15/04/2026
🚨AZA TARAIKY INTSONY
Mbola misy toerana vitsivitsy ny fidirana ka hatramin’ny ny 20 Aprily mbola mandray ho an’ireo izay te hianatra teny Sinoa 🇨🇳sy fiteny Allemand 🇩🇪
📍Ankazomanga Immeuble 3 miss, rond point
10/04/2026
🥰 Retour en images
Nafinaritra nahita anareo tonga maro be tsy nisalasala tao amin’ny Stand 26 omaly 09 Aprily sy androany 10 Aprily.
☺️Manome fotoana anareo izahay amin’ny fidirana ny Alatsinainy ho avy izao.
09/04/2026
☺️ Aza adino manaraka ny fandaharana La Matinale isaky ny Alakamisy ao amin’ny Record TV amin’ny fampianarana teny sinoa amin’ny 6h30.
02/04/2026
🚨 Notre bureau sera exceptionnellement fermé du vendredi 3 avril au mardi 7 avril inclus, à l’occasion des vacances de Pâques. Cependant, les inscriptions restent disponibles en ligne via notre page Facebook, et vous pouvez également nous contacter directement par téléphone.
☺️ Merci de votre compréhension et joyeuses fêtes de Pâques !
📞 Contact: +261 38 77 537 11
01/04/2026
❌ ❌ POISSON D'AVRIL
🙂 Maninona no mandainga raha afaka miteny ny marina !?
🥰 Rahampitso 02 Aprily ao amin'ny RECORD TV dia misy *code* ho zaraina ho atsika ka izay manoratra anarana ny amin’ny fidirana amin’ny 13 sy 14 Aprily ka miteny io *code* io dia ahazo fienam-bidy 50% be izao amin'ny "DROIT D'INSCRIPTION"
⌚️Amin'ny 06h 30 maraina no manomboka ny fandaharana ka aza taraiky ary.
"On n'apprend pas une langue, on vit la langue qu'on apprend"
📞Contact: +261 38 77 537 11
📍Lieu: Ankazomanga Immeuble 3 Miss, akaikin'ny Rond point
.
31/03/2026
🚨Averinay ny VOLANAO…..
- Raha toa ka mianatra ato aminay ianao ka manaraka ny torimariky ny mpampianatra ka tsy mahay
☺️Tongava ety Ankazomanga Immeuble 3 miss dia ho apianay ianao.
Na teny Sinoa🇨🇳, na Allemand🇩🇪, na Anglais🇺🇸
📞 Contact: +261 38 77 537 11
26/03/2026
🇨🇳🇺🇸🇩🇪Efa misy fidirana amin’ny 14 Aprily izao ho an’izay tia hianatra mihoatra ny teny Sinoa, Allemand ary ny anglisy