L.F.L

L.F.L

Share

cours français 100% pratique

25/07/2023

Salama tompoko😁

🇫🇷 FRANÇAIS PARLÉ 🇫🇷

"FAMPIANARANA MITENY SY MIRESAKA @ TENY FRANTSAY''

📚en salle📚
💫100% oral💫

🎓Natao hoan'ny akizy, tanora , lehibe (+5ans) 🎓

👉Misy niveau 03(débutant(e) -intermediaire-avancé) ,,, ka 03mois/niveau..

👉Mianatra 2h isan'andro ary afaka mianatra amin'izay andro sy ora ahafanao ihany koa anefa.

⏩Misy test de niveau

👉Misy cours spécial sy accéléré
⏩Mampanao cours à domicile

👉Misy cours de vacances (1,5mois,, mianatra 4h/j ,,50.000ar/mois )

📌Manao examen isakin'ny mahavita niveau iray.

📌Azahoana marim-pahaizana aorian’ny fianarana.

📌Misy sortie de promotion

🎓Droit: 5000ar
🎓Ecolage :30.000ar/mois

👉Fidirana: 7 AOUT 2023

📌Toerana: SALLE AN'NY FOKONTANY AMBODIVONKELY AMBOHIMANARINA (eo amin'ny sapanana Ambohimanarina)

✅Contact: 034 91 278 99 /038 05 748 35

👉Raha mahaliana anao dia afaka manantona anay ianao na miresaka aminay eto.

📌Dossier 📁 ilaina:
Sary tapaka 2
Photocopie CIN 1 na certificat de residence 1
Porte badge 1

N.B: mampanao cours en ligne ihany koa izahay raha toa ianao ka tsy afaka mianatra mivantana na tsy dia manampotoana.

🌹Mirary soa tompoko🙏

🇫🇷Mettez votre confiance dans notre expérience 🎓

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo