24/05/2026
Ktzo FPVM Ivato Fanahy Sy Fiainana
🙏"Inty aho , iraho aho ", isaia 6,8b🙏
24/05/2026
01/05/2026
🙏
14/04/2026
✨🙏
14/01/2026
Araibaina enao dada malala nahatratry ny tsingerin-taona 🥳🥳🥳👑✨
03/01/2026
🌟 TRATRY NY TAONA VAOVAO 2026🌟
Enga anie ity taona vaovao ity ho taonan’ny fahasoavana sy fitahiana, ho fotoana hanatanterahan’ANDRIAMANITRA ny fampanantenany, ary ho taona fanavaozan’ny fo sy ny saina ho antsika rehetra 🤍🙏
Aoka JESOSY no hitarika ny diantsika isan’andro, hanazava ny lalantsika amin’ny fahendreny, ary hameno ny fontsika ny fiadanana, fanantenana ary hery vaovao 🌟🕊️
Na inona na inona sedra atrehina, enga anie isika tsy ho kivy, fa hifikitra amin’ny finoana, satria Andriamanitra mbola miasa mangina, mitondra ny zava-drehetra ho amin’ny soa ho an’izay matoky Azy 🙌✨
Ho taona hamoahana vokatra tsara, ho taona hanehoana fitiavana, ho taona handresena miaraka amin’I Jesosy,🥳🥳 ary ho taona feno fahombiazana sy fitahiana ny Taona 2026 📖🌱🏆
🥳💝Ny mason'i Jehovah Andriamanitrao mitsinjo azy mandrakariva hatramin'ny fiandohan'ny taona ka hatramin'ny fiafarany. 💗
📖 Deoteronomia 11 : 12B📖