29/05/2026
🥰♥️ ho an'ireo maniry te hianatra Allemand ato aminay sorato eo amin'ny commentaire hoe "Rendez-vous en Allemagne" dia alefanay any daholo ny détail 🥰🙏
APPRENDS L’ALLEMAND AVEC UN VRAI SUIVI PERSONNALISÉ ! Tu rêves d’étudier, de travailler ou de voyager en Allemagne ?
🇩🇪🇲🇬 𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 𝗗'𝗔𝗟𝗟𝗘𝗠𝗔𝗡𝗗 🇲🇬🇩🇪
📍AMBANIDIA - 📍MIANDRARIVO 📍AMBATOROKA
⠀📝 𝗜𝗡𝗦𝗖𝗥𝗜𝗣𝗧𝗜𝗢𝗡: https://blessingschool.mg/inscription
⠀📞 𝗜𝗡𝗙𝗢𝗟𝗜𝗡𝗘: +261 38 61 636 12
📣 𝗣𝗥𝗢𝗖𝗛𝗔𝗜𝗡 𝗥𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘𝗘 : 28 JUILLET Ne reste pas seul(e) dans tes démarches !
✨ Chez Blessing School, tu n’apprends pas seulement la langue :
👉 Je t’accompagne étape par étape
👉 Jusqu’à l’obtention de ton visa
👉 Avec des cours adaptés à ton rythme et
29/05/2026
🥰♥️ ho an'ireo maniry te hianatra Allemand ato aminay sorato eo amin'ny commentaire hoe "Rendez-vous en Allemagne" dia alefanay any daholo ny détail 🥰🙏
28/05/2026
🥰Hisaorana ny Tompo♥️🙏
Tanteraka Ilay rendez-vous en Allemagne 🥰
Petite protégée anay tato amin'ny Blessing School Madagascar no nianatra nanomboka A1 jusqu' à A2 > VISA ACCEPTÉE ☺️♥️
28/05/2026
🇩🇪prochaine rentrée : 1er Juin 🇩🇪
28/05/2026
Ref le Vorstellung no MBA haindry
27/05/2026
🇩🇪 rentrée : 1er juin 🇩🇪
27/05/2026
Encore une réussite aux examens cgm🥰
27/05/2026
❌TSY VOATERY AU PAIR NO ATAO RAHA HO ANY ALLEMAGNE ❌
🟢Nisy publication nataonay mikasika ny FÖJ dia hamaly ireo fanontaniana miverimberina izahay😊
1️⃣Mila mahay Allemand vé?
➡️eny tompoko 😊 rehefa misy resaka hoe mandeha any Allemagne dia tsy maintsy mianatra Allemand ianao🥰 Ary tsy maintsy manao examen cgm ihany koa😊
Ato amin'ny Blessing School dia mampianatra ny teny Allemand 😊
Prochaine rentrée : 1er Juin🇩🇪
Promo ho an'ireo misoratra anarana androany 27 mai🥰
➡️Niveau A1: 100.000 ar/2 mois au lieu de 120.000 ar/2 mois
➡️Niveau a2: 120.000 ar/3 mois au lieu de 140.000 ar/3 mois
➡️ Niveau B1: 140.000 ar/3 mois au lieu de 160.000 ar/3 mois
Mampanao cours prépa ihany koa izahay ho an'ireo hanomana examen 🥰
2️⃣inona no certificat ilaina Raha hanao FÖJ?
➡️Certificat de langue allemande niveau B1 4 modules avy ao amin'ny cgm 😊🙏
3️⃣misy agence mpikarakara Ilay FÖJ vé ?
➡️Mañana agence partenaire ny Blessing School Raha ohatra ka Au pair, FSJ, BFD, Ausbildung 🥰
➡️Raha ohatra ka FÖJ dia sehatra malalaka bé io dia ireto ny site afaka hitadiavanao contrat☺️
🟢https://oeko-freiwillig.de
🟢https://freiwillig-ja.de
🟢https://www.arbeitsagentur.de/bildung/uebergangszeit/freiwilliges-oekologisches-jahr
🟢https://www.nna-foej.de
🟢https://www.jugendfreiigendienste.de
🟢https://www.foej-rlp.de/fr/
4️⃣Raha nianatra environnement vé dia afaka manao FÖJ?
➡️Eny tompoko🥰
➡️Néfa tsy voatery ihany koa fa VAO mañana certificat de langue allemande dia efa mety☺️🙏
Startseite - Förderverein Ökologische Freiwilligendienste Mach das Beste aus deiner Zeit und setz dich praktisch für ökologische Themen ein. So machst du den Unterschied. Für dich und unsere Zukunft.
27/05/2026
Raha mandritran'ny entretien ianao no hametrahana an'ity fanontaniana ity Dia ahoana no havalinao 🥰🙏?
| Monday | 09:00 - 16:00 |
| Tuesday | 09:00 - 16:00 |
| Thursday | 09:00 - 16:00 |
| Friday | 09:00 - 16:00 |
| Saturday | 08:00 - 16:00 |