Maherison CAES

Maherison CAES

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maherison CAES, .

29/06/2022
03/06/2022

Vita iny ny lesona miditra exercice izao FARADOBOKA FARADOBOKA
POLISY ZANDARY ny 07 jona hoavy izao .Ary fidirana vaovao Magistrat , greffier ny 15 jona ho avy izao CAES 0344145743

Photos from CAES's post 25/05/2022

Ho antsika izay hanao concours ho hidirana fifaninanana ho hidirana ho mpiasam-panjakana MAGISTRAT judiciaire administratif et financier

Photos from Maherison CAES's post 18/05/2022

CAES Dia manomana antsika izay hanao concours ho hidirana fifaninanana ho hidirana ho mpiasam-panjakana GENDARME POLICE MAGISTRAT judiciaire administratif et financier GREFFIER ao ihany koa n'y ho an'izay te hianatr'asa toy Transit et douane fidirana CAES manaraka Dia amin'ny faha 1 juin ho avy izao raha toa ka Mila fanazavana fanampiny ianao dia antsoy ny CAES laharana tel 0344145743,0331998498. Adresse CAES Lot Vo 40 Ankazotokana ambony Akaikin'ny Station Total Ankazotokana ambony n'a Akaikin'ny arrêt de bus 116,117,182 Ankazotokana ambony

06/04/2022

N'y fidirana CAES manaraka Dia amin'ny faha 11 aprily ho avy izao ho antsika izay hanao concours ho hidirana fifaninanana ho hidirana ho mpiasam-panjakana POLICE GENDARME MAGISTRAT judiciaire administratif et financier GREFFIER ao ihany koa n'y ho an'izay te hianatr'asa transit et douane. Adresse CAES Lot Vo 40 Ankazotokana ambony Akaikin'ny Station Total Ankazotokana ambony n'a Akaikin'ny arrêt de bus 116,117,182 Ankazotokana ambony. CAES laharana tel 0344145743,0331994898.

Photos from Maherison CAES's post 04/04/2022

Ho antsika izay hanao concours ho hidirana fifaninanana ho hidirana ho mpiasam-panjakana POLICE GENDARME

28/03/2022

RENTREE 04 AVRIL NY TRANSIT& DOUANES

Photos from Maherison CAES's post 24/03/2022

Ho antsika izay hanao concours ho hidirana fifaninanana ho hidirana ho mpiasam-panjakana GENDARME MAGISTRAT judiciaire administratif financier s'y greffier Ary pénitentier indray izao n'y fidirana CAES manaraka Dia amin'ny faha 28 martsa ho avy izao raha toa ka Mila fanazavana fanampiny ianao dia antsoy ny CAES laharana tel 0341948068,0344145743

14/03/2022

Misy fidirana CAES manaraka Dia amin'ny faha 21 03 22 ho avy izao

CAES: COURS D'APPUI POUR ETUDES SUPERIEURES Tél:0344145743
Manomana an'ireto fanadinana ireto: POLISY, ZANDARY ,GREFFIER
Fidirana 21 Martsa 2022 ho avy izao

Photos from Maherison CAES's post 22/01/2022

CAES Dia manomana antsika izay Liana hanao concours ho hidirana fifaninanana ho hidirana ho mpiasam-panjakana POLICE GREFFIER GENDARME Percepteur de finance MAGISTRAT ao koa ho antsika izay Liana te hianatr'asa transit et douane fidirana CAES manaraka Dia amin'ny faha 07/02722 ho avy izao raha mila fanazavana fanampiny ianao dia antsoy ny CAES laharana tel 0341948068,0344145743. Adresse CAES Lot Vo 40 Ankazotokana ambony Akaikin'ny Station Total Ankazotokana ambony CAES don't be the same be the better

Want your school to be the top-listed School/college?

Telephone