PLG

PLG

Share

Boîte de communication

Photos from Aritsirofo Raouz PHT's post 06/07/2025

Just ... 😍🔥

Mankasitraka ny rehetra👏🏻

28/06/2025

Félicitations Cynthia Manohisoa, fa soloina "GOLD" ny tapakilanao😍

Any ary mihaona e!!! Efa tsy andrinay ny hiaraka aminareo rehetra sy ny Reko Band rahampitso😘

Tongava soa daholo aey o!!!
Ho anareo any an-toerana VAO hividy tapakila dia tongava aloha ry reto a!!! Sod...😉

Araho tsy tapaka ny pejy fa ho avy eto indray ny sarintsika tsara Kely rahampitso 🤩
📸 Aritsirofo Raouz PHT 💪🏻

28/06/2025

📣📣📣 Ity indray ary ny lalao e! Miaraka amin'ny Reko Band hatrany isika.
Hantenaina fa efa any aminao ny tapakilanao amin'izao fotoana izao😊 satria rahampitso Ilay fotoanantsika🥳🎤🎸🥁

Ka ataovy anaty commentaire indray ary ny sarinao miaraka amin'ny tapakilanao fa ho solointsika GOLD izany raha ianao Ilay voasarika, raha toa ka efa GOLD kosa ny anao dia mahazo iray fanampiny ianao Izany🤩🥳
👉🏽 👊🏽Ndao Ary e!!!
👉🏽 🏆 An'io hariva ihany dia omena eto ny valin'ny lalao

Raha Mbola tsy nahazo tapakila ianao dia aza tara,
👉🏽😯 efa lany ny tapakila "Simple" rehetra
👉🏽😊 fa ny ambiny no mbola misy

Tongavasoa daholo ary o!!!

22/06/2025

😯😯😯 Tandremo ary sao tara a!!!😯😯😯
👉🏽 Lany ny tapakila SIMPLE rehetra 😯
👉🏽 Ny ambiny mbola misy fa aza miandry ela ary😊

🏆 Mbola hisy lalao hiarahantsika fa aza miala lavitra,
Sopapa kely🤫: "ataovy akaiky ny tapakilanao"

13/06/2025

Ao tsara daholo ve Itaosy sy ny manodidina 🎤

🗓️ Alahady 29 Jona 2025
⏰ Amin'ny 03 ora
📍 FJKM Ambavahaditokana Fanilony i Kristy

😋Andao hiaraka aminay amin'io fotoana io fa hiaraka hankafia be isika 🥰

💸Ny tapakila dia azo jifainao :
👉 Quincaillerie Tolotra Bemasoandro Itaosy
👉 Les Séraphins Andranonahoatra
👉 QG Reko Antaninandro

Izay fa any ny fotoana e 🤙

09/06/2025

📣📣 Vonona daholo indray ary ve o ???

Ireto indray ireo olona nahafeno ny fepetran'ny lalaontsika ka voasarika hahazo billet "SILVER" 2 avy 😯😍 , Sady mandeha no afaka mitondra namana mijery Reko Band ❤️ Izany☺️

Félicitations Hasina Rahariniaina sy Fanoù Koloina 🥳🥳 dia 🎶"Tongasoa ato aminay ..."🎵sahady😍 ... Any mihaona e!!!🌟

Manasa anareo hatrany hanaraka ny pejy fa mbola hisy lalao ihany Sady hahazoana tapakila "GOLD" bé izao 😯🤩😍

👉🏽 Raha misy mila tapakila dia manasa anao ihany koa hiditra hafatra miafina

05/06/2025

🤩 Efa samy nahazo ny tapakilany daholo ve o?? 🤩
📣📣📣Ndao ndray ary hilalao e!!!📣📣📣

Amin'ity kilalao faharoa ity dia hisarika olona 2 isika izay hahazo billet 🌟SILVER🌟 roa (2) avy be izao😯🥰, ahafahanao sy Ilay namanao na olo-tianao😍☺️ miaraka mijery Reko Band 😍

Ireto avy ary ny fepetra amin'ity indray mitoraka ity:
👉🏽 Soraty anaty commentaires ndray hoe " Ho avy izahay" ary araho identification an'ilay olona tinao hiaraka hijery Reko aminao👩‍❤️‍👨😁
👉🏽 Asiana "J'aime" ny pejy (suivre) mba afahanay milaza aminao amin'ny hafatra miafina raha ianao no nahazo Ilay loka😉
Ny "lundi de Pentecôte" isika ny hanao ny fisarihana💯🏆

Ho antsika mitady billet kosa anefa dia midira hafatra miafina ary aza variana sao lany ny tapakila a!! 😊❤️

03/06/2025

Ndao Ary o!!!!👊🏽

🤩 29 Juin Ilay date-tsika

👉🏽Araho hatrany n'y pejy fa hisy lalao ahazoana tapakila Ary!!!

Ao tsara daholo ve ??? 👋

Ireto indray ny fotoanan-tsika amin'ity volana Jona ity hatreto an✨

👉 Dimanche 15 Juin : CONCERT ITM | CCI Ivato | vers 16h

👉 Dimanche 29 Juin : CONCERT | FJKM Ambavahaditokana Fanilony I Kristy | vers 15h

Izay fa amboary dieny izao ny programme anao 😊

27/05/2025

🤩 Vonona daholo vé??🤩
Arak' Ilay resatsika dia indro ary ny anaran'ireo olona roa nahazo fidirana maimaim-poana "Bronze" tamin'ity herinandro ity😘

Manasa anareo hatrany hanaraka ny pejy...

Fikafika kely😉: asiana "j'aime" le pejy de atao "suivre" (dia amin'izay mahazo notification rehefa misy vaovao eto amin'ny pejy😊)

Hisy lalao isakerinandro eto azahoatsika tapakila hatrany,

✨ Ny manaraka dia hisarika ny ahazo ny "Silver" indray isika✨

🎵"Tongasoa ato aminay.." 🎶 sahady Ilay olona roa nahazo an'io❤️

24/05/2025

🎶" Tongasoa ato aminay...
Fa fianakaviana iray." 🎵

👉🏽 Andao indray hiaraka amin'ny Sampana Mpanavaza sy Tilly ao amin'ny FJKM Ambavahaditokana Fanilony i Kristy sy ny Reko Band

👉🏽Soraty anaty commentaire hoe "hoavy" fa hisy fisarihana hahazoana tapakila sahady👊🏽

,⚡✨Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy hatrany ny lalao mahakasika ny hetsika😉

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo