Apprendre de toutes langues en ligne

Apprendre de toutes langues en ligne

Share

Cette est créée pour vous aider d'apprendre des langues de votre choix et nous sommes prêts à vo

21/11/2023

QUI VEUT APPRENDRE UNE DES LANGUES SUIVANTES:FRANÇAIS ,ALLEMAND,ANGLAIS,CHINOIS,HINDI(INDE),ESPAGNOL ? 👀

09/11/2021

-Salama ô...
-Suprabhaat!
-Hello!
-Hola!
-Bonjour!
-Namaste!
-Guten tag!

31/08/2020

Antrano ihany no mianatra 📝,😱

Fa tsy ho menatra amin'ny namanao ianao satria hahay sady tsy mandany vola be.💪💪😱😱

Ny ekipa apprendre de toutes langues en ligne dia faly amin'ny fahavononan'ireo rehetra nanomboka nianatra anio...300 mahery ianareo raha toa ka 09 kosa ny ekipa mandrafitra izany fampianarana izany...😱💪🥰

Mbola mitohy izany fisoratana anarana izany..🗒️📝

''Ataovy ohatra amin'ny manodidina anao ianao''

Aza adino mi-jaime sy mi-partage tompoko...Gasy mifanampy,mahay fiteny maro...🎌🇧🇦🇦🇪🇧🇫🇦🇿🇦🇹🇧🇦🇨🇳🇨🇳🇩🇪🇪🇨🇨🇴🇦🇪🇧🇯🇦🇹🇧🇧🇦🇹🇧🇳🇦🇹🇧🇲🇦🇿🇦🇹🇧🇦🇧🇧🇧🇫🇦🇪

26/08/2020

Mankasitraka amin'ny j'aime tompoko..🙏🙏
Mbola mandeha ny fisoratana anarana satria manomboka am Alatsinainy ny cours tsika.📑📑🗂️
Maro ny nisafidy espanole🇪🇦 sy français🇨🇵ary anglais🇬🇧🇺🇸 Ary ilay teny karana🇮🇳 na de vitsy kosa ny nisafidy ny hianatra allemand🇩🇪 portugais🇵🇹,Italianina🇭🇺Ary tsy latsa-danja kosa ilay fiteny sinoa🇨🇳
Tohiza Tsika izany ho an'ireo mbola tsy nisoratra anarana fa mbola tsy tara...Voafetra ny toerana satria eo am resanao vidéoconférence 😱🎥📺📱📲 hanaovana pratique no d'aide hisy olana...

Mankasitraka sahady manao partage sy mi j'aime page Tsika azafady...🙏🙏

Photos from Apprendre de toutes langues en ligne's post 25/08/2020

Tongasoa eto apprendre de toutes langues.😱😱

Fampianaranay teny vahiny izay tianao..🥳🥳
.Maro no nangataka hoe oviana manomboka??==@>>Rahampitso manomboka ny inscription..🗂️🗃️📑

Inona n'y hampianarina ato voalohany izay misarika ny bé sy ny maro??🤔🤔

Valiny:Atomboka amin'ny Fampianaranay teny ''karana'' 😱😱 izay nahaliana ny bé sy ny maro satria (mijaly zan honobrehefa maheno le karana mpivarotra mahay teny gasy nefa tsy hainy ny fiteniny...

Mankasitraka sahady Ary e..🙏🙏

Mp izay Liana tompoko

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00