🇬Miaraka amin’olona
🇫🇷 Passer du temps avec quelqu’un

Examples:
1. They’ve been hanging out a lot lately.
🇲🇬Miaraka matetika izy ireo tato ho ato.
🇫🇷 Ils passent beaucoup de temps ensemble ces derniers temps.

2.Do you want to hang out this weekend?
🇲🇬 Te hiaraka hivoaka ve ianao amin’ity faran’ny herinandro ity?
🇫🇷 Tu veux qu’on se voie ce week-end ?

3. I usually hang out with my friends after work.
🇲🇬Matetika aho miara-miala voly amin’ny namako rehefa avy miasa.
🇫🇷 D'habitude je traîne avec mes amis après le travail.

Omeo hevitra avy aminao ihany koa dia soraty ao amin'ny commentaires ary izany fa ho vakianay.
Mila fanazavana misy misy ve ianao ? Soraty hoe "interested" ao anaty commentaires.

19/06/2026

👉 Aza adino fa amin’ny 6 Jolay ny fidirana manaraka ato amin’ny SKY HI. Mbola tsy tara raha hisoratra anarana ianao❗❗

Fantatrao ve fa misy English Club foana ato amin’ny SKY HI Ampasika isaky ny Alarobia amin’ny 14h30? ☺

This Wednesday, the students played fun games and learned new things📝.
Here is what the SKY HI students learned and enjoyed about this week’s English Club. Let’s take a look at what they have to say.✅

19/06/2026

PROCHAINE RENTREE: 6 JUILLET❗❗

Soraty hoe "interested" ao amin'ny commentaires raha liana amin'ny fianarana teny anglisy ianao.

Hi everyone, this is our idiom of the day!
Our theme for this week is "Gen Z English slang"
We hope you are doing well today 😊

Idiom: GHOST SOMEONE
🇬🇧 To suddenly stop communicating with someone without any explanation
🇲🇬Tsy mamaly olona intsony tsy misy fanazavana
🇫🇷 Ignorer quelqu’un brusquement sans donner d'explication

Examples:
1. He ghosted me after our first date.
🇲🇬Nanjavona izy taorian’ny fotoana fiarahanay voalohany.
🇫🇷 Il m'a ignoré sans explication après notre premier rendez-vous.

2.She ghosted everyone after leaving school.
🇲🇬 Nanapaka fifandraisana tamin’ny olona rehetra izy rehefa niala tany an-tsekoly.
🇫🇷 Elle a coupé contact avec tout le monde après avoir quitté l’école.

3. He ghosted the group chat for two weeks.
🇲🇬Tsy hita tao amin’ilay groupe izy nandritra ny roa herinandro.
🇫🇷 Il a disparu du groupe pendant deux semaines.

Omeo hevitra avy aminao ihany koa dia soraty ao amin'ny commentaires ary izany fa ho vakianay.
Mila fanazavana misy misy ve ianao ? Soraty hoe "interested" ao anaty commentaires.

18/06/2026

PROCHAINE RENTREE: 6 JUILLET❗❗

Soraty hoe "interested" ao amin'ny commentaires raha liana amin'ny fianarana teny anglisy ianao.

Hi everyone, this is our idiom of the day!
Our theme for this week is "Gen Z English slang"
We hope you are doing well today 😊

Idiom: SPILL THE TEA
🇬🇧 To reveal gossip or interesting information/ secrets
🇲🇬Mitantara zavatra/tsiambaratelo
🇫🇷 Raconter les potins

Examples:
1. Come on, spill the tea. What happened last night?
🇲🇬Lazao e, inona no nitranga omaly alina ?
🇫🇷 Allez, raconte. Qu’est-ce qui s’est passé hier soir ?

2. I can’t wait to spill the tea with you later.
🇲🇬 Tsy andriko ny hitantaraina ilay izy aminao rehefa avy eo.
🇫🇷J’ai hâte de te raconter les potins plus t**d.

3. Who spilled the tea about the surprise party?
🇲🇬Iza no namboraka ilay resaka momban'ilay fety miafina ?
🇫🇷 Qui a vendu la mèche pour la fête surprise ?

Omeo hevitra avy aminao ihany koa dia soraty ao amin'ny commentaires ary izany fa ho vakianay.
Mila fanazavana misy misy ve ianao ? Soraty hoe "interested" ao anaty commentaires.

17/06/2026

RENTREE: 6 JUILLET
🎉 Les vacances arrivent... et c'est le moment idéal pour booster ton anglais ! 🚀
📅 La rentrée des cours de vacances à AVARADOHA aura lieu le 6 juillet.
Inscris-toi dès maintenant et profite d'un programme intensif conçu pour t'aider à progresser rapidement :
✅ Cours d'anglais intensifs
✅ Activités ludiques et interactives
✅ Pratique de l'anglais tous les jours
✅ Accompagnement par nos experts
Ne passe pas tes vacances à ne rien faire : investis dans ton avenir et améliore ton anglais tout en t'amusant ! 😎
📩 Contacte-nous dès aujourd'hui pour t'inscrire.

17/06/2026

RENTREE: 6 JUILLET
🎉 Les vacances arrivent... et c'est le moment idéal pour booster ton anglais ! 🚀

📅 La rentrée des cours de vacances à Ampasika aura lieu le 6 juillet.

Inscris-toi dès maintenant et profite d'un programme intensif conçu pour t'aider à progresser rapidement :

✅ Cours d'anglais intensifs
✅ English Club pour pratiquer en toute confiance
✅ Activités ludiques et interactives
✅ Pratique de l'anglais tous les jours
✅ Accompagnement par nos experts

Ne passe pas tes vacances à ne rien faire : investis dans ton avenir et améliore ton anglais tout en t'amusant ! 😎

📩 Contacte-nous dès aujourd'hui pour t'inscrire.

SKY Hi Madagascar Officiel 🗽 English Language School

☎ 034 45 367 83 (AVARADOHA)
☎ 038 13 524 37 (AMPASIKA)
🏡 Avaradoha - ampitan’ny Shell
🏡 Ampasika Itaosy

17/06/2026

PROCHAINE RENTREE: 6 JUILLET❗❗
Soraty hoe "interested" ao amin'ny commentaires raha liana amin'ny fianarana teny anglisy ianao.

Hi everyone, this is our idiom of the day!
Our theme for this week is "Gen Z English slang"

We hope you are doing well today 😊

Idiom: CAUGHT IN 4K
🇬🇧 Being caught doing something embarrassing, wrong, suspicious, or hypocritical with clear proof.
🇲🇬Tratra ambodiomby
🇫🇷 Pris en flagrant délit démasqué avec des preuves

Examples:
1. He said he studied, but he copied the answers. Caught in 4K.
🇲🇬Nilaza hoe nianatra izy nefa nandika ny valiny. Tratra ambodiomby.
🇫🇷 Il a dit qu’il avait révisé, mais il a copié les réponses. Pris la main dans le sac.

2. He denied damaging the car, but the security camera caught him in 4K.
🇲🇬 Nolaviny hoe tsy izy no nanimba ilay fiara, nefa tratran’ny caméra mazava tsara izy.
🇫🇷 Il a nié avoir abîmé la voiture, mais la caméra de sécurité l’a filmé clairement.

3. He said he was at home, but his friend posted a photo of him at a party. Caught in 4K.
🇲🇬Nilaza izy hoe tao an-trano, nefa nisy sary nozarainy namany tany amin’ilay fety. Tonga dia tratra.
🇫🇷 Il a dit qu’il était chez lui, mais son ami a publié une photo de lui à une fête. Pris en flagrant délit.

Omeo hevitra avy aminao ihany koa dia soraty ao amin'ny commentaires ary izany fa ho vakianay.
Mila fanazavana misy misy ve ianao ? Soraty hoe "interested" ao anaty commentaires.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

IPA 338 Bis Ampasika Itaosy
Antananarivo